namko teo aloha,tsy nisy hita!
1. manuela
(
22/08/2008 15:30)
misy ireo oul zè nandefa hafatra tamiko,zafady tsy afaka namaly mits fa mbol nanomana bacc d aveo nanao vacs.fa là,je sui de retour dé jpe répondre njay!le problem è ke vofafa doly ny anaranareo ka ra azo atao d mbo atov namana akaiky za na mandefasa njay hafatra vaovao.apitapitao anu ny hafatra zafady e!okay
novalian'i ainaheri ny 01/09/2008 12:12
2. fasaly
(
22/08/2008 15:35)
namana teto am sera ve klou zany????
hevitra mety ity....raha namana teto am sera... avereno ampidirina ny sary dia asio tsikera ary asaivo manoratra any dool ny namana taloha :°)
de voafafa doll ahona aza ny anaranay....zany kosa ve de mety! :^)

3. manuela
(
22/08/2008 15:51)
ie,namana teto,ka en ft lé iz genr wé vofaf lé afatra ref ela elb ts jerena d bof,c éfaC........
ts èko manao anzan tenenao zany
ts èko manao anzan tenenao zany
4. fasaly
(
22/08/2008 16:56)
tsy sarotra zany fa avereno ampidrina ary am sary rehetra wa ny sary dia asio tsikera hoe ho an'ny namako rehetra manorata amiko sns :°)
5. fahamarinana
(
22/08/2008 17:25)
:arrow: nanao vokansy elabe mihintsy zany ianao raha fanao izany mamafa hafatra sy anarana zany....8O (l)
6. ainaheri
(
25/08/2008 11:34)
Tsisy fantatrao ngah izy reo? Andefaso hftr d miverina ndray ny fifandraisana eee
7. fahamarinana
(
25/08/2008 13:17)
manuela:
le problem è ke vofafa doly ny anaranareo
:arrow: ainaheri :very mbanin'ny anrany honoe.. (l)
8. ni81
(
25/08/2008 13:45)
HS: Fa raha toa ka tsy miditra mandritry ny hafiriana no voafafa ny anarana e.
Zà mantsy efa nisoratra anarana t@ 2005, dia tsy tadidiko hoe firy andro aho tsy niditra dia voafafa ny anarako.
Zà mantsy efa nisoratra anarana t@ 2005, dia tsy tadidiko hoe firy andro aho tsy niditra dia voafafa ny anarako.
9. manuela
(
30/08/2008 15:06)
ka ry zareo ar ts tadidiko dol ny anarany kou!bof,manavao njay no mety e!leo b za!
10. ni81
(
30/08/2008 15:36)
ka ry zareo ar ts tadidiko dol ny anarany kou!bof,manavao njay no mety e!leo b za!ka rehefa hitany eo ve ianao tsy hanoratra eo ihany ry zareo e!
11. niryna
(
01/09/2008 03:53)
manuela:
le problem è ke vofafa doly ny anaranareo
fahamarinana:
:arrow: ainaheri :very mbanin'ny anrany honoe.. (l)
:D