Inona moa ity antsoina hoe natao ao anatin'ny maizina???

41. tywa68 ( 14/09/2008 10:04)
tandremo ihany nareo 2lahy manao valiny anatin'ny maizina sao HS :-D :-D
42. niryna ( 16/09/2008 17:25)
tywa68:

tandremo ihany nareo 2lahy manao valiny anatin'ny maizina sao HS :-D :-D

hi,hi,
_______________________________________________-

ilay maizina anie mahita masoandro e,misy jiron'ny jirama fa ilay ao anatin'ny fo no mbola maizina tsy mety mandray an'i kristy fa manaraka ny fampianarana izay tian'ny sainy sy mifanaraka ny eritreriny. :arrow: izay tsy manana an'i kristy dia mbola ao anatin'ny maizina.Manda ny fampianarana nomeny,mifikitra amin'ny herin'ny tenany ihany fa tsy manaiky na mandray ny hafany.
Hoy ny tenin'i kristy manao hoe " Izaho ho fahazavana,izay manaraka Ahy dia tsy mba andeha amin'ny maizina "
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0657