niova ?

21. Noue ( 08/09/2008 19:31)
itaramasoandro:

Mamelà ahy ampiasa ny fiteny vahiny hoe "fidéliser son public" mba hialàna @ fahaverezana anaty tranokalan'ny serasera nohon'ny takelaka isankarazany samihafa loko (misy namana nanambara io fahaverezana io fa tsy irery aho!!)

zany an ? zaho kosa aloha tsy ho very @ zany fanovana loko zany e !


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
22. hery ( 08/09/2008 22:02)
itaramasoandro>

Misaotra betsaka tamin'ny hafatra.
Izany hoe ny olana fotsiny dia tsy manana LOKO TOKANA ny serasera.org. Miankina amin'ny inspiraka koa ny fanovana ny loko... ary matetika aho mitady inspiraka aminareo fa izaho tena tsy manana :-)
Ny resaka hoe fidelité dia tena marina io nolazainao io. Ezahiko atao tsara mihitsy io eo amin'ny lafiny votoatiny, na ny contenu. Jereo fa tsy nisy zavatra niova toerana aloha tamin'ity fiovana ity. Ary raha misy zavatra miova toerana, izay hisy atsy ho atsy, dia ilazana ihany ny mpitsidika hoe aiza no tokony haleha. Ny loko no tena niova araka ilay nolazaiko hoe temporaire foana ny loko rehetra eto @ serasera...
23. kelly13 ( 09/09/2008 06:29)
volontotozy, volombatolalaka... very aho :°)
24. ssendra ( 09/09/2008 06:33)
:-D :-D :-D izay ny maha fausse mlagasy anjy :-D
volondavenona ndray ary e! :-D gris :wink:
25. kelly13 ( 09/09/2008 06:36)
ahhhh volondavenona koboko k, :-D :-D :-D

fa volontotozy tena tsy arako, ny totozy mantsy misy fotsy d misy marron d misy gris hihihihi d ny volombatolalaka kou tsy arako hihihi
26. xxx ( 09/09/2008 07:22)
tsara aloha ilay fanavoazana ny serasera. Fa na izany na tsy izany dia hita koa fa tsy asa fanasoavana koa izy ity satria pub tsy pub no mipoapoka miaraka amin'ny loko isan-karazany.

27. xxx ( 09/09/2008 07:28)
xxx25: ampahafirin'ny pub mipoapoaka any amin'ny site hafa ny ato amin'ny serasera e? fa angaha tsy hainao fa raha mi klik io pub io ianao dia mba vola miditra ho an'ny sera , mba vola ampiasaina ihany ho an'i site!
ny loko isankarazany indray dia manintona sy mahafinaritra ka tsy hitako ny maharatsy an'ilay izy....
hita koa fa tsy asa fanasoavana koa izy ity satria pub tsy pub no mipoapoka miaraka amin'ny loko isan-karazany

ka raha tsy dia mahasoa afaka tsy miditra ato amin'ny site :-D
28. xxx ( 09/09/2008 07:38)
Mangina eo ny vavanao ry xxx-26, miteny ny zava-misy aho fa tsy mitsikera fotsiny ohatr'anao. Ohatry ny toa variana amin'ilay loko fotsiny mantsy ilay resaka eto.
29. Noue ( 09/09/2008 07:40)
xxx:

tsara aloha ilay fanavoazana ny serasera. Fa na izany na tsy izany dia hita koa fa tsy asa fanasoavana koa izy ity satria pub tsy pub no mipoapoka miaraka amin'ny loko isan-karazany.


mampalahelo beee ilay toetsainao zany ry xxx !

dia aza miafina moa e !


:-D :-D :-D :-D :-D :-D

tsy misy fanerena koa anié ny fidirana eto raha tsy tianao e ! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
30. Noue ( 09/09/2008 07:42)
xxx:

Ohatry ny toa variana amin'ilay loko fotsiny mantsy ilay resaka eto.
milay beeee ilay loko ô ?


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D manja e ! :)
31. xxx ( 09/09/2008 07:46)
xxx:

Mangina eo ny vavanao ry xxx-26, miteny ny zava-misy aho fa tsy mitsikera fotsiny ohatr'anao. Ohatry ny toa variana amin'ilay loko fotsiny mantsy ilay resaka eto.


ka loko kosa io ko! mba omeo torohevitra tena manja ary hoe ny tompon'andraikitra ho fanatsaràna azy kokoa!


:-P
32. xxx ( 09/09/2008 08:28)
Mahagaga mihitsy ilay toe-tsaina gasy. Raha vao tsy manaraka ny hevitry ny be sy ny maro enao izany hoe ilay misolelaka, ila miatsara-velatsy dia lazaina fa tsy manjary ny toe-tsainao. Sady haratsiana enao amin'izany no milaza ry zareo (ohatra: noue) hoe ny azy ihany no marina.

Efa hita mazava izao fa mitombo ny pub dia mbola lazaina hoe aaaaaa ihany. Za indray no lazaina hoe aza miditra ato. Izany angaha no zavatra noteneniko.

Miteny fotsiny aho hoe: ankoatran'ny loko dia mitombo koa ny pub. Izay fotsiny. Dia tonga daholo ity olona milaza fa izy ireo ihany no manana ny fahamarinana izay mivovoa ohatry ny alika. Nefa zavatra tsy misy tokony hitsikerana ahy na kely aza.
33. Noue ( 09/09/2008 08:38)
xxx:

Dia tonga daholo ity olona milaza fa izy ireo ihany no manana ny fahamarinana izay mivovoa ohatry ny alika.
andray kosa eeeee
ka loko kosa io ko! mba omeo torohevitra tena manja ary hoe ny tompon'andraikitra ho fanatsaràna azy kokoa!
eny hoa e ? ;-)


34. xxx ( 09/09/2008 08:45)
pub mitombo no resahiko, ny toe-tsaiko no lazainao fa tsy manjary. Inona no fanfraisanao an'izany ry noue. Ataoko fa tsy rariny koa.

Ary mba raiso daholo ny hevitro fa aza partie kely fotsiny no raisina fa lasa tsy mitohy sy tsy mazava ny tiako ho tenennina.
35. Noue ( 09/09/2008 08:58)
xxx:

pub mitombo no resahiko,
ka ilaina anié ny pub e !


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D sa ?
36. ssendra ( 09/09/2008 09:26)
tsy dia hitako loatra aloha ny maharatsy an'ilay pub e!
raha miampy pub arahina sary aza vao maika tsara 8)
io samy manana ny hanitra ho azy ihany....
loko miampy pub = manja ny endrika vaovao :-D
37. hery ( 09/09/2008 09:33)
xxx> ie, nitombo tokoa ny pub. Fa nitombo habe fa tsy nitombo isa :-)

Izany hoe ny zone misy ny pub teo aloha ihany no nohalehibiazina kokoa mba ho afaka mampiditra zavatra ngeza kokoa... satria nitombo rahateo ny habe-n'ny site.

Momba ny resaka pub eto amin'ny serasera dia tena marina tokoa aloha fa mety hampitomboana isa ihany io arakaraka ny vola miditra :-)
Raha kely ny vola miditra @ pub vitsivitsy dia tsy maintsy hampitomboana isa mba hisian'ny fifandanjana eo amin'ny miditra sy mivoaka.

Fa tena resaka serieux (serieux foana :-)) Hatramin'izay raha vao bebe ny olona manampy ara-bola hamelomana ny serasera dia ahenako foana ny pub.

Koa http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/lang,mg/ ihany raha sendra hanampy.
38. xxx ( 09/09/2008 09:42)
izay izany mazava tsara amin'izay!
ahena ny pub raha betsaka ny manampy ara-bola
ampitomboina ny pub raha vitsy ny fanampiana ara-bola
dia manatsafidy ny tsirairay izany fa tsy mimenomenona fotsiny foana :-D
39. Noue ( 09/09/2008 09:50)
ary raha atao izy roa ? :-D :-D :-D :-D :-D

fa izaho kosa aloha tena mijery pub fa tao @ ireny pub ireny no nahitako zavatra maro be. :)
40. ni81 ( 09/09/2008 12:15)
Mahagaga mihitsy ilay toe-tsaina gasy. Raha vao tsy manaraka ny hevitry ny be sy ny maro enao izany hoe ilay misolelaka, ila miatsara-velatsy dia lazaina fa tsy manjary ny toe-tsainao. Sady haratsiana enao amin'izany no milaza ry zareo (ohatra: noue) hoe ny azy ihany no marina.

Efa hita mazava izao fa mitombo ny pub dia mbola lazaina hoe aaaaaa ihany. Za indray no lazaina hoe aza miditra ato. Izany angaha no zavatra noteneniko.

Miteny fotsiny aho hoe: ankoatran'ny loko dia mitombo koa ny pub. Izay fotsiny. Dia tonga daholo ity olona milaza fa izy ireo ihany no manana ny fahamarinana izay mivovoa ohatry ny alika. Nefa zavatra tsy misy tokony hitsikerana ahy na kely aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1602