Momba ny Radiovazogasy

1. hery ( 31/08/2008 18:34)
Ho an'ireo izay te hihaino hira malagasy dia fanamafisana fotsiny fa misy ny Radiovazogasy.com http://radiovazogasy.com

Ny mampiavaka ny Radiovazogasy?
- Radio malagasy anisan'ny voalohany: nanomboka t@ 2002
- Ny mpihaino no mandahatra ny hira (rehefa tsisy mpandahatra hira vao alahatry ny milina ny hira)
- Azo atao ao amin'ny takelaka radiovazogasy.com sy ao amin'ny karajia.org ny fandaharana hira. (mahazo tombony kely izay mandahatra ao amin'ny karajia.org)
- Hira malagasy ihany ary amin'ny karazany maro... izay alahatry ny mpihaino
- Hira miisa mihoatra ny 7.000 ary mbola mitombo
- Ao amin'ny takelaka radiovazogasy.com koa dia misy vaovao momba ny artista.

Ireto ny adiresy mety ilaina
Toerana misy ny stream:
- http://stream.radiovazogasy.com:8000 (icecast) http://stream.radiovazogasy.com:8000/live.m3u
- http://stream.radiovazogasy.com:8001 (haut debit) http://stream.radiovazogasy.com:8001/listen.pls
- http://stream.radiovazogasy.com:8003 (bas débit) http://stream.radiovazogasy.com:8003/listen.pls

Fa ny tena miora dia mandeha ao amin'ny http://radiovazogasy.com dia afaka mifidy izay fitaovana tiana hihainoana azy.

Rohy mivantana hihainoana
novalian'i lazounet ny 02/09/2008 10:11
2. tslem ( 01/09/2008 07:25)
fa tokony mba ampiana kely ho aho ilay isan'ilay hira roa azo alahatra ao anatin'ny adiny iray e!
3. tywa68 ( 01/09/2008 08:24)
Miombo-kevitra @ i Tslem :wink: tsara ampiana kely ry zareo a ! misaotra mialoha e :wink:
4. simplex ( 01/09/2008 10:06)

an3 ka,
efa 4 miaraka @ ao @ karajia. :P

sao dia mba tokony ahena aza fa satria sady afaka mampitombo ps tsy voafetra ny ol...

fa ny soso-kevitra kely
tsy haiko aloha na nisy olana ny server taloha na hoe lasa busy be fa hoy aho hoe refa natao mitokana ihany ny server an'ny stream, tsy mety nga ra sady avela eo ihany le taloha dia afaka manao playlist anaki-2 en parallele. Zany hoe zavatra hafa no alefan'izy 2, genre hoe rvg1 player sy rvg2 :)

tena mahakamo mintsy manko indraindray, @ le busy hours ireny, ny tena mba te hihaino hira (halahatra) nefa efa misy ol 20 be zao eo @ lisitra. Voatery miandry adiny 1 sy sasany :(

dia mba hoe zaraina 2 zany rehefa mandahatra enao, dia ny milina no mahita automatiquement hoe aiza no fohy kokoa ny queue dia alefany any iny. Ary mamoaka hafatra fotsiny izy hoe ao @ rvg2 no henoina iny hira nalahatrao iny (asiana rohy kely raha ohatra ka), apetrao ny dedicace :P

dia refa ora malalaka izany dia tsy ampiasaina ilay server iray, ohatra hoe latsaky ny 13 ny ao @ queue ohatra na tsy haiko...

hevitr'akoho :)
5. endrika01 ( 02/09/2008 05:36)
simplex:

Ataovy wé HEVITRO fa aza atao wé hevitr akoho:-D:-D:-D
6. hery ( 02/09/2008 08:56)
simplex> Hitako tsara ilay hevitra. Ny olana dia ny Stream fotsiny no mitokana sy azo atao be dia be fa ny programa izay mi-gérer fandaharana hira (ilay manao DJ) iray ihany ary tsy azo lancer-na indroa. Donc tsy maintsy atao @ serveur hafa koa dia tsy maintsy maka source-hira hafa koa.... dia lasa radio hafa mihitsy

Ny zavatra tokony ho izy dia hoe tokony hifandimby ny karazan-kira (Genre). Ny hira tsirairay dia samy manana sokajy (categorie) iray na maro. Dia tokony atao mifandimby. Izany hoe raha tsy tokony hisy evangelique mandeha misesy mihitsy.

Ny olana fotsiny dia mila ezaka be indray ny hijery ny genre-n'ny hira tsirairay. Ny mameno ny titre, album fotsiny aza dia efa olana be hatramin'izao.

7. lazounet ( 02/09/2008 10:11)
simplex:

hevitr'akoho :)

Sady tena maha-Omby :lol:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2138