Inona izany no fiantso izao : devoly koa ve??
41. fijo
(
22/08/2008 20:55)
marina aloha fa dia noheken'ny rehetra ry nenilava.ka izay fotsiny izany dia ampy ahamasina azy?????eo le olana anie e.satria misy olona izay notsaboiny tsy sitrany.ka mampanontany tena hoe tena izy sa ahoana????
42. fahamarinana
(
23/08/2008 07:25)
:arrow: fijo :zà manokana aloha tsy dia afaka mihitatra be loatra amin'io satria ny marina dia tsy mahalala akory ny momba ireo RAR ireo en detail...Nomena Boky aho ho vakiko fa tsy tiako ihany koa izany mamaky ohatr'izao izany.Izay ilay défaut-ko ndraindray..,mitaky porofo hatrany ...:( (l)
43. xxx
(
23/08/2008 07:41)
raha mino an 'Atra ianao ka miaina tsara ny tenin'Atra dia hahalala hoe:iza no devoly. Tsy ilaina olon-kafa no amatarana izany fa rehefa miray amin' Atrao ianao dia anontanio Izy fa voavaliny ny fanontanianao.
Raha te-hanaraka ny Tompo ianao dia aza mierikerika na ankavanana na ankavia fa miezaha mahatratra ilay loka dia ilay satroboninahitry ny fiainana
Sao dia variana eny an-dalana ka hosolafaka.

44. naughtyboy
(
23/08/2008 10:08)
tsy misy azo lavina ny teniny xxx eto @ maha mpino an\'Andriamanitra ahy,nefa ra jerena ny lafiny hafa ho any ny tsy mino an\'Andriamanitra fa tsy ny misy ahy fotsiny de manotany tena ko ry zareo ..tsy haiko aloha na tsy mino ny devoly ko ny tsy mpino rehetra fa ny tiako asongadina dia samy mahalala izy reny fa misy ny fanahy(hery tsy hita maso) tsara sy ratsy mifamahofaho @fiainany zanak\'olombelona,ny zv rehetra miseho de ezahiny saina(hery hita maso) azavaina ra azo atao anavahana ny tsara sy ratsy( @ alalany porofo azo tsapaintanana)...
ny tombony ho any mpino de tsotra ,ny tsy takatry ny sainy dia ambarany fanahy
(na ny ntaolo aza tsy mino an\'Andriamanitra nefa nahalala\"ny hery tsy mahaleo fanahy..\" fa io no no mahaolona ary faratampony @ hery rehetra)zay tezaina @ alalany finoana..
io no teniko etsy ambony oe \"tsy ho ary ho hay daoly izy reny fa ny fotoana ihany no ampianatra ny rehetra sy ny fanahy masina itsilo ny lalany ts1/1..\"
fijo>ny momba ny nenilava de tsy iady hevitra @ mahamasina azy na tsia no resako fa toy ny mpanasitrana hafa izy reny @fiarahamonina erahamahalala(dokotera oh.) ankoatry ny arapanahy, tsy ny aretina rehetra akory de voasitrany fa misy sampana isankarazany ny fanasitranana ataony arakaraky ny talentany aby,zany oe tsy nahasitrana ny nifiko androany le dokotera mpandidy de tsy dokotera v izay ..ka isika no mila mahalala ny karazany arentitsika mba ahafantarana ny mpitsabo tokony antonina ra ny fihevitro manokana
:D

45. fahamarinana
(
23/08/2008 10:15)
:arrow: misaotra any naughty ,ary tsara tokoa ny mibanjina izay hoe misy mpino sy tsy mpino dia miezaka manazava arak'izay hatrany raha mbola hay ny manazava azy..
Tiako ihany koa ilay fomba fijerinao mikasika any nenilava... :) (l)

47. xxx
(
23/08/2008 12:28)
naughtyboy: amiko raha tsy mpino izy dia tsy misy devoly izany fa efa manompo andriamani-kafa izy
hoan'ny mpino dia misy ny Atra ary misy ny devoly , satana . losifera, demony dragona sns samy manana ny fomba fiasany ireo ary samy fahavalon'Atra daholo.
ho an'ny tsy mpino fa manompo ombiasa mpisikidy sns dia ireny izany no andriamaniny ary ireny tapakazo ireny no finoany fa hahavonjy sy hanasitrana azy
Fahavalo no anaran'ny olona manao ratsy azy fa tsy miteny mihintsy ny tsy mpino hoe: devoly.
Nasian'olona ody ny znako na hoe ny vadiko na ny fianakaviako dia lasa mitady ombiasa na mpisikidy fa tsy hoe: nodiran'i devoly ny zanako dia lasa namonjy ombiasa na mpisikidy.
Koa raha ohatra ka vao mivoala ilay tenyhoe: devoly dia efa mpino ilay olona izay na sadasada izay amiko.

48. naughtyboy
(
23/08/2008 15:33)
ozy xxx
\\\" amiko raha tsy mpino izy dia tsy misy devoly izany fa efa manompo andriamani-kafa izy..\\\"
tsy ho voatery ka... misy mintsiny ny tsy mpino mino ny devoly de iny no tompoiny sy andriamaniny (anti-Christ sns..)
ary ao ko reo tsy mino n\\\'inona2 afatsy ny tenany..betsaka karazany io araky ny nolazaiko etsy aloha satria tsy ao no toerana misy ahy ka tsy haiko
ny mamaritra azy fa misy oh. efa nomenao sasany reo azo anasokajiana azy..

49. badboy
(
23/08/2008 16:04)
Io dia tsy iadiankevitra fa ho an'ny mpino dia na avy @ A/tra na avy @ devoly, tsisy ny hafa ankoatr'izay!!! Izany hoe tsisy ny rediredin'olombelona fa dia tsy maintsy misy hery ambadika foana!! ;-) ;-)
Ho an'ny mpandinika ivelany aratsiantifika, dia rehefa tsy voavaly anio, tsy maintsy misy fanazavana rahampitso!! Tsotra ny ohatra azo raisina dia ny éclipse!! Taloha rehefa miseho ny éclipse dia hoy ireo mpino izay hinoany avy hoe tonga ny farany ka mba hanosehana ilay farany dia mivavaka @ izay tiany hivavahana avy!! @ izao fotoana izao anefa dia fanatatra hoe inona no antony!!
Ho an'ny eo anelanelany, dia tena misy ny tsy azo azavaina, ohatra hoe olona nianjera avy @ 15ème étage nefa tapatongotra fotsiny, dia ireny no azo lazaina hoe mila fanazavana miala ny aratsiantifika!! ;-) ;-)

50. naughtyboy
(
23/08/2008 16:38)
zzy badboy
" Io dia tsy iadiankevitra fa ho an'ny mpino dia na avy @ A/tra na avy @ devoly, tsisy ny hafa ankoatr'izay!!! Izany hoe tsisy ny rediredin'olombelona fa dia tsy maintsy misy hery ambadika foana!! "
ny zv rehetra azo iadinkevitra ka... afatsy ny fahafatesana ary misy ko ny tsy mpino mba te iady hevitra @ io fa tsy ny mpino irery ihany akry no eto amboniny tany
;-)

51. ikaretsaka
(
23/08/2008 17:00)
ny ahy ny tsy mety azoko @ le resaka devoly ity dia le hoe rehefa mianatra katesizy na sekoly alahady dia ny hoe inoana sy atahorana dia Andriamanitra...
tsy izany anefa no miseho fa rehefa jerena @ ny fandehan\'ny fiainana andavanandro dia dia ny finoana an\'i Satana sy devoly sy ny fahatahorana ity farany no tena betsaka kokoa noho ilay mino sy matahotra an\'Atra! ary le fatahorana \"sao dia devoly misy demony \" no mibahana betsaka ao an-tsaina noho ilay Atra
dia mba lasa ihany ny eritreritra hatraiza ary ilay finoana? dia iza tokoa no tena inoana sy atahoran\'ireny olona ireny?

52. prime
(
26/08/2008 10:01)
ika:... Teolojiana maro, Mpitandrina, Katekista, Evanjelistra... tsy tambo isaina no efa niara-niombona ka resy lahatra fa asan'Andriamanitra no niseho tamin'ireny Toby lehibe ireny...
ka izay...
raha nisy theologiens na nisy revelations na ohatran'izany de ie..
fijo:... tsy i Nenilava no manasitrana na ny Pasitera Rakotozandry fa Jesosy mihitsy... Mpaminany fotsiny ireo ary afaka niresaka sy nihaona mivantana tamin'i Kristy...
marina aloha fa dia noheken'ny rehetra ry nenilava.ka izay fotsiny izany dia ampy ahamasina azy?????eo le olana anie e.satria misy olona izay notsaboiny tsy sitrany.ka mampanontany tena hoe tena izy sa ahoana????
Ka raha nisy (ohatra) ny tsy fahasitranana dia misy antony maro mety mahatonga izany... ao ny finoana, ao ny tenin'Andriamanitra, ao ny fifandraisana amin'i Jesosy, ao ny fitiavana sns... ka tsy voatery hoe avy amin'Andriamanitra no tsy te-hanasitrana fa maro kokoa aza ny mety ho antony avy amin'ilay nangataka fanasitranana sy ny ankohonany ary ny manodidina azy... (tsy fantatra marina moa ry fijo no nitranga fa mifono zava-dalina ny fanarahana dia an'Andriamanitra fa tsy azo tsaraina ivelany fotsiny hoe "tsy nahasitrana"...)
naughty,xxx> =D>
badboy> =D> Tsy ratsy ilay "mini-synthèse"...
53. fahamarinana
(
26/08/2008 13:23)
prime:
... Teolojiana maro, Mpitandrina, Katekista, Evanjelistra... tsy tambo isaina no efa niara-niombona ka resy lahatra fa asan'Andriamanitra no niseho tamin'ireny Toby lehibe ireny...
:arrow: misaotra any prime tamin'ny fanazavana,mino aho fa voavaly ny fanontanian'ika tery ambony tery... :) (l)