Inona izany no fiantso izao : devoly koa ve??
30. ikaretsaka
(
21/08/2008 23:46)
fahamarinana:
taiza ny porofo fa tany an-danitra i nenilava.... raha coma ka avy eo mitantara ze hitany tany @ coma tany ve dia tany an-danitra? Raha izay manko dia izaho koa mba efa anisany!
:arrow: ika :tsy resaka coma ilay izy fa fiantsoana mihintsy ary tsy ny rehetra no voantso fa olona voafidy ihany koa,mahazo missions ary karazany maro : ao ny mpanasitrana sns...sns...samy manana ny azy no azo hilazana azy e.Marina fa tsy nahazo saplet tokoa na medaly ....Mitovy amin'ireo resaka Lourdes sns...ireo ihany no tiako ambara.Ekeko tanteraka fa sarotra ny hanaiky sy hino an'izay ,indrindra raha tsy ny tena no nahita maso ... :( (l)
afaka milaza abobo avokoa anie e..
fa ny naha samihafa azy dia ry nenilava anoie tsy misy institution namakafaka sy ni approuve azy fa de hoe izao hono de izay izany!
31. fahamarinana
(
22/08/2008 10:06)
:arrow: ika :misy mamakafaka fa zany hoe ilay atao hoe institution lazain'ika no tsy misy anarany mazava angamba na zà koa no tsy mahalala.Ry zareo ao amin'ny Fifohazana angambany nefa asa....asa raha tsaroan'ika ilay voalazan'ny prime tany ho any hoe tsapai-toetra aman-taona aloha fa tsy hoe izay mitono-tena fa lasa tany sy nahita dia ekena avokoa.Tsaroako fontsiny fa nisy Dada iray izay dia tena elabe no notsapaina toetra ( asa akory na izany no tena filaza azy fa tsy haiko )sy naraha-maso ary ny henoko hoe hatramizao toa mbola misy doutes kely foana...
Isan'ny tena tiako hanana fanazavana ihany koa io voalazanao io fa mila mahita tena RAR mahay ny momba izany ihany koa fa tsy izay olona rehetra mahay Fifohazana no afaka tena hanome ny fanazavana....mila manantona Toby dia mamakafaka aloha...(l)
Isan'ny tena tiako hanana fanazavana ihany koa io voalazanao io fa mila mahita tena RAR mahay ny momba izany ihany koa fa tsy izay olona rehetra mahay Fifohazana no afaka tena hanome ny fanazavana....mila manantona Toby dia mamakafaka aloha...(l)
32. prime
(
22/08/2008 10:38)
ikaretsaka:... Fa ny mpino kristiana angaha olona tsy mpandinika ny tontolo no fahitan'ika azy?...
hay lasa tsy olana indray ny famakiana tontolo? sy ny fampiasana ny zava boahary?? nareo ho 'aho aza mitsimbadimbadika be ohatr'io fa eo mahazo eo tsy mahazo
fahamarinana> misaotra fa izany tokoa no izy...
ikaretsaka:... Izay no mahatsara ny mandinika sy mamakafaka aloha vao miteny fa ny fandraisanao azy no heverinao ho fahamarinana...
fa ny naha samihafa azy dia ry nenilava anoie tsy misy institution namakafaka sy ni approuve azy fa de hoe izao hono de izay izany!
Tsy i Nenilava ihany tao Ankaramalaza, fa Neny Ravelonjanahary tao Manolotrony, Dada Rainisoalambo tao Soatanana, Mpitandrina Rakotozandry tao Farihimena... Toby lehibe efatra ireo niangan'ny fifohazam-panahy teto Madagasikara... ny FLM, ny FJKM, ny FPVM, ny FKFM sy ireo sisa tsy voatanisa dia manaiky sy manorina ny fifandraisany amin'ireo Toby lehibe ireo ary mino ny asan'i Jesosy velona tamin'ireo toerana ireo sy ny fotoana nisehoany avy tamin'ny mpanompony...
Ireo no Mpaminany lehibe 4 eken'ny FFPM sy ireo fiangonana isankarazany, ary neken'ny fiombonan'ny hetsika fifohazam-panahy maneran-tany... ary mifandrohy akaiky amin'ny foibeny avy...
Taty aoriana mbola nisy Mpaminany hafa voaantso ary ny Toby dia mitombo tsy mitsahatra fa ny eken'ny rehetra dia ireo efatra ireo...
33. fahamarinana
(
22/08/2008 10:47)
:arrow: zany hoe zany prime ireo Toby rehetra taty aoriana dia miankina amin'ireo Toby efatra lehibe ireo avokoa ? ohatra hoe maropaika,sns sns rehetra ? (l)
34. prime
(
22/08/2008 10:56)
Ny ankamaroan'ny Toby taty aoriana dia miankina amin'ireo Toby efatra ireo raha vao mifandrohy amin'ny FFPM sy ireo fiangonana voatanisako ireo ny ampahany...
Na izany aza dia efa manomboka manana Toby azy manokana ihany koa ny fiangonana evanjelika marobe taty aoriana... mahaleotena ho azy manokana...
Na izany aza dia efa manomboka manana Toby azy manokana ihany koa ny fiangonana evanjelika marobe taty aoriana... mahaleotena ho azy manokana...
36. ikaretsaka
(
22/08/2008 15:26)
misy mamakafaka fa zany hoe ilay atao hoe institution lazain'ika no tsy misy anarany mazava angamba
ka izay...
raha nisy theologiens na nisy revelations na ohatran'izany de ie..
raha tsy izany dia afaka mi pretendre aby ny olona
37. naughtyboy
(
22/08/2008 17:55)
ny fahazaoko fanotaniany badboy de oe asandevoly v ny faminaniana sa tsia(divination,augury,astrology..)tsotra ny valiny ozy za oe tsia siansa izy natao anampy ny olombelona na manohitohina ny fahazahoantsika ny baiboly aza indraindray ny asany.
Ra oh. ndray fanompotsampy(sortilege) de eny tanteraka asandevoly,betsaka izy reny ka sarotra ny manavaka azy io no mila mahamailo ny ts1/1..
Ra oh. ndray fanompotsampy(sortilege) de eny tanteraka asandevoly,betsaka izy reny ka sarotra ny manavaka azy io no mila mahamailo ny ts1/1..
39. naughtyboy
(
22/08/2008 18:19)
amiko ra manimbazimba na manova ny finoako nefa siansa no nilaiko de zv hafa zay,na ko reo finoana hafa manozongozona ny ananako fa tsy manampy de tsy izy ko zay..tsy ho ary ho hay daoly izy reny fa ny fotoana ihany no ampianatra ny rehetra sy ny fanahy masina itsilo ny lalany ts1/1..
40. fahamarinana
(
22/08/2008 18:27)
naughty:
fa ny fotoana ihany no ampianatra ny rehetra sy ny fanahy masina itsilo ny lalany
:arrow: io voalazanao io no hitako tsara raisina satria araka ny tsi11 tokoa ny fijeriny azy. (l)
