Boloky miteny

1. Bita ( 07/09/2008 07:26)
Nitady cadeaux d'anniversaire hoan-dreniny hono ity zazalahy iray. Ary sendra nahita Boloky niteny dia hoy izy: ity tsara atao fanomezana hoan'i Mama @ izay izy miresaka @ io boloky io ary tsy mahatsiaro irery intsony sady ny Reniny efa antitra koa.
Ilay tovolahy anefa tsy afaka nanatitra ilay boloky tany fa nampanateriny olona. Rehefa tonga tany @ ilay Reniny ilay izy dia hoy ilay Ramatoa. Misaotra an-janakolahy fa tena mba fantany mihitsy ny sakafo ho ahy @ fitsingerenan'ny taonako. Sady tsy ngeza be loatra ity vorona ity ka ampy atao laoka indray andro tsara fa raha lehibe loatra aleo miandry ny ankizy rehetra miara mihinana. Novonoin-dreniny nataony laoka tokoa ary ilay boloky. Rehefa hariva ny andro, niantso an-telefonina ilay zanany niarahaba azy tratry ny anniversaire ary nanontany hoe tian'i Mama ve ny cadeaux-ny. Hoy ilay Ramatoa: mafy taolana ilay izy ry zanako fa ny sôsiny sy ny tsirony aloha tena matsiro. Mama (sady tezitra) hoy ilay zanany boloky miteny iny. Ary hoy ilay ramatoa namaly: tsy nilaza na inona na inona tamiko izy t@ izaho nanapaka ny tendany koa. :P
2. Bita ( 07/09/2008 08:10)
Boloky maromaro tao @ fivarotam-biby....
Nisy olona andeha hividy boloky ary nahita maromaro izy. Samy hafa ny vidiny dia nanontany ny mpivarotra izy. Nahoana no ity mora ary ity lafo.... Ity 1 ity hoy ilay mpivarotra miteny gasy tsara azo tsara ny zavatra vlazainy rehetra. Ary ity faha2 ity indray mahay fiteny 2 samihafa malagasy sy frantsay izy no mahalafolafo azy, ary ity fah3 ity indray tena hain'io ny manndika ny zavatra lazain'izy 2 voalohany iry @ teny anglisy izany hoe sady mahay teny gasy izy no miteny frantsay ary hainy ny mandika azy izany hoe miteny anglisy koa izy izany. Tena tiako izany hoy ilay mpividy ary maninona iray iry no lafo indrindra @ izy rehetra miteny maro mihoatra nan'izy rehetra ve? Tsy mahay miteny io na iray aza. Koa maninona ataonareo lafo? Ireo boloky 3 ireo miantso an'izy io hoe CHEF (Boss, Patron) foana izay no mahalafo azy,...... :-D :-D :-D :-D
3. tsiambaratelo ( 08/09/2008 10:59)
Bita:

=))=))=))=))=))=))=))=))
4. tsiambaratelo ( 08/09/2008 11:08)
Bita:

Nitady cadeaux d'anniversaire hoan-dreniny hono ity zazalahy iray. Ary sendra nahita Boloky niteny dia hoy izy: ity tsara atao fanomezana hoan'i Mama @ izay izy miresaka @ io boloky io ary tsy mahatsiaro irery intsony sady ny Reniny efa antitra koa.
Ilay tovolahy anefa tsy afaka nanatitra ilay boloky tany fa nampanateriny olona. Rehefa tonga tany @ ilay Reniny ilay izy dia hoy ilay Ramatoa. Misaotra an-janakolahy fa tena mba fantany mihitsy ny sakafo ho ahy @ fitsingerenan'ny taonako. Sady tsy ngeza be loatra ity vorona ity ka ampy atao laoka indray andro tsara fa raha lehibe loatra aleo miandry ny ankizy rehetra miara mihinana. Novonoin-dreniny nataony laoka tokoa ary ilay boloky. Rehefa hariva ny andro, niantso an-telefonina ilay zanany niarahaba azy tratry ny anniversaire ary nanontany hoe tian'i Mama ve ny cadeaux-ny. Hoy ilay Ramatoa: mafy taolana ilay izy ry zanako fa ny sôsiny sy ny tsirony aloha tena matsiro. Mama (sady tezitra) hoy ilay zanany boloky miteny iny. Ary hoy ilay ramatoa namaly: tsy nilaza na inona na inona tamiko izy t@ izaho nanapaka ny tendany koa. :P

De nasiany poivre sy carry ve t@le sôsy?:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7038