Ny fiangonana
24. ikaretsaka
(
26/08/2008 15:24)
mahagaga fa tsy mandeha ny hoe tsy randrianatoandro no niala izany na nanao ny tanin'anandrano fa ny fjkm no nanala ay tao sy namorona ny tanin'anandrano!
25. niryna
(
26/08/2008 16:30)
ikaretsaka:
mahagaga fa tsy mandeha ny hoe tsy randrianatoandro no niala izany na nanao ny tanin'anandrano fa ny fjkm no nanala ay tao sy namorona ny tanin'anandrano!
tena tsy mazava no tena tsy azoko kosa aloha ny tena tian'ika tenenina e ,mba afaka azavanao ve azafady e ,please
:wink:
26. fijo
(
28/08/2008 20:26)
ny mahavoa ary manimba zavatra moa le izy ka lazaiko ihany.dia ity mitoriteny entim po ity.
entin'ny fo sy finoan afotsiny dia mitory etsy sy ery,nefa io anie matoa ny sasany mandany 10 taonamianatra azy vao mitory tsy adala e.misy fomba ny fitoriana fa tsy hoe ekeko sy tiako jesoa de lasa aho.
zavatra ratsy be ny vokatrizay

27. ikaretsaka
(
28/08/2008 22:21)
efa niresaka momban'io ihany aho teo aloha hoe tsy vitan'ny nitsipalotra t@ andianteny (miteraha de mamenoa nytany ohatra) raha sendra namaky baiboluy tao @ wc ange akory dia hoe lasa mpitory teny e
misy antony io resaka momban'Atra io matoa ianarana
misy antony io resaka momban'Atra io matoa ianarana
28. fahamarinana
(
29/08/2008 06:52)
:arrow: efa niverina imbetsaka tokoa ary mbola ao amin'ny dinika ao ambadika ao .Akory atao baba.... :( y (l)
29. rijadolly
(
29/08/2008 16:05)
Matio 10:27 Izay lazaiKO aminareo ao amin'ny maizina, dia ambarao eo amin'ny mazava, ary izay ren'ny sofinareo, dia torio eo ambonin'ny tampon-trano.
asakasak'izay nandre nefa nofihininy samirery ny teny soa mahafaly
asakasak'izay nandre nefa nofihininy samirery ny teny soa mahafaly
30. niryna
(
30/08/2008 00:05)
rijadolly:
Matio 10:27 Izay lazaiKO aminareo ao amin'ny maizina, dia ambarao eo amin'ny mazava, ary izay ren'ny sofinareo, dia torio eo ambonin'ny tampon-trano.
asakasak'izay nandre nefa nofihininy samirery ny teny soa mahafaly
=D=D
31. fahamarinana
(
30/08/2008 11:35)
rijad:
asakasak'izay nandre nefa nofihininy samirery ny teny soa mahafaly
:arrow: zany hoe izay mandre ka tsy mizara dia diso sa manakory...asasak'asany tokoa e.Voalaza ombieny ombieny hoe samy manana ny fizaram-pahasoavana azony daholo..na tsy manambara aza ilay olona dia manambara amin'ny asa na fomba hafa fa tsy izay milaza eto mandrakariva no tena naheno sy nandray ary nahafantara ny voalazan'ny Soratra Masina.Hevitro izay dia avereno amiko raha diso.
Eny e,mety diso tokoa aho angambany milaza izany satria voalaza ao amin'ny Baiboly hoe Torio,Torio dia Torio foana n'aiza misy anao na amin'ny fotoana inona rehefa mampiteny ny Fanahy Masina.:?: Tsy ny toriteny atao no ratsy fa ny fomba fitondrana azy fontsiny...satria mino aho fa raha tsy dia tia Tenin'Andriamanitra dia tsy hiditra eto akory hifampidinika.
fijo sy ika :ity zany ilay hoe la caravane passe...atsipy am-pitiavana ny fomba fifandraisana dia samia mandray izay tiany sy hitany fa mety aminy...
fijo:
zavatra ratsy be ny vokatrizay
:arrow: izany angamba hoy aho no isan'ny mahatonga ny olona nivily lalana ka lasa any amin'ny secte na mirenireny mitady finoana hafa hatrany na koa lasa tsy mpino mihintsy e.Mampalahelo tokoa..
ika:
misy antony io resaka momban'Atra io matoa ianarana
:arrow:ika :misy tena nianatra ihany kah fa saingy tsy nampianarina azy na tsy azony ilay hoe mitory am-pitiavana tsy an-tery fa miheno ny hafa raha tsy vonona ny mpandray.Mety androany anie no mandà fa rahampitso dia manaiky ireny olona hitoriana ireny e fa ny tsy fihenoana azy vao maika koa loza.....Soa fa misy ihany koa mpitory nefa mahatandrina izay,isan'ny naharesy lahatra ahy nanaraka ny Tompo satria hitako taratra teny fa iainany ny Tenin'Andriamanitra dia tonga tafiditra tato amiko hoe tsara tokoa izany miaraka amin'ny Tompo izany . (l)