Permis

21. ni81 ( 23/10/2008 09:38)
=> vakio tsara any am faran'ny permis fa misoratra hoe : permis avy any Dago io tamin'ny taona ...., donc raha polisy gasy mahalala lalàna dia fantany tsara fa tazomin'ny vazaha ny permis gasy takalon'ny permis frantsay ( zay no maha échange azy). Fa raha hoe Permis nalaina teto Frantsa mihitsy avy amin'ny auto école nga ka zay no zavatra hafa...
efa mazava ny amin'io ry xxx a! misaotra e :)
22. joachimichael ( 04/12/2008 21:05)
slt , ahoana ny hevitrareo fa za vazaha dia efa nanakalo permis indrepa dia categorie B no nomeny prefecture tao a la reunion fito taona lasa izay dia niverina tany a dago indray aho nanao auto ecole bus sy poids lourd nanomboka tamin ny janv2008 ka hatramin ny sept 2008 izany hoe efa nidepasse ny 6mois ao anaty convention francaises ary manana lé papier de radiation d entrer sy sortir nijanonana tao a tana delivren ny consulat de france marihako fa tsy bizina ny obtention de permiako fa tena vrai misoratra ao amin ny faritany , dia efa napetrako tao amin ny prefecture teto am haute seine ao a nanterre ireo dossiers ireo dia nomeny récépissé aho provisoirement hijokiko bus na poids lourd ka araky ny hevetry ny mahay mety rahoviana aho no ahazo ny originale permis vazaha definitif ,tsy misy hatahorana ve fa milana be aho rehefa eny ambon ny bus RATP ireny ? na semi remorque ra manakana tampoka ny OSIKA miandry valiny mahafampo merci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1484