SOritr'Asa hoan'i Madagasikara/ ho rava ve ny MAP?

1. Annie2006 ( 02/09/2008 19:53)
Miomana amin'inona ary ny mpanohitra ankehitrio?
Toa naroson-dry zareo ary ny sosokevitra na ny vaha olana amin'izao fahasahiranan'ny vahoaka izao.

http://www.madagasikara-soa.com

"SOritr'Asa hoan'i Madagasikara" na "Madagascar société d'Avenir" no nanaovany azy.

=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
répondu par penguin le 16/10/2008 15:15
2. naughtyboy ( 02/09/2008 21:27)
eny,tsy ela intsony fa efa mihafeno ny rano...misy teny nisokatra nalefany Pr.Zafy ao anatiny ho an le8 tena mazava tsara ny fanamelohany tanteraka ity mpitondra ity(tribune mar 2/09/08)atr@ reo zanadambo nanampy azy nangalany fahefana nogadrainy ra nitaky teny Ambotsirohitra ny volany ary tsy naloany ny saosiny ,fanitsakitsahany sasany @ reo mpanoa lalana faratampony(HCC) @ fahefana ananany ,ny tena tsy adinoko de ozy Pr.zafy oe re7 avy any @ reo mpanao didy jadona @ tany sasany zay ataon le8 @ ankehitriny mba ampaharitra azy
-fampihorohoroana(terror)
-fahabadoana(anti-education)
-tsy fahafahana(total absence of democracy)
-fahantrana(poverty)
tssss...tsy mazoto homana @ reo ny vahoaka fa ipitsiho tany ry le8 a,efa mihamangotraka ny vilany fa miomana,dieny mbola ao io lery no tsara amboarina fa tsy efa tafatsoaka aty ivelany akory..ary aleo ny vahoaka sy ny tia tanindrazana no iaramikotrika ny nahandro ,poizina no namahanana azy reo atr@ zay
3. kidoropamba ( 03/09/2008 08:10)
Vaky loha aho re havako ô.
Kay mpanao antsikana amerikAna indray no nantsoin'i filoha hajaina ao Ivoloha (Carey). Tena misy blema ve ny filoha antsika sa de tsy mahalala mihitsy ny toedraharaha misy.

Ireto mpanohitra toa miha miomana isan'andro kanefa isika indray ity toa be revy miaraka amindry mpanao antsikana amerikana amin'ny vola ilaina @ fambolena? Hanaovan'i Jim Carey GirimAsy eo ity filohantsika ity ka ho safotra eo sanatrian'ny vava.

Aiza nareo ry Ivohasina sy Yvan fa toa tsy misy lohany intsony ity fitondrantsika ity e. Avereno ry patou tiramiWay fa miha mihena sahala amin'ny fen'antitra izato fitiavan'ny olona antsika e.

Raha miala eto ity filoha hajaina ity dia aiza indray no hitsoahana hanao sesi-tany? vaky loha aho rey olona ô.

Ravalomanana ihany fa... :x
4. ravatorano ( 03/09/2008 08:45)
o ra kidoro an fa angah moa ny fanjakana na iganhy ra8 no nanasa an ilay jim carrey io sa nohon'ny maha mpamboly vary be antsika sy nohon'ny nanombohan'ny voly vary maro anaka teto madagasikara no antony lehibe nahatongavany aty
mahitahita koa ity kidoropamba ity kalé :wink:
5. kidoropamba ( 03/09/2008 09:37)
hin!hin!hin!hin!

Jim carrey ve rangaha an-de hamboly vary? MAP-mé hoa io bandy io.

Mazana mihitsy hoa ny filoha hajaina raha hanadonto zazagasy.
Okay letsy ry filoha hajaina a.
Ny mampatahotr'ahy ihany ireto mpanohitra toa miha mananimbohitra hatrany.

Ravalomanana Ihany fa... :x
6. lohataona ( 03/09/2008 16:41)
Annie2006:

Miomana amin'inona ary ny mpanohitra ankehitrio?
Toa naroson-dry zareo ary ny sosokevitra na ny vaha olana amin'izao fahasahiranan'ny vahoaka izao.

http://www.madagasikara-soa.com

"SOritr'Asa hoan'i Madagasikara" na "Madagascar société d'Avenir" no nanaovany azy.

=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>


tato t@24/06/2008, sao mba lalina be izany sa azo hatao?????
7. Annie2006 ( 03/09/2008 16:46)
Ny mazava aloha @ izao dia tsy misy vola ny MAP. Tsy misy zavatra vita raha toa ka ilay vola noheverina hanaovana azy indray no tsy hita.
Nilazaina ny mpanohitra fa mitsikera fotsiny fa tsy manolotra sosokevitra. Io ary ny sosokevitra.
Alefaso @ izay ary ny ady hevitra (débat) ka projet contre projet no atao.
Vonona ny hiady hevitra eto aho raha misy hevitra avy @ MAP.
8. naughtyboy ( 03/09/2008 18:52)

let me tell ya..(time .time time is money bro & sis ..finish le 7+_1 the bastard,who brought us all f****** misery innit\'..)lery aloha de efa eo ampangoronana entana zao ny ao Iavoloha fa ny manaraka no eritreretina nomeny toerana @ air force 1 v i kidoromp..... sa ahona ho gadrainy gasy eto antoerana:-D :-D :-D )

Annie > mino aho fa tsy misy andaniana andro iadiana hevitra @MAP tsony ,fa ny rafitra manaraka zao no jerena ,na de tsy fanaoko aza ny minomino foana..
misy hevitra tena tsara ny fanesorana sy famindrampahefana ampilaminana ra azo atao..efa itako ko le soritra ankoatry za fa mila fanmamboarana na izany aza (mahavelombolo ...)
9. nanas ( 03/09/2008 21:35)
naughtyboy:


let me tell ya..(time .time time is money bro & sis ..finish le 7+_1 the bastard,who brought us all f****** misery innit\'..)lery aloha de efa eo ampangoronana entana zao ny ao Iavoloha fa ny manaraka no eritreretina nomeny toerana @ air force 1 v i kidoromp..... sa ahona ho gadrainy gasy eto antoerana:-D :-D :-D )

Annie > mino aho fa tsy misy andaniana andro iadiana hevitra @MAP tsony ,fa ny rafitra manaraka zao no jerena ,na de tsy fanaoko aza ny minomino foana..
misy hevitra tena tsara ny fanesorana sy famindrampahefana ampilaminana ra azo atao..efa itako ko le soritra ankoatry za fa mila fanmamboarana na izany aza (mahavelombolo ...)



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D sao de hoe son of the Godn i rakidoro ?
ry naughty. amiko manko son of the B. ( belzeboba ect...)
10. karavasy ( 04/09/2008 08:04)
Hoy le namana iray atsy hoe mba ampidiro le baolina. Ary ampiako hoe ampiao ny akama rehefa reraka oooo. Palana ny mpitondra nefa tsy ampiana ireto akama motraka ireto. Mpanohatra motraka ny akamanareo fa aza miala sirika. Mba menatra. =)) =)) =))
11. ravatorano ( 04/09/2008 08:47)
tokony ho samy ho menatra izany na ny mpitondra na ny manohatra satria sami misy motraka daholo sa ra karavasy tsy mahita an izay :?:
:wink:
12. naughtyboy ( 04/09/2008 16:10)
ozy nana
" sao de hoe son of the Godn i rakidoro ?
ry naughty. amiko manko son of the B. ( belzeboba ect...) "
:-D :-D :-D :-D hay v masika b otr'zao i nanas e,fa inn loatra nataony rakidoro no lasa son of the b....izy iny nge mapme zany ndraindray :-D :-D
13. nanas ( 04/09/2008 19:00)
rakidoro anie akama milay e! ny tsy hitovizanay izy manao hosana hosana @ son of the B.
14. naughtyboy ( 04/09/2008 19:25)
=)) =)) =)) zay kalo de marina,io teneniko aminy foana oe le tsy tia tanindrazana le olona tohanany ndrindra refa avy mitsoka bozaka farara
izy de miakatra ny aingampanahy @ tsianjery =)) =))
15. naughtyboy ( 05/09/2008 19:13)
Annie > misy hevitra tsara navoakan\\\'io rohy io fa tsy mazava tsara amiko oe antoko mazava arampanjakana ve no manohana io soritr\\\'asa io sa antokon\\\'olona manentana ny vahoaka sa..mazava aloha fa tsy CRN na zv hafa?

...izany eo ihany fa misy lahatsoratra novakiako eto mikasika reo trosa ampitombony fanjakana @ reo mpampindrambola rehetra any ivelany ,sy mpampiasa vola tonga eto amintsika ka ahatonga an\\\' i M.kara sy reo harena azo fonganana aminkalalahana mba ampitombo koko ny heriny fahefana ananany mpitondra(@ alalany tombotsoany manokana) ary ampahalemy tanteraka reo vahoaka zay tsy mankasitraka izany ka te hiady @ io fanampahefana ...io trosa io dia diso toerana satria tsy ny malagasy tia ny tanindrazany no mila azy io ka tokony ho lavintsika tanteraka @ alalany petition na zv otr\\\'zany satria efa azo ovaina daoly ny solombavambahoaka sy ny olomboafidy isamparitra ka @ zao fotoana no tokony handray andraikitra isika malagasy any @ reo mpampindrambola voalohany ary ny fikambanana erantany mikarakara ny zony olompirenena erantany manana fahasahiranana arapolitika toa antsika . ..

La dette odieuse est une doctrine de droit théorisée pour la première fois en 1927 par Alexander Nahum Sack, ancien ministre russe de Nicolas II et professeur de droit à Paris : « Si un pouvoir despotique contracte une dette non pas pour les besoins et dans les intérêts des Etats, mais pour fortifier son régime despotique, pour réprimer la population qui le combat, etc. cette dette est odieuse pour la population entier du pays. Cette dette n’est pas obligatoire pour la Nation ; c’est une dette de régime, dette personnelle du pouvoir qui l’a contractée, par conséquent elle tombe avec la chute de ce pouvoir. »

Mba farafaharatsiny tsy andova ny adalany mpitondra @ zao fotoana ny malagasy fa afaka sahady mametra ny fahorina efa mianjady no lalana anaporofoina ny fisiany didy jadona @ valala tsy mandady harona sy reo voany tsindry hazo lena..halohalika ny ranombary re olona
16. penguin ( 16/10/2008 15:15)
Soritr'asan'i naughtyboy ve manomboka sa rava ankaranany é ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0478