famerenana fitsapana ivo ankapobeny eto @ politika..

1. naughtyboy ( 28/08/2008 12:13)
nanapakevitra ny mpitsara t@ reo fanadinana sy ny akademia @ sampana fanabeazana fa amoaka ny valimpanadinana ofisialy androany ka ireto no sombitsombiny farany @ zany.Fa alohany zany,dia misy fanitsiana fototra eto niniana anazavana votoatiny taranja.
Ny taranja t@ zany de ny Ivo na Niveau @ teny vahiny zay nadikany namana iray teto tsy marimpototra(fatra) ka nanasorana azy tsy ho anisany mpitsara intsony nefa kosa dia afaka nandray anjara malalaka izy( Rtoa.Hao) t@ fanadinana ary itondrana fanazavana kely vetivety.
Nalaina avy @ maridrano(ranomasina) ny teny " ivo "zay ahafahana mamaritra ny toerana manodidina azy " ivontoerana "sns,nomarihina @ teny fampiasa andavan'andro" iva " sy "avo"
ny fatra de capacity na ko measure @ teny vahiny noho izany de tsy nanakery ny fitsapana teo aloha fa ireto no vokatra ofisialy farany nivoaka..tsy ho hita ao mo ny tenanay satria mpikambana @ reo mpitsara nefa dia ampifaliana no amoahana reto vokatra ireto araky ny fijery tsy mitanila..
Ny salan'isa de tsotra 0 ka atr@ 20 ihany de izay no ela fa indreto ary ,niniana natomboka @ kely indrindra izy ty ialantsiny:
-Hao de nahazo isa : 1
-Zanety sy zankely : 1,50 (somary namindra fo teto reo mpitsara..)
-kidorompamba,lizabeth,penguin,kanota,karavasy : 1,75
reo nahazo salan'isa mihoatra ny ilaina no manaraka eto:

-Badboy,lemenakely :14
-bazylou,nanas,rakaroka,ravatorano :15
-simplex,rabingolabanga :16
reo ihany aloha atr@ zao no vokatra azo atr@ zao ka arahabaina reo nahavita soa amantsara ary tsy akoraina reo tsy afaka @ manaraka indray manarina

:-D :-D
novalian'i penguin ny 08/10/2008 12:29
2. kidoropamba ( 28/08/2008 12:30)
oBIZEkisiON votra honera!

Misy fahadisoana kely azafady: hita be fa nangovitra ny tananao ry naofybOY raha nanoratra io naotiko io: 17,5 no tena izy fa lasa 1,75. Nisy diso tsipelina kely t@ ilay faingo. Tsy olana anefa izany fa amin'ny maraka dia miomana ianao amin'ny parasetamoly amin'izay afaka ity mangovitrovitra lava ity. Raha tsy ampy ny parasetamoly dia tonga dia tsindromy ireny zavatra avy any ivelany ireny. Siora aho fa tsy mangovitra mihitsy ny tananao.

Ravalomanana ihany fa... :x
3. naughtyboy ( 28/08/2008 12:39)
Objection rejected.. efa ofisialy zao ny vokatra ka miala tsiny..
fa mamo ndray v i kidorompamba androany na nitsotsoka bozaka ,mbola misy ny manaraka fa tsy azo iverenana ny fanapahakevitra efa vita " 1,75 " no salan'isa azonao mila ezaka be ra tinao iova..
4. kidoropamba ( 28/08/2008 12:49)
Ok ary. Raha mila sopApa @ manaraka ry zankely sy hao dia milazA fa malahelo ny foko mahita andrizareo ery afara be ery. solidaritE ange tsy maintsy ilaina e.

Ravalomanana ihany fa... :x
5. nathie86 ( 28/08/2008 13:16)
Ary ny sasany ahoana :?:
6. naughtyboy ( 28/08/2008 13:25)
noho ny reo fangatahana maro nataony sasany izay tsy azo nolavina de nangataka izy ireo mba alefa @ post ny vokatra fa tsy aseho eto ary dia nekena izany noho ny fahalalahana :lol:
7. kidoropamba ( 28/08/2008 13:42)
Miangavy ny mpandrindra ny serasera mba hitaky kotiZAsiOn arakarakin'ny naoty azo, azafady.
Matetika arosoko eto ny fitakina ny kaotizasiOn eto satria io no heveriko fa ahitana iza no tia miovaova anarana, na koa iza no tena mpanao politika gaigy lahy eto.

Ka raha arak'ireto salan'isa dia vonona aho handoa 1,75 vola vahiny (erO io na dolara) fa tsy ariary.

Ravalomanana ihany fa... :x
8. naughtyboy ( 28/08/2008 17:53)
..ny hevitra itako mety @ kidorompamba zao oh. de miezaka manao resaka milay fa mba elana @ zay ny manao tsianjery maimbo sy mahay mijery ny zvmisy :°) :-P
9. kidoropamba ( 28/08/2008 20:00)
Ny fanohAnana TIM ange ka tsy tsianjery maimbo izany e. Fanaovana politika io.
firehana politika io.

Ravalomanana ihany fa... :x
10. naughtyboy ( 29/08/2008 16:19)
.. tsy fitiavantena fa fitiavantanindrazana no olana eto ,tsy tia tanindrazana ny olona tohananao fa ny fitiavantenany mo de efa erahamalala,efa tsy ho ela io fa
za no milaza aminao eto ,voaisa ny androny eo..
11. penguin ( 08/10/2008 12:29)
Ary le mpitarivato vila-bava nefa no tena handohalihanao ra-dada. Fitiava-tanindrazana nefa no visavisaina. Mifamadika kara adin-drenikisoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1032