MAHAJANGA 2008

101. angotiko ( 03/09/2008 17:34)
miarahaba indray
ikalamako sy sipagasy: ho avy le sary fa mbola hierana fa aza mitaitaina

ravatorano: snif snif fa taiza enao nefa tena nisy slow miraikitra tany d enao tsy hita, d za tsy nisy niaraka nadihy

naniie mimifali mimich blanche: mihinana foana fa bonbone no hiafaraten... ha ha ha lol

glou: ahona le sary hahaha misy misy toetra ao an
102. angotiko ( 03/09/2008 17:56)
thiel: boule moi ça zay dia mbola notohizana teny amin'ny bypass ny mahajanga an, itanay anie enao eh, zay d tsy mahalala miantso an , za ndray d tsy maintsy manahy vary fa manary ny equipe solida, ary naninona zao no tsy enao no nanolo ahy teo aminn'y fandrinako fa nomenao olokafa ny fandrinako hahahaha lol

glou: ndrisssyyy tsika efa tsy teo ntsony tamin'ireny koo,

voahirana: tonga teto tana ihany ve ny coco eh

narintsimba: fa inona ihany no tadidinao ny mapiditra azy mdrrrrrrr

nisy namana vaovao tany kaaaa diana sy jentilisa

jentilisa miandry ny sary avy aminao zany koo, le sary azo avoaka io an, fa tsy sary le misy betise ireny

MANONTANY we azo avoaka ve le sarynareo zay natao fisehoana tany
103. fijo ( 03/09/2008 22:26)
ary misy miroaroa dia toa akanga loataona izy izany an.hummm
104. tsiambaratelo ( 04/09/2008 04:35)
naritsimba:

Miarahaba antsika namana rehetra!
Dia raikitra izany fa dia ny Zoma 22 Aout 2008 no fiaingana ho any Mahjanga ho an'ireo izay vonona ny andeha.
Nisy ny fiovan'ny fandaharam-potoana noho ny fisondrotan'ny saran-dalana, isaorana sahady ireo mpikambana malala-tanana izay nameno ny tsy ampy tamin'izany mba hanatontosana ity fakan-drivotra 2008 ity na dia hisy aza ireo hody aloha noho ny asa aman-draharaha.
Tsara ny manamarika etoana fa dia mianto-tena tanteraka ireo rehetra vonona ny andeha.
Mirary fialan-tsasatra mahafinaritra ka ho tsara mandroso ho tsara miverina daholo ny namana rehetra.
naritsimba

Dia oviana njay no misy fihaonana manaraka e,:-*:-*:-*
105. tsiambaratelo ( 04/09/2008 04:36)

106. lovelyri ( 04/09/2008 09:02)
8) taiza ary zay tam zany vacance zany klé??? :roll: :roll: hihi nafinaritra beuu fa zany hoe hitambaranareo vhv fôna i radoko :°) :°) :-$
107. Naniie ( 04/09/2008 09:36)
Miarahaba antsika rehetra,

Tonde dia latsaka tanteraka mahita ny sary sy mamaky ny commentaire :-D :-D :-D :-D :-D
thiel mou sa Etienne :-D :-D :-D :-D misaotra amin'ny tatitra fa milay ee, boule moi ça :-D
angotiko ts maintsy oe bounboun kely iany eee, tsis afa ts minakanina no atao kou

blanche mimich mimifali mbola mahatsiaro an le mitabataba sy resaka vao maraina ra vao mifoha foana ee, d le resaka ts mety vita refa hatory ny alina, aona iany le trano eny antanimena, mbola tsis nahita ve nareo ee lol

blanche ooo, ts hitandry oe tena tia klaxon be mits tokou ve le soferantsika iny :-D

Milay kah, nahafinaritra ny fiarahana, ny ankizy milay b sad cool b doly, ao tsara.

Miandry marina ny vodiondry sy ny mariazo kay taorinan'iny fisehoana tany iny, fety mbola ho avy doly zany rankizy a :lol: :D

jentilisa milay le tektonika eee, ainao tsara manao azy
108. Mimifali ( 04/09/2008 09:55)
lovelyri:

8) taiza ary zay tam zany vacance zany klé??? :roll: :roll: hihi nafinaritra beuu fa zany hoe hitambaranareo vhv fôna i radoko :°) :°) :-$

ts oé nitambaranay aoana akory radoko fa zé bandy nis tany lou dé nifampizaràna e! tsita tsin fa ts ampy isa loatra n bandy tany ko! n tao @ efitranonay lou! =)) =)) =)) =)) =)) =)) manjary miala maina eo tsin n sasany ko! fa na zany aza nis ian n nitàna n rôle principal t@ tournage tany an! fa ny @ iny ndray mou ra ts tao @ trano falafan célibataire ts naharaka lé film, mou n sary kou censuré! :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
Mba manaraha vaovao fa dradradradraina eto alou be n momba n vacances na fihaonana manaraka dé mba tongava manampy isa ny namana virtuel lasa réel e! @ zay mba anisan mitantara ndray fa ts itantaràna tsony! :-* :-* :-* :-*
109. Mimifali ( 04/09/2008 10:00)
tsiambaratelo>lazaina eto foana refa mis fihaonana s fiarahana manaraka ka! na ato @ forum fety s fihaonana na ao @ chat ka manaraha vaovao fotsn dé mahita e! :-* :-* :-* :-* :-*
110. Mimifali ( 04/09/2008 10:08)
Naniie:

Miarahaba antsika rehetra,

Tonde dia latsaka tanteraka mahita ny sary sy mamaky ny commentaire :-D :-D :-D :-D :-D
thiel mou sa Etienne :-D :-D :-D :-D misaotra amin'ny tatitra fa milay ee, boule moi ça :-D
angotiko ts maintsy oe bounboun kely iany eee, tsis afa ts minakanina no atao kou

blanche mimich mimifali mbola mahatsiaro an le mitabataba sy resaka vao maraina ra vao mifoha foana ee, d le resaka ts mety vita refa hatory ny alina, aona iany le trano eny antanimena, mbola tsis nahita ve nareo ee lol

blanche ooo, ts hitandry oe tena tia klaxon be mits tokou ve le soferantsika iny :-D

Milay kah, nahafinaritra ny fiarahana, ny ankizy milay b sad cool b doly, ao tsara.

Miandry marina ny vodiondry sy ny mariazo kay taorinan'iny fisehoana tany iny, fety mbola ho avy doly zany rankizy a :lol: :D

jentilisa milay le tektonika eee, ainao tsara manao azy

Naniie>tena mbola ts nahita lé trano eny Antanimena lou hatr@ zao e! fa mila mihetsika mits tsika efatra vavy @ zay zavatra zay lou an!
:-D :-D :-D :-D hita aky fa tena manina lé resaka be ts mety vita s n hanihany s n kibo tapaka mits za ko! lé savoniko tany ian zao no mbola ampiasaiko aenoko lé fofona niainana tany saingy indrisy...lany lé iz zao! :( :( :( adala ve za oz njy?
Tena nafnartra be reto lé vacances an! iny ngamba n vacances ko tsara ndrindra teo @ fiainako hatr@ zao lou! samy ankizy cool be sad nifandray tadin dokanga daolo no tafaraka ka dé tena lafatra e! =D> =D> =D> =D> dia efa miandrandra ny vacances @ taona ho avy ndray mou zan za e! ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
111. Naniie ( 04/09/2008 10:44)
mimifali tsy adala mits ndry kah, fa le foufoundradoko henoko tany am ranomasina mbola enoko foana hatraty :-D :-D :-D :-D kopy ndry am zay a!
:-* :-* :-* :-*
112. lovelyri ( 04/09/2008 11:47)
Mimifali za ange mpandeha fihaonana talou fa niova PS ftsn e fa ts azo lazaina le izy fa toundé beuuudyy beuuuu :°)

misy groupe mpihira zay tiatsika roa de efa nijery ny cabaret tsika :°) (iza ary za ôôô !!!) :-* :-* :-* ;-) kopy ve njy ;-)
113. kelly13 ( 04/09/2008 14:54)
:-D
114. Mimifali ( 04/09/2008 16:53)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/89082-img_1874.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_89082-img_1874.jpg[/IMG][/URL]
lasalasa ny fissainana fa hody sahady ve!!!
ary aza mikiki moa ry nama fa makarenitsofina a

[URL=http://yoopix.org/photo/1/89083-img_1875.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_89083-img_1875.jpg[/IMG][/URL]
eny wa eeeeeee

[URL=http://yoopix.org/photo/1/89084-img_1898.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_89084-img_1898.jpg[/IMG][/URL]
iza ary zay fa toa tapaka ny lohany nefa zay tsy manapaka

[URL=http://yoopix.org/photo/1/89085-img_1899.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_89085-img_1899.jpg[/IMG][/URL]
odray le fa to tapaka foana ny loha, fina mitsiny moa fa d tapa do zany

[URL=http://yoopix.org/photo/1/89086-img_1902.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_89086-img_1902.jpg[/IMG][/URL]
ntsooo ndeha hanatitra eh, hody hono izy

115. Mimifali ( 04/09/2008 17:10)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/89104-img_1903.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_89104-img_1903.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/89105-img_1904.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_89105-img_1904.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/89106-img_1906.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_89106-img_1906.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/89107-img_1907.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_89107-img_1907.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/89108-img_1908.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_89108-img_1908.jpg[/IMG][/URL]
116. Mimifali ( 04/09/2008 17:27)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/89116-img_1912.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_89116-img_1912.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/89117-img_1913.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_89117-img_1913.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/89118-img_1914.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_89118-img_1914.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://yoopix.org/photo/1/89119-img_1915.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_0_89119-img_1915.jpg[/IMG][/URL]
117. fijo ( 04/09/2008 19:54)
melsy le sary e
118. verlik29 ( 05/09/2008 07:29)
raha ny fandinihako azy dia olona 4 no tany janga. lol watta sy ny tariny....fa ny nahagaga ahy dia i lobaka tsy hita mits anaty sary. sa ts nande? sainka hande? sa? be ngamb ny asa d tsy afaka fa @ heritaona njai mande he
119. ravatorano ( 05/09/2008 08:22)
verlik29 < :-D :-D
otsan'ny we olona efatra marina v :-D
ireo efatra ireo no tena azo avoaka angamba ny sariny kah
sa tsizany ry mim :-P :-P :-P
120. Mimifali ( 05/09/2008 17:24)
ravatorano: ahoana we eeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2521