MAHAJANGA 2008
122. belakely
(
05/09/2008 21:35)
milay be nareo e!
amin'ny manaraka ndray de ataovy be da be foana foana.
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:

123. angotiko
(
06/09/2008 04:36)
miarahaba ny rehetra ô zay mijery ity furum ity ô
marina ny tenin'i fijo mba andraso ny sary any amin'ny hafa
araka ny efa voalaza ny mimifali any ambony any dia zay sary eo ampelatanany no omeny, ary zay azony avoaka ihany koa no avoakany satria mantsy misy milaza fa tsy azo avoaka ny sariny, ka mba isin'ny fifanajana dia hajaina ny hevitry ny tsirairay
ravatorano: hihihi ireo aloa no misy sy mbola azo navoaka dia mino aho fa mahaly anao zany, nadia ny nahita ny salovatavako aza hihihi, mbola betsaka any fa mino aho fa ho avy eo tsy ho ela, satria mbola misy zay tavela any mahajanga ary anisn'ny naka sary ihany koa izy ireo
verlik29: tsia, tsy efatra zany no tany fa nisy 24 mianadahy mianaka, nisy vadina serasera tany ary nisy ihany koa zanaka sy ray amandrenin'ny serasera, fa saingy ireo no sary nisy sy nahazo navoaka aloa hatramin'zao fa mbola hisy ny fivoriana ho atao atoato dia hifampierana eo dia avoaka eo jiaby zay azao avoaka, amin'zay enao angamba afa po tsara
ny amin'ny lobaka indray dia tena tokony handeha tokoa izy nefa noho ny antony arakasa tampoka dia efa farany izy vao tsy lasa, izahay aza mbo nalahelo azy satria tsy ampy indray ny lahy mdrrrrr sao ahoana ry wata sy thiel, jentilisa sy zay rehetra tsy nanana pointage tany
mimifali: misaotra aki dia alefaso foana ny sary zay azo avoaka an, bisous be rora njy
thiel: ary inona no nahalasa fisainana anao eh, nalahelo ahy ve fa nody aloha za lol, aleo fa tohizana aty eh hihihi mdrrrrrrrr
glou: tena tsy henoheno enao raprezy an, fa d nahoana loatra
mimifali blanche naniie mimich: mino aho fa efa tsy bonbone tsony fa efa lasa siny nareo an, bisous la langue 600 km miantsinana sy miakandrefana hono eh

124. lobaka
(
06/09/2008 07:20)
[/quote]
tsy eo @ sary fa any ambadika any iany e,manodidina eo iany fa taty @ 600Km niala avy any fotsiny, dia @ manaraka dray zany ko
125. verlik29
(
06/09/2008 09:29)
sa za kou ve afaka mampiditra sary avy tany janga? lol, fantatro mits fa bdb ny tany ka, za mande @ manaraka an,
lobaka: veloma hon'la
wata; veloma kou hono la
lobaka: veloma hon la :-h
lobaka: veloma hon'la
wata; veloma kou hono la
lobaka: veloma hon la :-h
126. rakaroka
(
06/09/2008 13:51)
Dia mamerina ny fisaorana ho an'ireo nandefa sary tsy misy fepetra e!
Mangataka sary ny namana sera dia nanoina 'nareo: manja anie izany ,tsy tahaka lé bandy sy sipa mihevitena ho sao lany manja irony. 'za kosa aloha tia nalana "cool" tahaka izao, :-* :-* :-* sady miandry ny hafa raha mbola misy! :wink:

127. naritsimba
(
09/09/2008 04:58)
angotiko> inn indray zao no tinao lazaina @ io zatra mampiditra io?????
tsy olona 4 fotsiny no tany fa betsaka 23 be izao saingy samy manana ny safidiny @ resaka sary, mbola miandry an'i angotiko hampianatra hampiditra eeee hihihihihihi
fa tena milay rizareo ilay manao vakansy miaraka an! fa mba ampitomboana ilay fotoana fa tsy ampy raha ohatran'ireny oà, mba 10 andro no iarahana mijanona any @ izay toerana aleha, @ taona ho avy aleo tonga dia omanina dieny izao hoe aiza indray no aleha. Sa ve dia Mahajanga ihany? ndao ovaina toeran-kafa indray eh, Toliara, Diego, Morondava...???? vonona foana eh!!!!!!!

128. angotiko
(
09/09/2008 09:34)
naritsimba: ha ha ha ha tonde kôpy enao eeee mdrrrrrrrrrrr, tsy koi fa ao fa ampianariko mampiditra raha zay no olana (aza mime ratsy saina eo an hihihi), efa misy miandry sary be mantsy aho
satri anie hijanonela ry natsimba fa hay nao iany ny entina manana eh, fa omany dia eny zao eh, tsy aleo ve tsy any janga ntsony fa aleo mba toliaryyyy.

129. Mimifali
(
09/09/2008 10:48)
verlik29:
raha ny fandinihako azy dia olona 4 no tany janga. lol watta sy ny tariny....fa ny nahagaga ahy dia i lobaka tsy hita mits anaty sary. sa ts nande? sainka hande? sa? be ngamb ny asa d tsy afaka fa @ heritaona njai mande he
Tena mihoatra ny ol 4 kosa lou no tany Janga fa zan oé nis sary bé dé bé t@ appareil 01 maty, dé mbola mis sarin'ol hafa bé dé bé t@ appareil 03 hafa fa ts aiko oé nanin no ts avoakan dr zareo eto mits lé iz, fa n sary t@ appareil nay ian foana no mivoaka eto dé zay no mahatonga lé oé sarin' tarik'i wata foana lé miseho hitanareo eto. Dé tsis sarin lobaka mits tany satria iz ts afaka t@ ora farany dé ts nandé! :( :( :( :( :( asa @ herintaona ndray ngamba. :?: :?: :?: :?: :?: :?:
130. Mimifali
(
09/09/2008 10:52)
lovelyri:
Mimifali za ange mpandeha fihaonana talou fa niova PS ftsn e fa ts azo lazaina le izy fa toundé beuuudyy beuuuu :°)
misy groupe mpihira zay tiatsika roa de efa nijery ny cabaret tsika :°) (iza ary za ôôô !!!) :-* :-* :-* ;-) kopy ve njy ;-)
Za nge aky tena efa nahalala oé ol mahafantatra indry ra lé commentaire no jerena e! kôpy za ka! :lol: :lol: :lol: fa ts aiko fotsn oé fa manin lé ps mahafatifaty kely iny aza no novaina :?: :?: :?: :?: :?: misy antony oy i Bessa :!: :!: :!: :!: :roll: :roll: :roll:
131. Mimifali
(
09/09/2008 11:00)
naritsimba:
angotiko> inn indray zao no tinao lazaina @ io zatra mampiditra io?????
tsy olona 4 fotsiny no tany fa betsaka 23 be izao saingy samy manana ny safidiny @ resaka sary, mbola miandry an'i angotiko hampianatra hampiditra eeee hihihihihihi
fa tena milay rizareo ilay manao vakansy miaraka an! fa mba ampitomboana ilay fotoana fa tsy ampy raha ohatran'ireny oà, mba 10 andro no iarahana mijanona any @ izay toerana aleha, @ taona ho avy aleo tonga dia omanina dieny izao hoe aiza indray no aleha. Sa ve dia Mahajanga ihany? ndao ovaina toeran-kafa indray eh, Toliara, Diego, Morondava...???? vonona foana eh!!!!!!!
tena marna n teninao fa tena nafnartra bé tsis oatr zan oà lé vacances Mahajanga teo iny e! tena marna kou fa ts ampy mits lé fotoana niarahana teo, itanao ian za low batt t@ niainga nody iny fa tena mbola ts te hody e! very fanahy oé vita saad vé n vacances? :( :( :( Tena tsara lé hevitra oé ampitomboina n fotoana iarahana saingy defa omano dieny zao zan n saosy ko! :lol: :lol: :lol: zao defa mividy boatin drakitra daolo zé mikasa ny handé @ herintaona. Dé asiana vola isam bolana kou lé boatin drakitra fa ts ondanana fotsn ao an! :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ za mou zan partant foana na mbola Janga na iova destination hafa fa dé manasa antsika rehetra ho tonga maro e! indrindra ny bandy fa tena ts ampy isa mits teo iny manko. :P :P :P :P
132. naritsimba
(
09/09/2008 13:28)
angotiko>> zà indray de mande foana, ary tohanako ilay hoe toliary, zà ary @ ity mihevitra ny ho any Toliary no hanao faran'ny taona-ko, @ 2 dec de efa hiverina any Mahajanga, fa na dia mahajanga ihany aza dia mande foana ny bandy eh!
mimifali>> zà indray de mandeha fona raha mbola afaka.
Dia mba atoroy ny fampidirana sary aloha zà eh

134. thiel
(
11/09/2008 06:31)
Boule-moi ça fotsiny ry angotiko â!Tena tsy nomen'ilay chef de chambre tao aminareo anie ny fandrinanao ê dia naleoko nihafy tany @ nisy ahy ihany :( .Aleo marina aty indray manarina azy.Hantenaiko fa efa nifoha i Mimich izay an!"Thiel"ry naniie no izy fa tsy Etienne izany ôa,boule-moi ça!!!!! Toa nisy censure angamba ny sary hafa no tsy tazana eto h@ izao.Tena any Manambato indray angamba no tsara aleha @ herintaona â!
135. angotiko
(
11/09/2008 17:43)
thiel: ntsooooooo zany ve, d nampalahelo ve! ok fa dia tohizana aty zany koo, sady amin'ny sabotsy zany dia efa hihaona eny amin ny by pass kooo, sa mety hisy zoma mafinaritra
thiel: tena betsaka ny sary mbola tsy nivoaka fa amin'ny samedi tsika mahita nazyyy
thiel: hihihi mbola matory daholo ireny eh, reny any tompony ny toromaso fa tsy mpihindrana eh, izy telo vavy

136. naritsimba
(
12/09/2008 05:01)
thiel>> salama ve zokilahy eh! milay koa ange Manambato e, fa dia tongava @ sabotsy sady eny akaikinareo eny io @ sabotsy io. Ny sary aloha misy aty amiko fa saingy tsy haiko ny mampiditra azy eto!
Sabotsy mifankahita an!
Sabotsy mifankahita an!
137. Mimifali
(
12/09/2008 16:22)
naritsimba>amin'ny sabotsy zany ianao ampianarina mampiditra sary e! manjary ts mipoitra eto mits mants n sarin namana sasany. ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
138. sasa
(
13/09/2008 05:45)
Za ve no diso sa nisy film efa nandé fa izany hoe ny mpandray anjara fotsiny no niova hi hi hihi hi tamin'ity mantsy toa ny soabika no betsaka!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
140. angotiko
(
17/09/2008 17:09)
sasa: marina ny voalazan'i naritsimba fa tsy sobika no tany fa lagony,