Inona moa ity antsoina hoe natao ao anatin'ny maizina???
21. piste
(
02/09/2008 14:49)
Ilo :
Rah nasianao fanampim-panazavana io dia mety ho marina. Satria tsy miankina amintsika ny Famonjena fa miankina @ famindram-pon'Andriamanitra.
Saingy rehefa nampianao an'ity :
dia lasa nivaona indray.
Antony : tadidio fa tsy ny kristianina ihany no nandray ny famonjena avy amin'i Kristy fa ny olombelona rehetra : na ny mahafantatra na ny tsy mahafantatra an'i Kristy io. Izay ilay : Universalité du Salut. Ka tsy azonao kilasiana ho ao anatin'ny haizina izy ireny. Misy fomba hafa hitenenan'Andriamanitra aminy, ary tsy voatery ho fantantsika izany.
Ny toetra sy ny ataon'ny olona anankiray no ahafantarantsika marina rah ao @ maizina na @ mazava izy.
Ka ny critère dia io Fanjakan'Andriamanitra io ihany : Fahamarinana, Fitiavana, fahadiovam-po, sns...
Ny fiainana an'io no vavolombelona fa ao anatin'ny mazava isika.
Tsy fijery protestant io, fa fijery araka ny Baiboly, dia ny Tenin'A/tra.
Efes 2.8 "Fa fahasoavana no namonjena anareo @ finoana, tsy avy aminareo izany fa fanomezana avy @ A/tra, tsy avy @ asa fandrao hisy hirehareha, fa asany isika, voaforona tao @ Kristy Jesosy, mba hanao asa tsara"
Izany hoe tsy avy @ asa ataontsika no hamonjena antsika.
Rehefa voavonjy kosa dia nantsoina hanao asa tsara isika, araka ny efa nolazainao teo hoe "Ny finoana tsy arahin'asa dia maty"
Rah nasianao fanampim-panazavana io dia mety ho marina. Satria tsy miankina amintsika ny Famonjena fa miankina @ famindram-pon'Andriamanitra.
Saingy rehefa nampianao an'ity :
Ary raha mino ny voalazan'ny Baiboly tokoa isika, ahoana moa no itenenantsika fa ao anatin'ny mazava izay tsy mino an'i Kristy. Anjaran'izay efa ao anatin'ny mazava no mitory ny fahazavana @ izay mbola tsy ao anatiny.
dia lasa nivaona indray.
Antony : tadidio fa tsy ny kristianina ihany no nandray ny famonjena avy amin'i Kristy fa ny olombelona rehetra : na ny mahafantatra na ny tsy mahafantatra an'i Kristy io. Izay ilay : Universalité du Salut. Ka tsy azonao kilasiana ho ao anatin'ny haizina izy ireny. Misy fomba hafa hitenenan'Andriamanitra aminy, ary tsy voatery ho fantantsika izany.
Ny toetra sy ny ataon'ny olona anankiray no ahafantarantsika marina rah ao @ maizina na @ mazava izy.
Ka ny critère dia io Fanjakan'Andriamanitra io ihany : Fahamarinana, Fitiavana, fahadiovam-po, sns...
Ny fiainana an'io no vavolombelona fa ao anatin'ny mazava isika.
22. tywa68
(
02/09/2008 15:28)
Hoy i rijad:
Somary miverina kely eto aho satria raha tsy diso aho d ny kristianina ihany no mino an'i Kristy hoe zanak'Atra, Tompo Mesia manavotra sns... fa r'izareo musulmana d tsy mandray an'i Kristy ho zanak'Atra hoe Mpamonjy (indrindra moa fa Tokana olona 3), maika fa ny jiosy zay mbola miandry ny mesia-ny, satria Andriamanitra nahary ihany no inoany, fa tsy i Jesoa Kristy, inoan'ny kristianina.
Raha mitovy finoana tsy tokony hiady sy hifamono lava ... :wink:
Na ny silamo na ireo Jiosy dia samy manaiky avokoa fa Misy ilay Zanak'Andriamanitra ato hoe Kristy,izay Mpanjaka ny mpanjaka.Samy manaiky avokoa ireo fa io Zanak'Andriamanitra io no hanafaka izao tontolo izao.Io Zanak'Andriamanitra io ihany koa no fahazavana.Izany hoe izay tsy manana azy dia mbola ao anatin'aizina

23. fahamarinana
(
02/09/2008 19:23)
:arrow: tywa68 :ka zay koa no nahagaga ahy tery ambony tery sy nametrahako remarque tamin'ny rijad....:o (l)
24. 08051972
(
02/09/2008 20:32)
badboy:
NY fiainana antany dia ny fifohana rivotra, fihinanankanina, fandehanan miasa mitady vola hahazoana izany rehetra izany!! Tsy maintsy ireo no atao satria ireo no misy sy mbola hisy raha mbola eto antany!!
Ilay fanavahana ny tsy mivavaka ho ivelan'ny fahazvana sy ny mpivavaka ho ao anatiny no tsy mitombina!! Ireo izay nanavotr'aina nohon'ny fahatsapany fa ambony ny fianan'olombelona t@ ady lehibe faha2 ve izany dia tsy olon'ny fahazavantsaina sy fanahy satria tsy mivavaka??? Dia izay mivavaka footsiny sy mampirisika hivavaka fa tsy miasa manampy arabatana ireo mpiaramonina aminy izany ve no atao hoe ao anatin'ilay fahazavana!!
Izay no mahatonga ahy miteny hoe tsy misy ny mazava sy maizina raha olombelona no resahina, ny andro sy ny alina no misy, ary ny manao ny mety sy ny tsy mety!!! ;-) ;-) ;-)
Tô tena misalasala be entre ny réalité sy ny finon'ise ka tsisy ol afaka hanazava ny sain'ise eo fa entre an'se sy ny fiainampanhyn' ise io! Te hino 'se nefa ny réalité etsy andaniny !!!!
Ny fampaherezako an'se de hoe tsy ise irery io fa andalovan'ny mpino maro be fa matokia fa tonga ho azy eo ihany io satria hoy ny tenin'Atra hoe "izay efa nofidiko de tsy mba ariko",ary koa hoe "na de tsy hatoky intsony ary ny ol de mbola hahatoky ihany IZY satria tsy mivady @ teniny !" Mahereza e!!!
25. rijadolly
(
04/09/2008 17:12)
tywa68:Marina tokoa ny anareo fa oh oe tsy mino izy ny fahafantaratsika azy nefa mino izy ireo fa kosa tsy mino izy fa Jesoa Kristy ilay Mpanafaka nendrasany.Izay ny antony nanenjehana an'Jesoa Kristy ho niteny ratsy raha ny laza ny marina momba Azy Izy.
Hoy i rijad:
Na ny silamo na ireo Jiosy dia samy manaiky avokoa fa Misy ilay Zanak'Andriamanitra ato hoe Kristy,izay Mpanjaka ny mpanjaka.Samy manaiky avokoa ireo fa io Zanak'Andriamanitra io no hanafaka izao tontolo izao.Io Zanak'Andriamanitra io ihany koa no fahazavana.Izany hoe izay tsy manana azy dia mbola ao anatin'aizina
Somary miverina kely eto aho satria raha tsy diso aho d ny kristianina ihany no mino an'i Kristy hoe zanak'Atra, Tompo Mesia manavotra sns... fa r'izareo musulmana d tsy mandray an'i Kristy ho zanak'Atra hoe Mpamonjy (indrindra moa fa Tokana olona 3), maika fa ny jiosy zay mbola miandry ny mesia-ny, satria Andriamanitra nahary ihany no inoany, fa tsy i Jesoa Kristy, inoan'ny kristianina.
Raha mitovy finoana tsy tokony hiady sy hifamono lava ... :wink:
26. fijo
(
04/09/2008 20:40)
Na ny silamo na ireo Jiosy dia samy manaiky avokoa fa Misy ilay Zanak'Andriamanitra ato hoe Kristy,izay Mpanjaka ny mpanjaka"
hoadray,taiza indray ny jiosy no nihaiky fa zanak andriamanitra jesoa le???mba manaraha ny finoan'ny hafa fa tsssss
amin'ny silamo dia "mpaminany i jesoa" fa tsy zanak'andriamanitra izany.
Koa raha hoy ianao hoe tsy misy izany mazava sy maizina izany dia tena mivaona amin'ilay baiboly isika ka tsy misy azo iandian-kevitra intsony ny amin'izany.."io izany le hoe baiboly ihnay dia vita an
16. Mpandefa : booboo [ Valio ] 02-09-2008 14:12:17
Lohateny : Re : Inona moa ity antsoina hoe natao ao anatin'ny maizina???
ao anaty maizina amiko rehefa mbola misy raha mamatotra ny tena ka tsy mampivelatra tsara ny maha-olona na inona² finoan'ilay olona : préjugés, ny tahotra, ny tsy fahaizana mihaino ny hafa, ny fisainana borné, sns."
ekeko tanteraka
Marina tokoa ny anareo fa oh oe tsy mino izy ny fahafantaratsika azy nefa mino izy ireo fa kosa tsy mino izy fa Jesoa Kristy ilay Mpanafaka nendrasany.Izay ny antony nanenjehana an'Jesoa Kristy ho niteny ratsy raha ny laza ny marina momba Azy Izy."
dray,fanazavana mikorontan abe,tsy mino nefa mino indray ,aiz aihany.tsy mino izy de izay

27. tywa68
(
05/09/2008 13:05)
8O ny essentiel angambany d samy mifaly @ inoany e sa tsy zany ry fijo ? tsy arako intsony ilay fanazavàna etsy ambony :-D :-D
28. rijadolly
(
05/09/2008 16:31)
fijo:Azafady zoky Fijo fa z mitsy angamba no borné be amin\'ilay maha Kristianina dia lasa mikorotana be za :D
Na ny silamo na ireo Jiosy dia samy manaiky avokoa fa Misy ilay Zanak\'Andriamanitra ato hoe Kristy,izay Mpanjaka ny mpanjaka\"
hoadray,taiza indray ny jiosy no nihaiky fa zanak andriamanitra jesoa le???mba manaraha ny finoan\'ny hafa fa tsssss :arrow:
amin\'ny silamo dia \"mpaminany i jesoa\" fa tsy zanak\'andriamanitra izany.
Koa raha hoy ianao hoe tsy misy izany mazava sy maizina izany dia tena mivaona amin\'ilay baiboly isika ka tsy misy azo iandian-kevitra intsony ny amin\'izany..\"io izany le hoe baiboly ihnay dia vita an
16. Mpandefa : booboo [ Valio ] 02-09-2008 14:12:17
Lohateny : Re : Inona moa ity antsoina hoe natao ao anatin\'ny maizina???
ao anaty maizina amiko rehefa mbola misy raha mamatotra ny tena ka tsy mampivelatra tsara ny maha-olona na inona² finoan\'ilay olona : préjugés, ny tahotra, ny tsy fahaizana mihaino ny hafa, ny fisainana borné, sns.\"
ekeko tanteraka
Marina tokoa ny anareo fa oh oe tsy mino izy ny fahafantaratsika azy nefa mino izy ireo fa kosa tsy mino izy fa Jesoa Kristy ilay Mpanafaka nendrasany.Izay ny antony nanenjehana an\'Jesoa Kristy ho niteny ratsy raha ny laza ny marina momba Azy Izy.\"
dray,fanazavana mikorontan abe,tsy mino nefa mino indray ,aiz aihany.tsy mino izy de izay
Somary ihezaka kely a hanazava ny hevitra tiako ampita.Ny Silamo dia mino fa misy ilay Kristy(zanak\'Andriamanitra Mesia fa mbola tsy niteny aho hoe Jesoa)Efa manomboka mazava angamba ô?Tohizako;Dia izay no nahtonga ahy nilaza an\'ty nony avy eo
za oe:Farany ivereno vakiana amin\'izay ilay nolazaiko tao amin\'laharana faha -7 ao fa inoako fa mazava tsara amin\'izay angamba ny tiako ho lazaina.MISAOTRA BETSAKA :-*
Marina tokoa ny anareo fa oh oe tsy mino izy ny fahafantaratsika azy nefa mino izy ireo fa kosa tsy mino izy fa Jesoa Kristy ilay Mpanafaka nendrasany .Izay ny antony nanenjehana an\'Jesoa Kristy ho niteny ratsy raha ny laza ny marina momba Azy Izy.\"
29. ikaretsaka
(
05/09/2008 16:34)
tsara angaha raha carder na aloha ity fanontaniana ity hoe "araka ny fijery inona"
fa manjary vague be
fa manjary vague be
30. badboy
(
05/09/2008 17:13)
Ny fametrahana ny maizina sy ny manazava dia fanilihana ny mety sy ny tsy mety!!
Ny mety sy ny tsy mety dia hita eo @ fiainana andavanandro!! Ny maizina sy ny mazava dia any anabakabaka ianao no mahita azy, raha tsy hoe ny tsisy jiro sy ny misy jiro no jerena, na ny andro sy ny alina!!
Manamafy izany ity voalaza eto ambany ity satria NY METY SY NY TSY METY ARATSOSIALY NO LAZAIN4ITO HEVITRY NY NAMANA ITO
;-) ;-) ;-)

booboo:
ao anaty maizina amiko rehefa mbola misy raha mamatotra ny tena ka tsy mampivelatra tsara ny maha-olona na inona² finoan'ilay olona : préjugés, ny tahotra, ny tsy fahaizana mihaino ny hafa, ny fisainana borné, sns.
;-) ;-) ;-)
36. fijo
(
05/09/2008 20:04)
tywa ,izay mihintsy,efa averiko foan ahoe samy tsy nisy nahita izany jesoa sy izay nisy tamin'izany isika miresaka izao,ka samy marina daholo na mino na tsy mino,na protes na kanto.fa aza miteny hoe izahay mino ary tsara kokoa ny anay.(tsy ndry no teneniko eto ,fa le resaka ankapobeany mihintsy)
rijadolly,izay ahay vao mazava ka.eny e,aok atsy hoadino,fa ireo finoana mino andriamanitra tokana anie ka saika iray ihany no fototra e.dia ny finoana jiosy.ary tantara jiosy moa io,fa avy eo samy naka izay mifanandrify taminy.ny sampana tsirairay.

37. tywa68
(
06/09/2008 05:40)
fijo : miverena hoa miaraka aminay fa aza mamorona sampana hafa intsony :lol: :lol:
38. fijo
(
10/09/2008 21:55)
ka ny ahy krispijo tena mety tsara ko,ary nahita le "tywa68" aho,dia tonga saina hoe "ataoko fijo69"izany ny ahy kle.ndry aza manome saina hafa ahy eo e.
39. ikaretsaka
(
10/09/2008 22:32)
mbola tsy fetin'ny sampakazo izao fa aza misampatsampana eo fa manjary misampontsampona e