Permis

1. ni81 ( 22/08/2008 12:59)
Misy nilaza fa tsy ahafahana mitondra fiara any dago ny permis français fa raha tratran'ny mpitandro filaminana dia mandoa sazy? Dia tsy maintsy maka permis international ve izany sa inona no atao? Misaotra betsaka.
2. jennifer2 ( 22/08/2008 13:41)
rehefa tonga aty dago ianao dia maka permis gasy indray angamba a!
satria koa tsy afaka mampiasa permis gasy ianao rehefa ivelany.
Ny permis international no tsy dia haiko firy kanefa ary misy namako any USA, ny permis nalaina tao @ etat iray tsy afaka namiasainy rehefa nifindra etat hafa izy hono.
3. ratonga ( 22/08/2008 13:42)
ra résident aty ivelany enao ka manao vakansy fotsiny zany dia mahazo mitondra @ permis vazah fa rah mipetraka any dia tsy maintsy ovaina permis gasy, otran'ny permis gasy avadika permis vazah aty ihany
4. ni81 ( 22/08/2008 13:51)
rehefa tonga aty dago ianao dia maka permis gasy indray angamba a!
satria koa tsy afaka mampiasa permis gasy ianao rehefa ivelany.
Ka permis gasy ange ny ahy taloha dia efa novaina permis vazà e! dia teo no tsy nazava tamiko, satria nisy namana iray niteny oe haka permis gasy indray izy rehefa mandeha any dago (dia nazavainy ny antony), nefa efa manana permis vazà koa izy.
ra résident aty ivelany enao ka manao vakansy fotsiny zany dia mahazo mitondra @ permis vazah fa rah mipetraka any dia tsy maintsy ovaina permis gasy, otran'ny permis gasy avadika permis vazah aty ihany
Misaotra fa mazava.
5. ratonga ( 22/08/2008 14:00)
fa anga ny permis gasy taloha tsy naverin'ny prefecture t@ nanova azy ho permis vazah
6. ni81 ( 22/08/2008 14:12)
fa anga ny permis gasy taloha tsy naverin'ny prefecture t@ nanova azy ho permis vazah
Tsy averiny fa tazoniny any.
7. Stretch ( 22/08/2008 15:04)
tazoniny any iny , za tsy any france fa ataoko fa mitovy aby ny Europe , ka raha tena ilainao ny hitondra fiara raha ho any dago dia alainao any am prefecture ilay permis gasy dia tazoniny ndray ilay vazà , dia refa miverina enao maka ny permis nao vazà ndray ndray , fa vola aby zany raha ohatrany ny aty amnay. aleo mandé taxi 2cv refa any tanana .
8. ni81 ( 22/08/2008 17:53)

Tsy maninona mihitsy kah! :) Afaka mandeha tongotra koa na bus, fa rehefa mandeha mankany ambanivohitra no nieritreretana azy.
9. kelly13 ( 22/08/2008 20:16)
nga ny permis gasy mbola azo avadika permis frantsay @ zao ftôna zao? ny zandriko mantsy nanontany d tsy mety tso,y ono, mais, ra etudiant no manana permis gasy d azo ampesaina! d marina io vôlazan'i ratonga mpitelinkafatra io :-D
10. ni81 ( 22/08/2008 20:25)
nga ny permis gasy mbola azo avadika permis frantsay @ zao ftôna zao?
Azo avadika raha vao mahazo ilay carte de séjour 1an ilay oul, dia ny préfecture no mangataka ny authenticité any dago, fa raha vao dila io 1an fananany carte io dia tsy maintsy asainy manao auto école indray maka permis vaovao.
11. Stretch ( 23/08/2008 08:57)
ni81:
Tsy maninona mihitsy kah! Afaka mandeha tongotra koa na bus, fa rehefa mandeha mankany ambanivohitra no nieritreretana azy.

ra tsy manahirana ny prefecture any amnareo dia izay ny andramo , fa raha ny aty amnay any am service automobile no maka azy dia manao demande sur papier dia asa rôvina no mivaly , ny ahy aleoko evite na ra mbola misy hevitra hafa , afaka manao location ko ngé refa any tanana e :wink:
12. ni81 ( 23/08/2008 09:07)
ra tsy manahirana ny prefecture any amnareo dia izay ny andramo , fa raha ny aty amnay any am service automobile no maka azy dia manao demande sur papier dia asa rôvina no mivaly , ny ahy aleoko evite na ra mbola misy hevitra hafa , afaka manao location ko ngé refa any tanana e
Tsy mba hisahirana hanao izany rehetra izany any @ préfecture intsony kosa zà kah! Aleo amin'izao fotsiny fa misaotra e!
13. ikaretsaka ( 26/08/2008 00:02)
rehefa tratra dia mody tsary miteny gasy..ndrindra shefa le polisy any @ sisiny ireny :wink: sady mody :/ be eo de tsary manahy..
14. ni81 ( 26/08/2008 06:01)
rehefa tratra dia mody tsary miteny gasy..ndrindra shefa le polisy any @ sisiny ireny sady mody :/ be eo de tsary manahy..
:-D :-D
15. ikaretsaka ( 26/08/2008 23:28)
raha teny frantsay aloha mety ho kobo ihany ...fa raha permis sinoa ohatra ny anao dia hanaovana teny tsy fantatra eo ... manahy vary ireo dia mitoraka salut
16. niryna ( 27/08/2008 23:00)
ni81:

tazoniny any iny , za tsy any france fa ataoko fa mitovy aby ny Europe , ka raha tena ilainao ny hitondra fiara raha ho any dago dia alainao any am prefecture ilay permis gasy dia tazoniny ndray ilay vazà , dia refa miverina enao maka ny permis nao vazà ndray ndray , fa vola aby zany raha ohatrany ny aty amnay. aleo mandé taxi 2cv refa any tanana .
Tsy maninona mihitsy kah! :) Afaka mandeha tongotra koa na bus, fa rehefa mandeha mankany ambanivohitra no nieritreretana azy.

ny mety ho olana angamba dia hoe mety ahay hitondra fiara indray ve hianao fa tena arabe feno vatokely anie izany e ,hi,hi. mahay miala ireny lavadavaka etsy sy ero ireny ve hianao,raha izaho hianao dia maka olona efa zatra any aho ,hevitra ny ahy iny fa tena itako izany
:D
17. ikaretsaka ( 27/08/2008 23:15)
rehefa mahay de mahay koa..
ohatran'ny milomano ihany io.. ra rano'inona io na piscine na morondrano na ranomasina.. mitovy ihany taoko rehefa tsary milentika ianao.
mizatra kely fotsiny
18. malalany ( 30/09/2008 09:12)
ary ra aty fr v ny pemis gasy tonga d azo avdika inter any @préfect sa tsy maintsy permis fr iany?
19. ni81 ( 30/09/2008 09:22)
Manontania any @ préfecture e! Ny permis gasy aloha tsy maintsy avadika ho permis frantsay fa inter no tsy dia fantatro.
20. xxx ( 23/10/2008 09:29)
Voalazan'i Ni81 > Ka permis gasy ange ny ahy taloha dia efa novaina permis vazà e! dia teo no tsy nazava tamiko, satria nisy namana iray niteny oe haka permis gasy indray izy rehefa mandeha any dago (dia nazavainy ny antony), nefa efa manana permis vazà koa izy.

=> vakio tsara any am faran'ny permis fa misoratra hoe : permis avy any Dago io tamin'ny taona ...., donc raha polisy gasy mahalala lalàna dia fantany tsara fa tazomin'ny vazaha ny permis gasy takalon'ny permis frantsay ( zay no maha échange azy). Fa raha hoe Permis nalaina teto Frantsa mihitsy avy amin'ny auto école nga ka zay no zavatra hafa...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6162