hira milay

1. salopard ( 05/09/2008 08:01)
http://fr.youtube.com/watch?v=PXr9kh3qojc

bizo any @ SHOAN, saika handefa hafatra aho saingy tsy omendry alalana
tsy ampy dôzy aloha fa sao misy any e!

sniff, sniff, tchouff, tchouff....
novalian'i Zozoro ny 06/09/2008 08:08
2. Noue ( 05/09/2008 12:00)
ka na ilay solon'anarana aza mampitsaoka sy mampatahotra ko! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
aiza zany hira zany fa toa tsy misy na inona na inoçna ? :-D :-D :-D :-D
3. menalamba ( 05/09/2008 14:54)
Tena nanevika aho t@ ilay hira ry salopard marina.... :°) :-D :-D :-D
Ahoana aza no ahasahian'ilay olona hihira imasom-bahoaka sahala @ io...tena tsy azoko mintsy... :lol: :lol:
4. lohataona ( 05/09/2008 15:18)
mazava ho azy fa tsy mandeha any @ tsy alehany!
5. Zozoro ( 05/09/2008 17:25)
menalamba:

Tena nanevika aho t@ ilay hira ry salopard marina.... :°) :-D :-D :-D
Ahoana aza no ahasahian'ilay olona hihira imasom-bahoaka sahala @ io...tena tsy azoko mintsy... :lol: :lol:


Mahatsikaiky tokoa, ary tena nampalahelo ahy ilay Razazalahy. Lasa ridicule be izy nefa dia tena nihira tamin'ny fony manontolo haraka ny fahitako azy. Ary i Menalamba ity ve tsy avy any Amboanana na Arivonimamo ê ?

6. menalamba ( 05/09/2008 21:17)
Tsy avy any aho ry zozoro na dia mihinana anana sy mimamo ihany indraindray..... :^) :-D Be menalamba angaha fahiny hono tany??? :°)
7. Zozoro ( 06/09/2008 08:08)
menalamba:

Tsy avy any aho ry zozoro na dia mihinana anana sy mimamo ihany indraindray..... :^) :-D Be menalamba angaha fahiny hono tany??? :°)



Tena betsaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0433