Fitantanam-bola

21. Herimiafina ( 24/08/2008 16:34)
Ny firobarobana matotra dia mitovitovy amin'io hazavain'i ssendra io.
Manana tahirimbola ianao, tsy kitihinao iny, manana vola miditra assuré ianao amin'ireo volana sy taona ho avy, tsy kitihinao iny, tsy mitrosa, ary manana caisse noire iray ianao, ao ny volan'ny firobarobana no alaina, fenoina tsikelikely iny dia lasa izao, mbola ao koa ny points azonao rehetra amin'ny airmiles, sns azonao hanaovana lavie iny.
"Rien ne sert de partir à point, il faut profiter de lavie et courrir" autrement "ny vola fitady, fa ny fotoana very tsy ho hitanao intsony"
Tsy misy olona miha-tanora izany ka ataovy aloha izay mety, rahampitso vao manenina, samy hanenina ihany tsinona na ilay mitsitsy na ilay mirobaroba. lol :-D
22. fasaly ( 24/08/2008 17:06)
ary aleo hanokatra kaisse noire raha izany ny ahy izao caisse courant sy caisse d'epargne no haiko sy hananako ny epargne moa zao lany fa vao handrotsaka ndray tsikelikely :-D
23. niryna ( 25/08/2008 00:49)
ni81:

Misy toetran'olona vitsivitsy ireto eo @ fomba fitantanam-bola:
- mirobaroba
- kahihitra
- mitsitsy
Mbola mety misy karazany hafa fa ireo aloha. Ahoana no fahitanareo ireo?

inona tokoa re e !
mirobaroba= dia olona izay tsy mitsinjo ny vodiandro merika ,tondraka anio mananjara,mandany izay eo am-pelatanany ary tsy misy fitsitsiana na fahirana ao aminy fa mety ho malala-tanana(io koa misy iray ni81 an)
kahihitra indray dia olona manjaitra atody vaky na mamofy akotry,mitsinjo ny ampitso,tsy mba mandanidany foana fa mahay mihafy,mety tsy azahoana ary lasa mivadika ho masiaka sy kahihitra no hiantsoan'ny olona azy ary tsy azahoana hoy ny sasany rehefa tsy manome izy,dia tsy mirobaroba
mitsitsy: ireo olona izay ataony mahavita azy avokoa izay eo am-pelantanany,tsy manao tondraka anio mananjara na hoe ny anio ihany,mahafantatra koa izy fa misy tanjona tiany ho tratrariny ao ka tsy maintsy ho tanteraka izany faniriany izany rehefa ataony mahavita ny sery vita amin'ny anamalaho, mety manana fandeferana amin'ny rehetra raha misy ataony satria efa manana tetika na soritr'asa izay tiany ho tanterahana izy ka dia miafy,mandefitra,manao asa be,mahari-pery ary any amin'ny farany dia
mety ho tsara fiafara satria mitsinjo ny ampitso.Ny hafa indray rehefa mahita azy toa tia tena satria tsy mizara dia mamely azy ireo hoe ireny angaha mba azahoana !
izay no fahafantarako an'ireo an


(l) niryna
24. Veloo ( 26/08/2008 16:02)
ary ahona ny olona genereux?

sali HM :-* :-* :-*
25. ni81 ( 26/08/2008 16:04)
ary ahona ny olona genereux?
afaka tohizanao ny fanazavana momba an'izany kah! :)
26. Veloo ( 26/08/2008 16:09)
Ni81 a
Aleo miandry an'i HM fa izy tena mahay manazava. Zany moa ho ry HM? :-*
27. ni81 ( 26/08/2008 16:29)
Ni81 a
Aleo miandry an'i HM fa izy tena mahay manazava. Zany moa ho ry HM?
eny ary
28. ssendra ( 26/08/2008 17:14)
Veloo:

ary ahona ny olona genereux?

sali HM :-* :-* :-*


izaho tena olona generuese! fa tena tsy mi compte ny vola ho laniana raha tena manana io toetra io! misy maharatsy azy ihany satria rehefa avy eo tonga saina hoe nandany vola ho an'ny anona autant, fa tsy hanenenana fa tonga saina hoe kalmos kalmos!

29. Herimiafina ( 26/08/2008 23:54)
Salii Veloo :-* :-* :-* :-*
Ohatr'izao :* no atao hoe genereux. mmmm
30. veromahefa ( 27/08/2008 11:09)
lay généreux zany ataontsika hoe "malala-tanana" e !
Fa ireto olona ireto ary hokilasiantsika aiza ?

- ilay iray miafy max mihitsy izy (mahihitra handoa 300Ar saran-dalana dia mandeha an-tongotra, ny kaly dia hena 1kg mahavita herinandro ny ankohonana,sns...), nefa izay olona tonga mangataka aminy dia mahazo avokoa ary maro no tsy mamerina.
Rehefa tenenina ilay olona hoe "diso miafy nefa malala-tanana" (famonoan-tena izany amiko) dia hoy izy hoe "izay no hiafiako , hanampiako ny hafa!"

- Ilay iray indray tena tsy mipotsaka amin'ny ao an-tranony mihitsy fa milaza tsy manambola lava, nefa malala-tanana amin'ny any ivelany, mitsipitsipy mihitsy ny vola raha vao misy mangataka hividianana sigara sns..., tsy mandeha koa raha tsy taxi raha vao lavitra kely ny aleha...

31. Mandefitra ( 27/08/2008 11:26)
Sao dia dedaka no hiantsoana le olona @ zay?
Any ivelany tsy maintsy manao zay mety ka dia ny ao an-trano hampiafiana.
32. 08051972 ( 02/09/2008 20:12)
Ny hy koa alo lele ol kahihitra tena faran'ny zay tsy tiko indrindra eto antany nefana izany aza de alo de tena ialaina ny comptable key na oa an-trano na ao @ orin'asa! Nefa kosa ny ankamaron'ny Gasy de mpivarotra(commerçant) Misy ny tsy azo elàna @ firobarobana! Ohtra oe ny publicité,ny transpot,sns...!!! Mety tsy hoe dedaka koa nefa le ol raha mahihitra @ ao antrano nefa mamôk'any ivelany satria mino izy fa hisy retour le investissement atôny any ivelany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1776