Toerana anaovan week-end manodidina tana (<=150km)
1. mangabe
(
01/09/2008 15:42)
Manao ahoana daholo,
hono wary zareo, aiza ho aiza ny toerana mahafinaritra azo anaovana week-end akotrany ampefy, vontovorona sy mantasoa?
Misoatra tompoko.
hono wary zareo, aiza ho aiza ny toerana mahafinaritra azo anaovana week-end akotrany ampefy, vontovorona sy mantasoa?
Misoatra tompoko.
novalian'i ikaretsaka ny 25/09/2008 17:04
3. Nanoo
(
02/09/2008 09:23)
Any Antsirabe, Ambatolampy, tsy fantatro lay Ranomafana na firy km fa tsara be alou ny lazany!
4. mangabe
(
02/09/2008 09:47)
ssendra:
any ambohimanga, na ambatomanga 8)
Misoatra anao namaly.
Nefa moa efa hita ireo toerana ireo.
5. mangabe
(
02/09/2008 09:49)
Nanoo:
Any Antsirabe, Ambatolampy, tsy fantatro lay Ranomafana na firy km fa tsara be alou ny lazany!
Ranomafana fantatro toa eny @lalana mandeha any Fianarantsoa iny...soa dia lavitra loatra indray ary?
Sinon Ambatolampy malaza be hoe misy mpanao vilany saingy ahoana no hahafahana mitetika ireny mpanao vilany ireny? sa tsy maintsy touriste voa mety ry 'zareo?
6. ikaretsaka
(
25/09/2008 17:04)
momban'ambatolampy sy ny vilaniny...
mijanona eo an-tsena na eo @ gara masinina de manontany olona fa omena kadoa kely izy dia entiny mitety ianao
mijanona eo an-tsena na eo @ gara masinina de manontany olona fa omena kadoa kely izy dia entiny mitety ianao