sao efa tsy fanajana ny lalany zavaboahary intsony izao..

41. tsiambaratelo ( 12/09/2008 06:49)
goaikafotsytratra:

niryna:

sakaizakely:

efa hatry ny ela no efa nadikan'ny olmbel ny lalanan'ny zavaboahary

1x de + ou 1x de - tsy hitako intsony ze mahasamihafa azy

efa nopotehandra-oulmbel izao tontolo izao, ho rava atsy hoatsy, raha tsy ny rechauffement climatique de zavatra hafa

de zao izy mitady lalana hipetrahana any @ planeta hafa indray rehefa avy nandoto ny Tany

:-w :-w :-w :-w

mitovy hevitra aminao koa aho,firifiry ireo siantista nitady porofo etsy sy eroa,firifiry no nanohitra ny teny tao anatin'ny baiboly? na ny mpaminany iray izay aza niteny tamin'ny 1966 fa ho simba sy ho toerana feno fahalotoana ny .... ary dia nitranga izany ankehitriny.
Mivavaka avokoa ny fiangonana rehetra fa efa mipoitrapoitra avokoa izay voalazan'ny ao anaty baiboly ary tena tsy tana intsony( io no fiandohan'ny turbilation na rapture ) mbola vao fiandohany io.Mety hisy hiteny hoe efa nisy taloha izany ,marina tokoa fa izao vao maika miriorio mitady izay arapany toy ny liona satana fa kely sisa ny andro hiainany.Vakio ny Apokalypsy ary mivavaha tsara mba omen'Atra ny fanahy masina hanazava ant
sika fa io Apo io irery ihany no tena boky sarotra indrindra ary vitsy dia vitsy no mahatakatra ny teny ao eny fa na dia samy olona efa nofanina ho mpitondra fivavahana aza .Tsy avalan'ny satana ahalala ny marina isika satria io no milaza feno ny tantaran'i kristy ary izy no nampitondra hafatra an'i Jaona .
Ny teny toy ny fanazavana ireo taranak'i Abrahama izao nankasitrahana sy ny iray tsy nankasitrahana ka hiady ohatra ,dia samy efa mahalala avokoa isika ary ny firenen'Isaraely izay mila vonjy hatraiza hatraiza ohatra ,tsy misy na iray aza afaka ampitsahatra ny ady any satria efa nomena ny firenena io ny blessing ( na firenena voatokana izy ,nofidin'Atra )kanefa hatramin'izao dia mbola mitady ilay mpaminany foana .Io ilay hoe mpaminany tsy masina an-taniny,ny firenena izay hirodona ny tower ,efa voasoratra io ary dia hiaraha mahalala izany fa dia nirodana tokoa ny towers roa .Ny firenena izay taona maro no efa nisy mpaminany fa ho tonga firenena maloto,feno fahalotoana ao aminy,dia io hiaraha mahalala io ny fanomezan-jo ao California ny mpivady lahy sy lahy ....Araho daholo ny baiboly fa izay zavatra voalaza ao dia mitranga ankehitriny ary mbola hitranga ihany koa ...Mody amin'ny taniny ny Jiosy...efa maro izy no lasa nandeha tongotra niverina any Israely izao. Hmmm io vaovao henoko farany.
Miambena isika fa tsy fantatra ny ho avin'ny rahamnpitso.Firifiry ireo nanao fikarohana mitady ambony noho Atra ? firifiry no lasa nijoro ho vavolombelona satria nitady ny tsy fisian'Atra no nataony kanjo Atra no nampiseho azy sy nametraka azy ho lasa mpijoro ho vavolombelona.
HS kely fa ny tiako ho tenenina dia hoe efa voasoratra daholo ny niandohan'izao tontolo izao ary jereo anie Mosesy e,ny olombelona efa tany amin'ny andro faha enina vao nataon'Atra kanefa dia nasehon'Atra tamin'i Mosesy daholo ny fomba nataony izao tontolo izao ,mm mahagaga ny asaNy
*** tsy tokony ato ity no nalefako saingy nataoko satria nifanaraka ny sujet .
ny mpino kristiana dia manana finoana fa zanak'Atra i kristy
Mpamonjy ny rehetra izay manaiky ny ametraka ny fiainany Aminy ihany.koa
Mino ny fijanganan'ny tamin'ny maty ary ny fiakarany tany an-danitra.
......mino koa izany fa mbola ho avy Izy ary dia efa nasehony fa fiandoham-pahoriana daholo ireo mitranga amintsika rehetra ireo noho ny fon'olombelona mbola manamafy sy minoino foana ary manao Atra hafa noho izy ,mbola ho mafy ny ahazo antsika fa samia mivavaha .
tsy ny biby na zavatra hiankohofana atao Atra irery akory izany fa ny vola ,ny fitiavantena ,ny fialonana,ny tsy fitiavana sy ny sisa rehetra .


maro ny olona no mieritreritra fa ity univers misy antsika ity dia vokatry ny hery tsy hita maso. tsy hitan'ny olombelona sy tsy mbola azony antsaina tsara no tena marina kanefa amiko dia nomena fahefana ny olombelona hikaroka ary ny tena asan'ny zanakolombelona dia mikaroka sy manome anarana ny tontolo ary hanjaka eo aminy. ny antony lehibe indrindra izay manosika ny olona hikaroka ihany koa dia ny fahalalany voalohany indrindra fa mortel izy ka mila mametraka legacy ho eritreretin'ny fara aman-dimby.

tsy dia hitako loatra ny anton'ny idiran'ilay notion mametrahanao an'Andriamanitra ato @le resaka. Andriamanitra amiko dia fiafaran'ny chaine de causalite rehetra satria tany no nametrahan'ny olona izay rehetra tsy voazavan'ny sainy ka antony iray hafa ihany koa "namoronany" azy.

ny olombelona dia tafiditra ao anatina evolution ary izay rehetra hitranga hoavy, raha sanatria hitondra azy any @ fandringanana na extinction-ny ary dia azo apetraka ho tranga iray dans le cour de l'histoire izany.

amiko, ny antony tokana hisian'ny olombelona dia tsy sangisangin'ny natiora akory fa saina mety afaka hicomprendre azy sy hiaina eo anivony. ka n'inoninona ho ataon-draolombelona dia ny comprehension'ny tontolo manodidina azy aloha no tsy maintsy ho tadiaviny vao hieritreritra ny ambiny izy.

ny tenako dia notaizaina tamin'ny siansa (mpandalina geologie) ary ny zavatra voalohany nolazaina tamiko dia ny hoe adinoy izany Andriamanitra izany fa ny relation cause a effet no katsaho. ka omeko rariny hatrany ny olombelona amin'ny fikarohany na dia mi-defier ny lalanan'ny zava-boahary ary izany satria ny handrana ihany no mitondra any @ fahalalana ary ny fahalalana na hitarika fahafatesana ary dia tombony.




Hatraiza ny farafahaizany zanak olombelona?Manapetra marina:D
42. naughtyboy ( 12/09/2008 09:49)
ozy goaikafotsytratra
" omeko rariny hatrany ny olombelona amin'ny fikarohany na dia mi-defier ny lalanan'ny zava-boahary ary izany satria ny handrana ihany no mitondra any @ fahalalana ary ny fahalalana na hitarika fahafatesana ary dia tombony."

tena mitovy fijery @ ze voalazanao rehetra teo aloha za afatsy io andalana farany io nahoana?
tsy misy tombony ho an'ny olontsotra tsy manohana ny firehankevitry ny mpandala siansa mintsiny ny ho faty @ tsy androny,fahalalana dia ilaina ifehezana ny manodidina fa tsy angalana tombony amonotena noho ny fanandramana mety tsy ho voafehy...,ra te ametraka ilay legacy ho eritreretiny fara amandimby isika dia vaindohandraharaha ny siantista ny hiaro ny tontolo iainantsika izao fa tsy anapitra azy noho ny tsy fahombiazany
andrana ataony.Io no mapiahiahy ahy.. :lol:
43. naughtyboy ( 12/09/2008 10:26)
ozy herimiafina
\" Fa ny fahalalako azy io dia efa misy hypotheses hafa tian-dry zareo verifier-na fa tsy ireo voalazantsika sy voaresantsika eto io fotsiny, saingy mijanona ho confidentiel ny tena tanjona marina tiany hotratrarina.
Ny siosiondresaka efa henoko dia misy hatramin\'ny resaka \"trou de verre\" na ny raha adika amin\'ny teny malalaka dia mitovitovy amin\'ny téléportation, mety ho ao koa ny \"voyage dans le temps\" ary farany ny mety ho famoronana \"fiainana vaovao amin\'ny toerana tsy misy izany\" fa ny tena base-ny aloha dia ny string theory ihany no tena hitabe hoe porofoina amin\'io. \"

izay mintsiny no tanjona tiany mpikaroka ho tratrarina eto, ra ny fijeriko azy koa de efa hitrandraka ny ankoatrany eto antany sy ifandray @ ho avy(futurism) ,ra mijery na mamaky ireny sci-fi ireny isika dia olona matetika manana fototra @ siansa sy fahalalana @ fikarohana sub-atomic na astronomy izy reny no atony sarisary antsaina @ boky sy sinema avy @ movement samihafa niforona tetsy sy teroa,fa ny tena niatombohany ra ity taonjato faha20 no resahina mizara sehatra maro2 natomboky reo sivilizasiona tandrefana(art deco,surrealism,contructivism,dada sns...)
ao anatiny antsoina oe surrealism ity de taranja zay niforona tao Italy T.F.Marinetti nifindra tao Paris(1920 Andre Breton B.S.I)ary nipariaka erantany
...hitohy..
44. naughtyboy ( 12/09/2008 11:48)
mbola resaka quantum mechanics zay novokariny N.Bohr no lalana itadiavany mpikaroka anazavana izany satria fantatra fa ny mahaolona hafa tsy avy @ sela na atoms,quarks,protons,nucleus..de ezahina alalinina ny fifandraisany @ universe parallel zay efa voalazany H.M ,taorinan\'io theory io mo de nisy hafa(Copenhagen interpretation)nanazava fa ny quantum particle hita @ toerana 1 de miseho any @ toerankafa(tsy hita maso) voaporofo izany t@ fanadramana nataony E.Schrodinger t@ saka(schrodinger cat) zay noidiny tao anaty vata miaraka @maritoa sy taratra,poizina simika samihafa (radioactivity)zay milaza fa ny vatany le saka no maty nefa misy vatana hafa(avy @ infinitum state vector)velona ao mandrapisokatry le vata..ahatongavana @ le singularity.Dia tonga i S.Weiberg(astrophysicist -amerikana) nilaza fa
\" This is surely wrong: Physicists and their apparatus must be governed by the same quantum mechanical rules that govern everything else in the universe. But these rules are expressed in terms of a wavefunction (or, more precisely, a state vector) that evolves in a perfectly deterministic way. \"
\" ny zv tena diso tokoa ny fizisista sy reo asa fikarohany tokony ho feheziny lalanany quantum mechanics izay mifehy ny tontolo fantatra,reo lalana ireo dia voalaza @ toeranjotra (antsoina oe N,A,S,G @ state space)zay mivoatra @ fomba lafatra ny firindrany fitadiavana azy \"
i lery io kalo de tsy mpino na de jiosy aza nefa dia nanamarika izy fa ny fandikana ny lalanany zvboahary dia diso tokoa ,itovizako hevitra tanteraka..
45. fahamarinana ( 12/09/2008 12:26)
:arrow: mahavariana ny mamaky ny voalazanareo ato fa lava be sady tara vao namaky ka aleo tsy mandray anjara aloha sao hiteniteny foana eto... :) (l)
46. tsiambaratelo ( 12/09/2008 16:28)
fahamarinana:

:arrow: mahavariana ny mamaky ny voalazanareo ato fa lava be sady tara vao namaky ka aleo tsy mandray anjara aloha sao hiteniteny foana eto... :) (l)



fahamarinana>dain,:-P
47. fahamarinana ( 12/09/2008 16:43)
:arrow: sady misy teny nglisi nglisy ka tsa haiko e... :°) (l)
48. naughtyboy ( 12/09/2008 19:35)
fama>le farany io zany de ny dikany zay voalazany i.H.M eto oe
" Ny siosiondresaka efa henoko dia misy hatramin'ny resaka "trou de verre" na ny raha adika amin'ny teny malalaka dia mitovitovy amin'ny téléportation, mety ho ao koa ny "voyage dans le temps" ary farany ny mety ho famoronana "fiainana vaovao amin'ny toerana tsy misy izany" fa ny tena base-ny aloha dia ny string theory ihany no tena hitabe hoe porofoina amin'io. "

zany oe reo mpikaroka 3 nolazaiko teo ireo de samy nahazo nobel prize t@ fikarohana mitovy (quantum mechanic,superstring theory..)na dia i N. Bohrs aza no nitrandraka azy io ,i E Schrodinger aza mo efa nanao teleportation ana saka tao anaty vata (nisy camera tao anatiny io ijerevena ny miseho rehetra ary hitany fa misy saka 2 tafajanona tao ra mbola tsy nisokatra ny vata ,ny 1 le vatany matiny taratra simika sy poizina navoakany maritoa ny iray velona misy endrika fa tsisy vatana(mass)..de avy i S.Weinberg milaza fa tsy mety ty ataonareo ty ry zala fa mandika ny lalany zvboahary,@ zao fotoana zany de ny ikarohana ny lalana nalehany le saka 1 tsisy vatana( tsy mety maty)no ezaka tratrariny reo mpikaroka zay mifandray @ fikarohana ao ambany tonelina any soisa/frantsa ka itadiavana ireny lalana sy lny toerana alanany ary ny alehan'ireny fanandramana ireny
49. fahamarinana ( 12/09/2008 19:45)
:arrow: naughty :misaotra nanazava,tena mahaliana tokoa fa lasa lavitra loatra ka tsy tratran'ny zanak'atidohako,aleo dia tsorina tanteraka.Andraso hiverenana vakiana hatramin'ny 1er ndray. :) (l)
50. Herimiafina ( 13/09/2008 02:18)
Tena mbola tsy henoko indray ity resaka Schrodinger Cat ity klé! :^)
Misaotra an'i Naughty nitondra ity resaka ity fa mahaliana tokoa.
51. tsiambaratelo ( 13/09/2008 13:06)
naughtyboy:
fama>le farany io zany de ny dikany zay voalazany i.H.M eto oe \" Ny siosiondresaka efa henoko dia misy hatramin\'ny resaka \"trou de verre\" na ny raha adika amin\'ny teny malalaka dia mitovitovy amin\'ny téléportation, mety ho ao koa ny \"voyage dans le temps\" ary farany ny mety ho famoronana \"fiainana vaovao amin\'ny toerana tsy misy izany\" fa ny tena base-ny aloha dia ny string theory ihany no tena hitabe hoe porofoina amin\'io. \" zany oe reo mpikaroka 3 nolazaiko teo ireo de samy nahazo nobel prize t@ fikarohana mitovy (quantum mechanic,superstring theory..)na dia i N. Bohrs aza no nitrandraka azy io ,i E Schrodinger aza mo efa nanao teleportation ana saka tao anaty vata (nisy camera tao anatiny io ijerevena ny miseho rehetra ary hitany fa misy saka 2 tafajanona tao ra mbola tsy nisokatra ny vata ,ny 1 le vatany matiny taratra simika sy poizina navoakany maritoa ny iray velona misy endrika fa tsisy vatana(mass)..de avy i S.Weinberg milaza fa tsy mety ty ataonareo ty ry zala fa mandika ny lalany zvboahary,@ zao fotoana zany de ny ikarohana ny lalana nalehany le saka 1 tsisy vatana( tsy mety maty)no ezaka tratrariny reo mpikaroka zay mifandray @ fikarohana ao ambany tonelina any soisa/frantsa ka itadiavana ireny lalana sy lny toerana alanany ary ny alehan\'ireny fanandramana ireny
=))=))=))=)) andraso alou zah imémé kely fa tsy tanako intsony.Mahaliana be le dinika,fa tsy ny dinika no mapitokaiky ahy rery ato ambadika ato.Fa nahita an le String=)) io ambony zah de=))saiky lasa lavitra beuuu ny =)) hay mou le izy=)) wé String theory:-P aza omena tsiny fa mba fiomehezana tsy tana.
52. Herimiafina ( 13/09/2008 15:14)
Superstring theory ry Tsiambaratelo an! :-D :^)
53. naughtyboy ( 13/09/2008 21:34)
JN25 msg code breaker/enigma,msg interceptor.NWO 11/09/ 1991 gw.b/illuminati,bava-ger1774 --->us1776 niasa
take ov fin con 1934 fed res MON SYS us
1967BANKI SYS
Ozy Booboo
@ roman an\'i Dan Brown ilay Illuminati iny misy ito resaka accelérateur du machintrucbidule ito...

asiko resaka kely io ,mbola tsy namaky ilay bokiny Dan Brown aho fa ny fantatro kely @ io dia tena fikambanana miafina antsokosoko ahitana ireo olona mitondra firenena maro sy olomalaza avy(oh.hitler,JFK,G.W.Bush,F.Castro sns..)niforona tany Bavaria/Germany 1774 ary nanana fikasana iditra any USA(1776) mitantana ny 3/4 ny lalana vao2 ny itondrana zao tontolo izao(New World Order)miaramiasa @ bohemian grove,skull+ bone society noforonony W.huntington.Russel 1832 (ahitana an\' G.W Bush)t@ 1934 vao tanteraka zany fangalana fahefana tao Amerika zany t@ alalany fifehezana ny fitantanambola(monetary system) lasany Federal Bureau Reserve (marihina fa ny antokon\'olona ao no mitana zany B.F.R zany)manana signe marobe zareo ahafantarana azy ary hita any @ vola tararatsy dolara ireny sy ny sainany firenena mikambana U.N,Nato sns..hitohy..

H.M norma zany fa zao nisy files zay nalefany H.M ndray mandeha mikasika an\'io resaka io ra tsy diso za

;-)
54. naughtyboy ( 14/09/2008 10:35)
tsiambaratelo> nga enao mirevy anreny string reny :-D :-D :-D nena ny joba refa tsara jerena ny vatany no tena ankafiziko :D :-D tsara reny kah

booboo> ie misy ifandraisany tko io msinina sy ny illuminati zay sekta lehibe indrindra ankoatrany free mason zay efa manjaka @ sehatra avo politika sy toekarena ary siansa sosialy,indrisy io le atahorako hafa oe anjakany ratsy fanahy ny toerana rehetra
:°)
55. Herimiafina ( 14/09/2008 14:11)
naughtyboy, tadidiko iny kah, nataoko tao amin'ny takelaka mahaliana angamba izy izay, dia les maîtres du monde no nataoko titre raha tsy diso aho, milaza ny momba ireo société secrète misy eto an-tany izay efa manoritra mialoha ny zava-drehetra entina hanjakana ny tany. :^)
56. naughtyboy ( 14/09/2008 15:54)
dehttp://www.youtube.com/watch?v=4UQ5CHifqMs
ary le NWO conspiracy na fomba andrindrany reo sekta ireo ny lalanany tany vaovao (ny rehetra tsy akanavaka)efa resaka lalina tanteraka efa eny rehetra eny le heriny ilay " ratsy "somary niitatra le size nefa mifampitohy ...fitaovana tena ampiasainy de le zarazarao anjakana divide to conquer)itantsika t@ fanjanahana atr@ zao,feheziny ny governementa maromaro mba amokatra vola hoazy reo ary io no fahefana anjakany :cry:
57. naughtyboy ( 14/09/2008 16:06)
fanitsinahttp://www.youtube.com/watch?v=4UQ5CHifqMs
58. naughtyboy ( 14/09/2008 16:08)
fanitsinahttp://uk.youtube.com/watch?v=4UQ5CHifqMs
59. naughtyboy ( 14/09/2008 16:10)
tena nobahanany ry lerony http://uk.youtube.com/watch?v=4UQ5CHifqMs
fa io le conspiracy NWO ao @ youtube
60. naughtyboy ( 15/09/2008 17:35)
resaka hafa indray mo iny conspiracy iny fa... jereo tsara refa mivoaka le James Bond "Quantum solace " de ahita anle CERN isika satria toerana nanaovana le scenario tao de tany antoerana mintsiny,tys haiko oe raovina tsara no ivoaka @ boxoffice fa eo @ 1 volana eo ngambany..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5467