Isa

1. Zozoro ( 05/09/2008 19:07)
Ho an'ny mpiandraikitra ny tononkalo izy ity.
Fanontaniana ny ahy.

Fa maninona ho'aho no omena isa ny tononkalo ê ? Rehefa isa "0" ve dia hoe ratsy ? Misy anefa tononkalo maro dia maro tena tiko ary tian'ny namana maro ao, dia raha vao mijery ilay isa azony izahay dia manontany hoe ? Tena spécialistes amin'ny fitsarana tononkalo ve ny mpanome naoty ? Inona no tsy mety amin'io tononkalo io ? - Misy anefa mahazo isa 5 (io angamba no ambony indrindra) nefa misy dia tsy ankasitrahan'ny mpamaky ilay tononkalo, raha haraka ny naoty omena. Angamba misy antony ao saingy tsy fantatray. Ahoana ny fomba fitsaran'ny mpitsara azy ??? poeta ve izy ireo ? profesora ? Tokony mba omeny torohevitra na correction ireo nahazo isa ambany mba ho entiny manitsy ny tsy mety. Angamba mety ho hevitra entina manohana ny tononkalo izany. Sa tsy mety ny voalazako ? - Ahitsiho aho raha diso lalana.
2. Noue ( 05/09/2008 20:08)
http://vetso.serasera.org/?rub=pages/page&page_id=p4310d4a664a46

hitako tatsy ambadika tatsy io :)
3. tsiambaratelo ( 06/09/2008 08:12)
Zozoro:
Ho an\'ny mpiandraikitra ny tononkalo izy ity. Fanontaniana ny ahy. Fa maninona ho\'aho no omena isa ny tononkalo ê ? Rehefa isa \"0\" ve dia hoe ratsy ? Misy anefa tononkalo maro dia maro tena tiko ary tian\'ny namana maro ao, dia raha vao mijery ilay isa azony izahay dia manontany hoe ? Tena spécialistes amin\'ny fitsarana tononkalo ve ny mpanome naoty ? Inona no tsy mety amin\'io tononkalo io ? - Misy anefa mahazo isa 5 (io angamba no ambony indrindra) nefa misy dia tsy ankasitrahan\'ny mpamaky ilay tononkalo, raha haraka ny naoty omena. Angamba misy antony ao saingy tsy fantatray. Ahoana ny fomba fitsaran\'ny mpitsara azy ??? poeta ve izy ireo ? profesora ? Tokony mba omeny torohevitra na correction ireo nahazo isa ambany mba ho entiny manitsy ny tsy mety. Angamba mety ho hevitra entina manohana ny tononkalo izany. Sa tsy mety ny voalazako ? - Ahitsiho aho raha diso lalana.
Mba mitsidika ao @Ventso tononkalo ao zah njainjay de mahita wé ana-panoratra malaza le tononkalo ampidirinilay namana,de efa omeny eo mihitsy we tononkalo ny X. Fa kosa nampidiriny namana Y de misy manome isa 3.De ozizy ahy hanakapo we,le nampiditra ny tononkalo ve no nahazo isa 3 sa lay tononkalo ny mpanoratra malaza:-w
4. tsiambaratelo ( 06/09/2008 08:22)
Noue:
http://vetso.serasera.org/?rub=pages/page&page_id=p4310d4a664a46 hitako tatsy ambadika tatsy io :)
Zah aloha mazoto manome isa 5 hoany namana hitako fa mendrika ho azy lay isa,fa rehefa misalasaka aminy fanomezana isa,dia tsikera no apetrako,famporisihina,fankaherezana,fa ny fanomezana isa latsaky ny 5 dia mampametra-panontaniana goavana be.Amiko manokana izay!:-P
5. Zozoro ( 06/09/2008 09:33)
tsiambaratelo:

Dia ahoana ilay fomba etinao anomezana isa ? Satria ve tinao ilay tononkalo sa ahoana ? Ary matoa manome isa dia mitsara izay, ka ahoana no fomba fitsaranareo azy ? Ary aiza no tsy mety amin'ireo tononkalo mahazo "0" sy ny isa latsaky ny 5 ?

6. hery ( 06/09/2008 20:52)
Na i Zozoro koa aza afaka manome isa kah. Raha tianao ilay tononkalo kanefa hitanao ambany ny isany dia omeo isa ambony.

Ny namana rehetra dia afaka manome isa tononkalo. Kanefa mazava ho azy fa ny namana rehetra dia tsy misy mitovy fitiavana sy hevitra.

7. tsiambaratelo ( 07/09/2008 14:51)
Ny namana rehetra dia afaka manome isa tononkalo
ny namana rehetra dia tsy misy mitovy fitiavana sy hevitra.

Miombon-kevitra tanteraka :-P
8. Zozoro ( 08/09/2008 16:54)
tsiambaratelo:

Ny namana rehetra dia afaka manome isa tononkalo
ny namana rehetra dia tsy misy mitovy fitiavana sy hevitra.

Miombon-kevitra tanteraka :-P

Fa izaho indray aloha hatreto dia mbola tsy nahita mpampianatra na profesora nanome zéro na amin'ny lahatsoratra, na dissertation, na rédaction na philosophie (na dia hors sujet aza) satria samy manana ny fomba entiny milaza an-tsoratra ny lohateny ho voasana ny tsirairay. Raha dictée dia ekena, na mathématiques satria ny valiny tena marina no tadiavina amin'io. Tiako daholo ny tononkalo rehetra, ary maro no ankafiziko tokoa ka sarotra amiko ny manome isa...Tsy misy tononkalo ratsy ao ka ho mendrika ny isa zéro. Fanome naoty ve ny tononkalo ???????
9. tsiambaratelo ( 09/09/2008 13:27)

Refa tsy omena isa dia tohanana @alalany tsikera:D
10. sff ( 15/09/2008 05:17)
Zozoro:

Ho an'ny mpiandraikitra ny tononkalo izy ity.
Fanontaniana ny ahy.

Fa maninona ho'aho no omena isa ny tononkalo ê ? Rehefa isa "0" ve dia hoe ratsy ? Misy anefa tononkalo maro dia maro tena tiko ary tian'ny namana maro ao, dia raha vao mijery ilay isa azony izahay dia manontany hoe ? Tena spécialistes amin'ny fitsarana tononkalo ve ny mpanome naoty ? Inona no tsy mety amin'io tononkalo io ? - Misy anefa mahazo isa 5 (io angamba no ambony indrindra) nefa misy dia tsy ankasitrahan'ny mpamaky ilay tononkalo, raha haraka ny naoty omena. Angamba misy antony ao saingy tsy fantatray. Ahoana ny fomba fitsaran'ny mpitsara azy ??? poeta ve izy ireo ? profesora ? Tokony mba omeny torohevitra na correction ireo nahazo isa ambany mba ho entiny manitsy ny tsy mety. Angamba mety ho hevitra entina manohana ny tononkalo izany. Sa tsy mety ny voalazako ? - Ahitsiho aho raha diso lalana.

^:^
11. tsiambaratelo ( 17/09/2008 12:11)

mhhhh!!!! :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5074