Ny ankohonany ihany no fahavalony,ho halan'ny 'ny olona koa
21. diamondra27
(
27/08/2008 14:01)
aza variana miady hevitra moa nareo e.
Tena marina io lazain'ny tenin'Atra io hoe: ny ankohonanao no fahavalonao
nY antony dia izao: rehefa tena tapa-kevitra ny hanaraka ny Tompo iny ianao dia lasa miova ny fiainanao. Mihena ny fotoana ifandraisanao amin'ny fianakavianao ary mahasaropiaro azyireo izany ka mahatonga azy hankahala anao>
Fampaherezana antsika tokoa izany ho an'izay mandroso lalindalina amin'ny fanarahana ny Tompo.
Fa ne fanarahana ny Tompo averiko foana dia tokony atao ampahendrena fa tsy blablabla fotsiny izany hoe: raha manambady ianao dia tokony vitainao dhoo aloha izay tokony atao ao an-tokantranonao vao mamonjy fivoariana etsy sy eroa ianao , fa manjary itenen-dratsy ny anaran'Atra izany ary manakna ny hafa tsy hino Azy.
Ireo olona manodidina anao ireo dia mandinika sy miandry kendry tohina fotsiny
mba hanesoana anao sy hanenjehana anao rehefa tena hitany fa manara-dia an'i Jesosy ianao.
Fantan'Atra fa ho avy izany fotoana izany ary izay no mahatonga io teny fampaherezana io ho ao amin'ny Baiboly.
Izaho aloha eto dia tsy momba ny atsy tsy momba ny eroa fa hitako kosa fa misy tsy mahatanty ny fomba fisan'i niryna eto amin'ity resaka fivavahana ity. Aza raisina fanaratsiana be loatra izany tsikera ataon'olona izany fa ento kosa handinihintena sy hampandroso. Matoa averimberina ilay resaka dia misy tsy mazava amin'ny olona iay izy ka ny tsara angamba dia ny manetry tena dia mivavaka mangataka amin'i Tompo hoe: fa inona no tena tsy aritry ny hafa amin'ny fomba filazako ao amin'ny forum.
niryna: ny fampaherezana toy izao dia ilaina tokoa satria tsy hainao izay miseho any ho any. Efa voalaza ao amin'ny baiboly io hoe: mitoria ny teny na amin'ny fotoana na tsia.
Mety hoe: ho an'ny efa mahalala baiboly dia tsy mila izany fa saingy kosa any ho any mety misy mila io.
Matoa ianao mbola mijoro eto dia eto izany no sehatra nampiasain'i Tompo anao ka dia mahereza fa na dia izany aza dia henoy koa ny hafa syny fangatahany

22. niryna
(
27/08/2008 21:05)
ikaretsaka:hi,hi
ho an'ny olona ohatra hoe miniers na miasa undergounds ry niryna tsy ny masoandro sy ny jiro be akory no mazava a aminy an... mainka izy aza jambena!
ika koa toa zazakely indraindray ,mody adala eo .
ikaretsaka:aleloia ,Amena !
tsy ny fanarahana tenin'Andriamanitra fotsiny no filamatra fa Andriamanitra mihitsy.. tsy feno ianao raha mi limit @ izay fotsiny!
efa nolazaiko foana koa io ,tsy ny fidirana any am-piangonana,tsy ny fanaovana asa marobe,tsy ny hoe fiangonana no ahazoana famonjena fa i kristy izay toriantsika eto foana ,Izy irery ihany no lalana mankany amin'ny Rainy ary tsy misy na lalana hafa ahafanahantsika manatona an''Atra afatsy avy Aminy Irery,efa imbetsaka io no nolazaiko teto foana ka,tonga any aminao aminm'izay ilay izy
ikaretsaka:izay ahay ry ika a izay no tanjontsika eto .
ohatran'ny hoe tsy ny fanarahan'i niryna ny tenim-badin 'i niryna sy ny fizaran'i niryna izany @ ankohonan'i niryna fotsiny akory no hoe maha mpivady anareo, fa ny fikambananareo ho iray mihitsy (fa tsy ara teny sy fizarana teny fotsiny) mainka izany fa @ Atra!!
aza ferana @ Teniny fotsiny, fa Raiso koa ny Tenany!
Miray ao amin'i kristy
misaotra
23. niryna
(
27/08/2008 21:22)
diamondra27:mangahazo mangidy malemy io ry dia ka raisina amin'ny alemempanahiny a ,samy mandray izay tandrifiny azy avy e
aza variana miady hevitra moa nareo e.
diamondra27:mety mahita ny tsy mety amin'ny fiainantsika isika ka mifampizara na manoro izay tokony izy ary dia mety ho ihiratra ny mason'izy ireo koa satria tsy hoe lasa tsy miaraka aminy intsony fa ny ankohonantsika hono tsy mino antsika fa ny hafa no mino na dia mitovy aza ny torina mahagaga e.
Tena marina io lazain'ny tenin'Atra io hoe: ny ankohonanao no fahavalonao
nY antony dia izao: rehefa tena tapa-kevitra ny hanaraka ny Tompo iny ianao dia lasa miova ny fiainanao. Mihena ny fotoana ifandraisanao amin'ny fianakavianao ary mahasaropiaro azy ireo izany ka mahatonga azy hankahala anao>
Fampaherezana antsika tokoa izany ho an'izay mandroso lalindalina amin'ny fanarahana ny Tompo.
Ny tsara kosa aloha dia ny hoe isika mivavaka ireny ankohonana ireny ary dia mahazo fahasoavana koa ry zareo ary dia hain'Atra sy henon'Atra koa ny fitarainantsika na ny vavatsika ary dia manova zavatra tokoa izany vavaka izany
diamondra27:ahatsiarovako ilay ramatoa mpivavaka izay io tenin'i dia io
Fa ne fanarahana ny Tompo averiko foana dia tokony atao ampahendrena fa tsy blablabla fotsiny izany hoe: raha manambady ianao dia tokony vitainao dhoo aloha izay tokony atao ao an-tokantranonao vao mamonjy fivoariana etsy sy eroa ianao , fa manjary itenen-dratsy ny anaran'Atra izany ary manakna ny hafa tsy hino Azy.
tsy tian'ilay vadiny hono izy fa lasa mpivavaka ary dia tsy nampidirina an-trano ka teo amoron'ny varavarana izy no natory.Niala tao an-tranony ilay rangahy ary dia tsy reraka ilay ramatoa nametraka vilia sy sotro ho azy eo foana.
Indray andro reraka tany amin'izay nalehany tany ilay rangahy dia nandom-baravana .Gaga izy rehefa nantsoin'ilay ramatoa hoe avy masaka ny sakafo.
Ahoana hoy ilay rangahy no ahalalanao fa ho avy ao? hi,hi.Mbola nitohy ny tantara fa hatreo no omeko anareo
diamondra27:izay indrindra tokoa ary ity moa dia resa-dava kanefa tsara ho fantantsika fa tsy ireo fianakaviana no ratsy na tsy tia antsika fa ireo no fitaovana ampiasain'ny ratsy hanaratsiana ,andemena,tsy ho tiavan'ny mpianakavy antsika koa dia mila mivavaka foana isika na ho antsika izany ary indrindra ho azy ireo.
Ireo olona manodidina anao ireo dia mandinika sy miandry kendry tohina fotsiny
mba hanesoana anao sy hanenjehana anao rehefa tena hitany fa manara-dia an'i Jesosy ianao.
Fantan'Atra fa ho avy izany fotoana izany ary izay no mahatonga io teny fampaherezana io ho ao amin'ny Baiboly.
Tsy tian'Atra ho very isika ary tsy ho avelan'Atra hiahaka koa ny ondriny fa dia mihaino ny vavaka ataontsika izy,mety ho vetivety mety ho ela fa mamaly foana Izy ary mihaino ny fitarainantsika
diamondra27:misaotra anao ary mahereza koa fa tsy mora ny mizara ny tenin'Atra
Izaho aloha eto dia tsy momba ny atsy tsy momba ny eroa fa hitako kosa fa misy tsy mahatanty ny fomba fisan'i niryna eto amin'ity resaka fivavahana ity. Aza raisina fanaratsiana be loatra izany tsikera ataon'olona izany fa ento kosa handinihintena sy hampandroso. Matoa averimberina ilay resaka dia misy tsy mazava amin'ny olona iay izy ka ny tsara angamba dia ny manetry tena dia mivavaka mangataka amin'i Tompo hoe: fa inona no tena tsy aritry ny hafa amin'ny fomba filazako ao amin'ny forum.
diamondra27:
niryna: ny fampaherezana toy izao dia ilaina tokoa satria tsy hainao izay miseho any ho any. Efa voalaza ao amin'ny baiboly io hoe: mitoria ny teny na amin'ny fotoana na tsia.
Mety hoe: ho an'ny efa mahalala baiboly dia tsy mila izany fa saingy kosa any ho any mety misy mila io.
Matoa ianao mbola mijoro eto dia eto izany no sehatra nampiasain'i Tompo anao ka dia mahereza fa na dia izany aza dia henoy koa ny hafa syny fangatahany
misaotra e
25. fahamarinana
(
28/08/2008 15:43)
:arrow: diam's :misy fahamarinany tokoa ny voalazandry...:-* (l)
26. ikaretsaka
(
28/08/2008 16:14)
Fa ne fanarahana ny Tompo averiko foana dia tokony atao ampahendrena fa tsy blablabla fotsiny izany hoe: raha manambady ianao dia tokony vitainao dhoo aloha izay tokony atao ao an-tokantranonao vao mamonjy fivoariana etsy sy eroa ianao , fa manjary itenen-dratsy ny anaran'Atra izany ary manakna ny hafa tsy hino Azy.
io ange le nolazaiko atsy aloha atsy heo
tsy ny filazana sy ny famerenana hoe hoy ny vadiko hoe zao hono...... vakiantsika ny taratasy amin'ny anaran'ny vadiko ... .......no mikaonty de iny no taterina @ zaza sy ny mpanampy ary ny alika! fa samy tonga de miasa
27. niryna
(
28/08/2008 20:17)

ikaretsaka:
io ange le nolazaiko atsy aloha atsy heo
tsy ny filazana sy ny famerenana hoe hoy ny vadiko hoe zao hono...... vakiantsika ny taratasy amin'ny anaran'ny vadiko ... .......no mikaonty de iny no taterina @ zaza sy ny mpanampy ary ny alika! fa samy tonga de miasa
:D
28. xxx
(
15/09/2008 13:45)
Tena izay no zava-misy ankehitriny! ompa vary raraka ary tenin-dratsy no mahazo ahy isan'andro satria aho manaraka an'i Kristy! mbola miampy menace koa hoe raha mivoaka io varavarana io ianao de ho vonoiko ny zaza!
Za tsy mitsahatra mangataka ny famindram-pon'Andriamanitra ho an'ny ankohonako, eny tsy kivy aho manaraka azy fa tena mafy ny hazo fijaliana ho entina saingy tsy fantatro hoe nahoana fa lasa mangiana izany aho ankehitriny ary de mandefitra ho azy!

29. niryna
(
15/09/2008 17:44)
xxx:

xxx a mivavaka ho anao sy ny ankohonanao aho,eny tena marina tokoa izany tsy mora ny manaraka ny Tompo.Mivavaha ho an'ireo fianakavianao ireo,tadidio mandrakariva fa tsy izy ireo akory no ratsy fa ilay fanahy ratsy miasa ao am-pon'izy ireo ,ny ataonao dia mangataka amin'Atra mba omeNy ny fanahy masina ireo olona ireo.MItadiava namana koa miaraka mivavaka aminay,alefaso ny anaranao any amin'ny hafatra dia miaraka mivavaka isika fa tsy maninona koa izany raha tianao
Mahereza e ,ny tompo anie hanome hery anao sy ny ankohonanao.Efa voasoratra ao anaty baiboly izany fa ho henjehin'ny olona izay miaraka amin'i Kristy ,isaory Izy fa manana ny fanahy tsy mba ananany hianao ary dia anjaranao no mivavaka ho azy ireo .
:cry: :cry: