hodim-potsy

21. tsidina ( 30/08/2008 20:12)
Ny hodi-potsy nany atao hoe pepo any @faritra atsimo, misy karazany maro tokoa izy io satria zao:
_ zah efa nisy t@zaho mbola 13ans, t@zay izahay mbola nipetraka tany@ toerana mafana be. De rehefa nifindra any ampovoantany de afaka, satri mangatsitsika. Dia tsy mbola niverina hatramin'zao.
_ zah nanana namana,voan'io koa, dia feno daholo ny vatany rehetra, dia hoy izy hoe ,t@ mamany nibevoka be azy hono nanirian'ilay hodipotsy, dia rehefa teraka izy dia feno hatr@'zao, tsy mety afaka.
_ de nanana namana hafakoa zah, ny bande niaraka taminy dia feno koa, kanefa ilay namako tsynifindranymihitsy,na dia nifampindrana lamba aza ry zareo.
De hoy zah aminao hoe manantona Dr aloha vao manosotra io fanafody eo ambony io ,sao mba cas hafa koa ny anao.
De bonne chance.
22. tsiambaratelo ( 03/09/2008 16:53)
lavatsofina:

Sofra izy @ teny gasy ,fa soufre kosa raha @ fiteny simika . Vovoka somary fotsy mavo izy io . http://fr.wikipedia.org/wiki/Soufre .

Tsy isalasalana aloha ny fahasitranany fa miankina @ fahazakan'ny hoditra fotsiny .

Tena mandimandina be ny hoditra avy eo .





Misaotra aminy le fanazavana e,zay vao azo le we Sofra:D
23. arialy ( 05/09/2008 12:07)
za koa efa nisy hodi-potsy teo am saokako, tam za adolescente, de nasiako vinaigre sy sira, nataoko tanaty boite kely dia ataoko am coton isa-maraina dia frotté-ko, fa andro vitsy dia afaka.
dia efa nisy koa teo am fihirifako dia nataoko an zay iany dia afaka, somary mangirifiry kalony an!!
24. lavatsofina ( 09/09/2008 16:46)
raha mampiasa io souffre sy vaseline io ianao dia somary misy fofona aloha ,fa rehefa avy mandro ianao dia tonga dia afaka tanteraka ary tsy miverina intsony ilay hodi-potsy .

Mi-garantie 100% za ,raha toa zakan'ny hoditrao ilay izy .

25. Papoose ( 17/09/2008 16:54)
dain, tonga de kitoza velona zany ny hoditro raha sanatria tsy zakan'ny hodiko le izy!!!
26. lavatsofina ( 26/09/2008 15:20)
tsy kitoza velona kosa aloha e!,fa raha vao misy fangarony fotsiny ilay souffre dia efa mihena ny heriny ,ary mivadika hery hafa indray .
27. mmimi ( 13/12/2008 14:40)
d impiry no ahosotra lé iz?
28. lala9 ( 13/10/2011 08:59)
Salut daholo
Za efa hatramin'ny 10 taona lasa zay dia nisy hodi-potsy efa natao daholo anefa zao karazana fanafod rehetra nolazain' ny olona fa tsy nisy nahomby fa afak dia avy eo miverina ihany !!Ka mba mangataka torohevitra indray fa so dia mahomby ilay lazainao, natao daolo ny (voasary makirana ,lokida, carbonetra, ary efa nande t@ dokotera fa tsy afak hatram zao sady tena manerana n y vatana mihitsy ilay izy)...Ka mba mangataka conseil eeeeee!!!Fa tena mangidihidy be mitsy..REFERENCEMENT NATUREL.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4099