Fitiavana sy ny fanalan-jaza...

1. Lion01 ( 25/08/2008 09:49)
Azo heverina hoe ao anaty ny fitiavana iany ve ny fanalan-jaza raha sendra ny tsy azo anoarana ?.
novalian'i fijo ny 05/09/2008 20:15
2. kelly13 ( 25/08/2008 11:05)
d mitandrina fa tsisy an'izany oe "sendra ny tsy azo anoharana aho d nalàko le zaza" pfffffffffff
3. neo83 ( 25/08/2008 11:25)
Gaigy b le fanontanina an ! manala zaza = mamono anlé zazakely iny e, tena fitiavana v zany d le voa kelinlé fitiavana ndray no vonoina ?
4. ni81 ( 25/08/2008 11:31)
Azo heverina hoe ao anaty ny fitiavana iany ve ny fanalan-jaza raha sendra ny tsy azo anoarana ?.
fitiavan-tena
5. neo83 ( 25/08/2008 11:59)
hmmm ! toudé voalazan'i ni81 daoul ze saika anampiako anlé sujet.
6. veromahefa ( 25/08/2008 12:36)
Amin'izao teknolojia efa mandroso be zao, tokony efa tsy hisy tsony zany fanalan-jaza zany satria be ny fanabeazana aizana azo atao... raha tsy hoe nga tsy maintsy esorina noho ny antony ara-pahasalamana (an-tsoso-koditra, sns...). Ny ambiny , efa ireo voalazan'ny namana ireo
7. fahamarinana ( 25/08/2008 13:20)
:arrow: ary ny eritreritry lion01 mba ahoana ndray ? (l)
8. sakaizakely ( 25/08/2008 13:45)
Ma maman m'a fait mourir

http://www.dailymotion.com/video/x56dt3_aujourdhui-ma-maman-ma-fait-mourir_webcam

famonoana oul antsikirano zany
anjaranao sy ny conscience-nao na hiroso am zany na tsia, tsy fantatra koa moa ny tena conditions mahatonga anao hanao izany
Mahereza fa tsy ho mora ny miatrika ny feon'ny fieritreretana rehefa avy eo

:cry: :cry: :cry: :cry:
9. fijo ( 26/08/2008 19:19)
amiko fitiavana ihany io ka,misy ny tsy azo anoherana,hainareo ihany isika olombelona fa biby ihany koa rehefa tena may izay,nefa ho fitsimbinana ny reny sy ilay zaza koa,dia aleo hesorina raha tsy sitrapo no nipetrahany tao.
10. nathie86 ( 27/08/2008 12:50)
lay manala zaza, ny ankamaroany tsy azo anoharana. Lay mamporisika ny hanalana azy ndray d ny tsy te ho afa-baraka na mitsaoka andraikitra. Ra atambatra fitiavan-tena
11. fijo ( 27/08/2008 20:54)
azo lazaina izay,fa azo lazaina koa hoe "fitsinjovanany hoavy"
mba dinio hoe tsy mbola te hiteraka ianao no niteraka,de lasa le bandy nipitsika.ahoana ny hoavinao??????avec le zaza.
12. nathie86 ( 28/08/2008 09:03)
fa rehefa firy andro na volana lay zaza no atao hoe mamono olona @ zay???
13. fahamarinana ( 28/08/2008 09:39)
:arrow: angamba ilay acte manao ivg no tena tiana tsindrina,ilay décision hanala lay zaza na firy andro iny maika moa firy volana...
ny ahy manokana dia contre ihany koa aho ,fa ekeko hoe misy circonstances mahatonga ny vehivavy iray tonga amin'izay décision izay (viols..fahasamponana goavana...inceste...).Misy koa anefa dia hadalàna be koa satria efa homena alternatives amin'ny alalan'ny fiarovana maro nefa dia mbola tsy mahatsapa tena na ilay lahy na ilay vavy fa isika vehivavy foana moa no mhazo tsiny rehefa tratra ilay acte..:( (l)
14. fijo ( 28/08/2008 20:57)
ka ilay olona efa velona aloha no jerena ny hoaviny,fa tsy ilay tsimoka.
15. arielle ( 30/08/2008 09:03)
Amiko ilay izy aloha misy antony maro no ilazana hoe nanala zaza e!
-raha ohatra ka fantatr'ilay vhvy fa mety ho tsy tonga ny regleny dia milaza min'ilay lhlhy izy hoe ateraka ve sa ahoana ka raha vao raikitra ny gidraka dia lasa manala zaza tsy fidiny ilay vhvvy .
-ny manaraka indra raha endrasan'ilay vhvy mandritra ny mois iray ilay izy dia tena tsy mety ny ataony satria iny ao anaty kibo ange ka vao un mois fotsiny dia efa ny coeurn'ilay zaza no miforona voalohany e! ny fo manko no miforona voalohany eo amin-tsika olombelona io no taova ao amin-tsika olombelona voalohany .
-tsy azo atao hoe manala zaza ny vhvvy raha ohatra izy ka mihinana pilule contraceptique zany hoe ny semain iray na roa apres ny anaovana rapport an! fa raha ohatra ka makany amin'ny doc indray ka mampiasa fitaovana dia izay no atao hoe manala zaza .
-Raha ny fitiavana aloha no jerena dia tena lasa mihena ny fitiavany lahy ny vavy raha vao hoe manao avortemment ilay kala nefa ange tsy tonga ho azy io raha tsy teo izy roa nanao rapport sexuel e! fa ny mety dia isika vehivavy no mitandrina raha tsy te hanao io avortement io ka raha mbola te ho mamay ilay fitiavana dia isika no mandray decision raikitra ary atao any ambadika ny fanaovana azy io dia ny "Fanabeazan'aizana izany " ataovy io na dia mbola tanora aza ianao fa mety io ataovy secret io fa isika no mijaly raha toa ka any aoriana any ny lahy ange ka foza orana e! =(( :* rehefa taterakao io dia tsy misy ny olana oe amin'ny fitiavana fa mety zavatra hafa indray no mety hiseho .
16. sakaizakely ( 02/09/2008 20:39)
nathie86:
fa rehefa firy andro na volana lay zaza no atao hoe mamono olona @ zay???


vao misy fo mitempo dia efa aina izay

vao tafidina ao anaty tranonjaza ny sela (2 sem environ après la fécondation) dia efa heno ny fitempon'ny fony

17. fahamarinana ( 03/09/2008 16:28)
arielle:
-raha ohatra ka fantatr'ilay vhvy fa mety ho tsy tonga ny regleny dia milaza min'ilay lhlhy izy hoe ateraka ve sa ahoana ka raha vao raikitra ny gidraka dia lasa manala zaza tsy fidiny ilay vhvvy .

:arrow:tsy hoe tsy fidiny ntsony zany amiko fa efa fantatra fa ilaina ny fiarovana ka raha tsy nampiasaina dia en connaissace de cause ary tokony hi-assume.Lasa excuse be fontsiny.
arielle:
ny manaraka indra raha endrasan'ilay vhvy mandritra ny mois iray ilay izy dia tena tsy mety ny ataony satria iny ao anaty kibo ange ka vao un mois fotsiny dia efa ny coeurn'ilay zaza no miforona voalohany e! ny fo manko no miforona voalohany eo amin-tsika olombelona io no taova ao amin-tsika olombelona voalohany

:arrow: koa na 1 mois iny na firy semaines dia olona foana,araka io fanazavana entin'ny sakaizakely io.Ohatran'ny hoe allergique amin'ny noisette ka na 1 ohanina na 3 dia marary foana fa tsy hoe mampihena azy...
arielle:
tsy azo atao hoe manala zaza ny vhvvy raha ohatra izy ka mihinana pilule contraceptique zany hoe ny semain iray na roa apres ny anaovana rapport an! fa raha ohatra ka makany amin'ny doc indray ka mampiasa fitaovana dia izay no atao hoe manala zaza .

:arrow: mba omeo fanazavana +++ kokoa hoe azafady raha tsy mahadiso fa ohatran'ny tsy azoko ny tianao ambara eto.
arielle:
ataovy secret io fa isika no mijaly

:arrow: secret ahoana ndray.. 8O 8O ,manao fanabeazana aizana dia ekeko fa ny hanafenana izany tsy dia azoko ny dikany. (l)
18. valikely ( 03/09/2008 17:45)
ho an'ireo sendra ny tsy rarainy aloha dia tsy mana-kevitra loatra aho, fa ho ani'ireo tsy nitandrina fa nentin'ny fahamaizana dia mbo saino ihany.
rehefa efa tsy voabaikon'ny saina intsony dia manaova fanabeazan'aizana
raha matahotra ny tsy iteraka dia mampiasa kapoty
refa sady tsy i-s'abstenir no tsy hampiasa fanabeazana aizana no tsy ampiasa kapoty dia ateraho ny zazakely fa aza alana zany
raha ohatra ka tsy misy ny hamelomana azy dia avadiho chiffre, :roll: :evil:
19. fahamarinana ( 03/09/2008 17:50)
:arrow: marina sy itovizako hevitra ny lazain'i valikely.
valikely:
raha ohatra ka tsy misy ny hamelomana azy dia avadiho chiffre

:arrow: tsy dia azoko loatra sy tsy mazava...hamidy ve sa inona :?: :( (l)
20. ni81 ( 03/09/2008 18:22)
tsy dia azoko loatra sy tsy mazava...hamidy ve sa inona
omena olona angamba izany dia manome tambiny ilay olona avy eo! :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4237