Religion Vs Salvation(Famonjena )
21. niryna
(
28/08/2008 20:06)
ikaretsaka:..
ka eo indrindra isika ra prime le hoe tsy miditra lalina.. sao mijabaka
satria manoatra nohon'ny hoe "iza no tonga aloha ny akoho sa ny atody"
raha manao hoe "mila miakatra aloha ve vao midina sa mila midinaaloha vao miakatra"?
asa raha azonao
prime:
Misaotra anao amin'ny fanamarihana...
Raha ny tenin'Andriamanitra kosa aloha ra-ika dia ny avy amin'Andriamanitra no voalohany ary maro ny voasoratra no manambara izany...
Amin'ny anaran'i Jesosy :
"Izao no fitiavana: tsy ny nitiavantsika an'Andriamanitra fa ny nitiavany antsika, ka nirahiny ny Zanany ho avotra'noho ny fahotantsika." I Jaona 4:10
"Fa Andriamanitra mampiseho* ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy." Romana 5:8
:D
22. niryna
(
28/08/2008 20:14)
ikaretsaka:..
ka eo indrindra isika ra prime le hoe tsy miditra lalina.. sao mijabaka
satria manoatra nohon'ny hoe "iza no tonga aloha ny akoho sa ny atody"
raha manao hoe "mila miakatra aloha ve vao midina sa mila midinaaloha vao miakatra"?
asa raha azonao
prime:
. Misaotra anao amin'ny fanamarihana...
Raha ny tenin'Andriamanitra kosa aloha ra-ika dia ny avy amin'Andriamanitra no voalohany ary maro ny voasoratra no manambara izany...
Amin'ny anaran'i Jesosy :
"Izao no fitiavana: tsy ny nitiavantsika an'Andriamanitra fa ny nitiavany antsika, ka nirahiny ny Zanany ho avotra'noho ny fahotantsika." I Jaona 4:10
"Fa Andriamanitra mampiseho* ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy." Romana 5:8
bor2lais:
-> Na ao @ TT aza toa mitombona ihany io fanamarihan'i "prime" io : Andriamanitra no tia voalohany fa ny olombelona no nihataka ... (sa HS ?)
izao koa mitovy hevitra ny ao anatin'ny baiboly fa ATra no nifidy antsika fa tsy isika koa no nifidy Azy.Samy tiany avokoa isika fa isika no mety tsy ho tia Azy :cry: :cry:
indrindra moa rehefa misy olana sarotra vahana ka tsy mametraka izany Aminy fa manantena ny fahaizantsika sy ny herin'ny tenantsika izay dia tena draidraidray ..':cry:' tonga daholo izao fanontaniana tsy tokony anontaniana izao sy ireo doubt marobe ary ela vao tonga saina ka vao miantso ny Anarany fotsiny dia miala ilay eritreritra ratsy tonga tao antsaina :D :D
23. bor2lais
(
29/08/2008 08:05)
ikaretsaka:
ka io ange le hoe iza no marina? i jakoba sa i paoly e?
-> Tsy dia mazava amiko ny tian\'i Ika tenenina.
Raha jerena @ izao fotsiny ilay fanontanianao dia hoy aho hoe : samy tsy misy marina na i Jakoba na i Paoly, tokana ihany ny marina ...
24. niryna
(
30/08/2008 00:09)
bor2lais:
ikaretsaka:
ka io ange le hoe iza no marina? i jakoba sa i paoly e?
-> Tsy dia mazava amiko ny tian\'i Ika tenenina.
Raha jerena @ izao fotsiny ilay fanontanianao dia hoy aho hoe : samy tsy misy marina na i Jakoba na i Paoly, tokana ihany ny marina ...
marina ny ananao ,Kristy irery no nanao ny marina ary nisolo ny fahotantsika rehetra . =D
