Fitiavana sy ny fanalan-jaza...
21. fahamarinana
(
03/09/2008 18:58)
:arrow: dia varotana zany klé...ho sarotra amiko zany ahalala hoe misy zanako any ho any nefa namidiko..,sa hoe adopter-na angaha nefa dia mbola handray vola ve ?? (l)
22. fijo
(
04/09/2008 20:06)
avelao ny sip ahanana safidy e,izy no hizaka azy ary fiainany io,ka avelao izy no hisafidy ny momba azy fa aza rarana izany.
23. valikely
(
05/09/2008 11:11)
misy ny adopter-na, tsy andraisam-bola
misy betsaka ny mitady zanaka, manome vola (karazany hoe amidy iany), eto Dago ny tsy haiko fa betsaka ny tany mahatra misy an'io, izay anaovan'ilay olonaazy any aloha dia tsy fanatra na ataony zanako tokoa na zavatra hafa ...
fahamarinana >> tsy aleo ve mieritreritra oe misy zanako any ho any toy izay hoe, ilay zanako moa izany dia novonoiko t@ izy mbola 2 mois tao an-kibo

24. fahamarinana
(
05/09/2008 11:17)
:arrow: valypetit :marina izay fa zà sady tsy hamono ihany koa no hampiasa fiarovana mba tsy ho confronté amin'izay.Fa solution iray hafa koa zay kah...l)
25. valikely
(
05/09/2008 11:31)
fa ny mahagaga anie dia matetika ilay mivarotra no loza amin'ny olona fa tsy ilay mamono e, :?: :?: :?: :?: :?: