niova ?

41. Noue ( 09/09/2008 19:20)
42. mmmhh ( 11/09/2008 14:40)
ny ahy ndray aloha de mahfinaritra ahy ty site ty, voalohany @ ny site gasy fitsidiko, na de mamaky fotsiny aza ny matetika; (tsy mandray anjara); faly aho rehefa miroborobo ny serasera; ary mankasitraka;
mirary koa ny mba hahazo fanampiana be de be ho an'ny serasera ary koa mba hahazo pub be de be.
tsy hitako ze maharatsy ny pub, te hijery enao de mi-klik tsy te hijery de ze tianao atao no hatao kouuu; rah pub gratos ndray anga de hafa zay, mameno page fotsiny :wink:
zany ve de hatao olana,
amiko
pub = vola
vola = fivoarana
na izany na tsy izany le couleur tsy de ao loatra, somary matroka loatra (ohatran'ny couleur malahelo zany)
Mankasitraka e =D> =D> =D> =D>
43. itaramasoandro ( 12/09/2008 19:40)
hery:

itaramasoandro>

Misaotra betsaka tamin'ny hafatra.
Izany hoe ny olana fotsiny dia tsy manana LOKO TOKANA ny serasera.org. Miankina amin'ny inspiraka koa ny fanovana ny loko... ary matetika aho mitady inspiraka aminareo fa izaho tena tsy manana :-)
Ny resaka hoe fidelité dia tena marina io nolazainao io. Ezahiko atao tsara mihitsy io eo amin'ny lafiny votoatiny, na ny contenu. Jereo fa tsy nisy zavatra niova toerana aloha tamin'ity fiovana ity. Ary raha misy zavatra miova toerana, izay hisy atsy ho atsy, dia ilazana ihany ny mpitsidika hoe aiza no tokony haleha. Ny loko no tena niova araka ilay nolazaiko hoe temporaire foana ny loko rehetra eto @ serasera...


sosokevitra sahala @ vahiny, hoy ny fitenin-drazantsika, fa raha tiana mody mandry; ary raha tsy tiana, mitampody ê. Mandrampitàfa indray ary!

44. hery ( 13/09/2008 06:06)
itaramasoandro> mbola mitombona ilay nolazaiko teo an

mitady inspiraka aminareo fa izaho tena tsy manana
45. Noue ( 13/09/2008 06:17)
mety ve raha mba atao somary (un peu plus foncée) ilay loko ny dinika mandeha eo @ pejy fandraisana ? :)
46. tsiambaratelo ( 17/09/2008 05:35)
Raha izaho manokana aloha dia hitako fa tsara lay fiovana.Isaorana manokana ny mpiandraikitra izay,mitovy aminy namana etsy ambony ihany koa ny soso-kevitro ny @lohateny ny dinika eo @page d acc wé somary loko ahafahana manavaka tsara lay lohahevitra somary foncé :D ny ao @tsikera ny sary lay pseudo ny namana mitsikera ao @sary raha atao marron na violette ve ny loko tsy mety;satria lay maintso manify be loatra.Misaotra! :-*
47. colaps ( 22/10/2008 16:15)
manja foana io ka!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
vao mainka m'lay na dia fanina kely aza zah .
48. haja7 ( 03/11/2008 19:14)
zaho ve no tsy mahay sa niova koa ny fidirana @ resaka mivantana (chat karajia) satria efa iray volana mahery zay aho tsy mahasokatra mihintsy fa akoatra ndray mandeha tsara ka mba mila fanazavana raha toa ka miova fa sahirana nefa eto no fialamboliko isanandro isanandro ka mila fanampiana ato aminareo tomponandraikitra serasera
Misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1867