ny atao mba hampatavy

21. xxx ( 02/09/2008 15:41)
:-D :-D :-D tena mety io fa ireo no nampatavy azy hi!
22. arialy ( 05/09/2008 12:14)
:lol: :lol: :lol: :lol:
problema hafa ndray zany te ho ngeza zany!! tadidio fa refa ngeza de sarotra ny manena an'io an!!
minana zavatra matavy be sy mamy be sy masira, ataovy quantité betsaka de hitanao ny résultat, tandremo iany marina sao marary an!! :lol:
23. tsiambaratelo ( 09/09/2008 14:53)
izahay anisan\'ny olona tsy mety matavy ireny, inona kay no tao mba ho ngeza
efa vahana izany ny anareo ka manandrama mihinana toton-katsaka miaraka amin\'ny ronona sy siramamy isa-maraina (vovony io ) maka tori-maso rehefa atoandro mihoatra ny 30 mn. aza be fanahiana ary maka torimaso feno (7-8 ora isan\'andro). Izay zavatra tokona atao mba hampihena dia lasa atao mifanohitra amin\'izany raha te hitombo kanefa dia misy fiantraikany amin\'ny vatana izany avy eo,lasa tsy tomady na mailamailam-pamindra intsony,ny fo mety ho feno tavy,lasa manita-kibo satria nitombo ilay sakafo nohanina dia manita-tsinay izany,mety ho hiakatra ny tosi-dra na tonga daholo koa ireo aretina noho ny fihinana zava-mamy izay mety mampitombo(fihinana gateaux na sakafo vita amin\'ny la farine,ny beurre ,ovy miaraka amin\'ny sauces vita amin\'ny lafarine ,akondro. (izany hoe lasa tsy mila manao exercices intsony,tonga dia matory rehefa voky ary dia lasa mety ho voan\'ny aretim-bavony any amin\'ny farany) Mihinana sakafo be eo ambilia,miaraka ireo karazana tsakitsaky tsy dia mahasalama (junk food) eny anelanelany,tsy manao fanantanjahantena fa mipetraka tsy dia manao na inona na inona firy.Tsy mivaky loha fa izay mipoitra eo dia tatazana(io irery angamba no mba misy tsara azo alaina ) ooops .Ka dia ao anjaranao raha tiana izany ny te ho hatavy....indro kely aloha ,tsy ho voatery anaraka an\'ireo teneniko ireo a. Ny mihinana matetika tsy mampatavy a. an! fa ny mihinana sakafo in-droa na in-telo kanefa be dia be eo ambilihy io no mampatavy ilay manena tena no mazana fa manatavy mora saingy koa dia misy fiantraikany amin\'ny fo ilay fahatavizana ,mety ho feno tavy ny fo,misy aza tena mivoraka matsiravina ny kibon\'ny vehivavy ,ny lahy toa bevohoka valo volana toa kibotaina ratsy izany ny bikany ,rehefa diso matavy dia trohana amin\'ny karazana tyau izany ilay tavy dia toa mifintina ilay olona kanefa dia tena ratsy bika e ary dia miverina indray avy eo ilay tavy ka mandritra izany fahatavizana izany. No sady mampihomehy ny mijery ilay olona avy eo satria ilay akanjo nanaovany tamin\'izy matavy iny ihany no anaovany rehefa mihena izy,toa akanjo nindramina .oops Tsara kokoa izany raha efa vahana ilay kely ray na reny ireny fa toa mateza jerena no toa tsy mety antitra firy ireo olona ireo fa raha sendra matavy ka voan\'ny adim-piainana tampoka ,tonga dia mampalahelo be ny mijery ilay olona avy eo satria toa mikainkona ilay olona natavy ary dia feno toa ireny vorovoronkena ireny ny vatany (na cottage cheese no filaza azy)mivaingambaingana ny ranjony,ny sandriny,ny takolany,ny kibony ets...fa ho an\'ireo matavy dia tena sarotra tokoa ny manahia tena . (l) niryna niryna>lay we hoatrany vorovoronkena!Misy ny sasany matavy na tsy misakafo aza.Misy namako aty Libanaise vondraka be izy fa mpanao lakozia,nefa tsy mba tia kinakinana fa juste café kely iny,tsy tia misakafo be zany,talohanio asany io izy hono nahiakely.Asa a mety le fofo-tsakafo angamba no mampatavy azy,sa le mafana lava ao an-dakozy ao :-P
24. tsiambaratelo ( 09/09/2008 15:12)
tsidina:
ny zavtr hadinoko kely, rehefa manahandro vary na managahazo na katsaka de asio voanio foana, raha aty andafy ianao de ilay cream no tena matavy be, fa tsy ratsy ko na dia ilay milk de coco no vidinao. Misy namana iray avy any dago zay namako aty, ny gasy rehtra tonga aty de lasa ngeza daholo satria miova ny sakafo sady tsy de mandeha tongontra zany aty, f\'izy irery ihany no tsy nisy fiovana, de hoy izy hoe:\" ny renibe hono toy izany koa, tsy mbola natavy hatr@\' naha olona azy.
Ny sakafo mbo tiko ny ahy de eo @reo voalaza ambony ireo.Mividy eny @tsenany Srilanka zah,tonga de hohaniko tsy asiana ninoninona,ozizy ny namana we mampahia nefa de tena tiako be(le mangahazo maintso )hi hi hi:-P
25. arialy ( 11/09/2008 07:41)
tsiambaratelo
26. vale ( 22/09/2008 19:52)
Kapistra:

Ito ary misy torohevitra kely homeko anao mba hampatavy anao e!
Ny sakafo tokony hohaninao.Alaina ny tamenak’atody,avy eo alaina ny ronono erakin’ny zinga na antsasany,ampangotrahana tsara.
(na mafana na mangotraka)
Arotsahy ao ny tamenak’atody ,asiana siramamy dia hohanina maraina sy hariva.
Tohizo hatrany arak’izay sitrakao.
Mino aho fa hampatavy anao ny fihinana an'ireo.
Izao anefa, ny hatavezana be loatra dia tsy mahatsara ny fahasalamana,
koa lanjalanjao ihany.
Izay ary fa dia mazotoa homana e!



:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :oops: ka tsy hahabe kibo ve izany ry Kapitsra? :lol: :oops: :)
27. vale ( 22/09/2008 19:53)
zavatra sucré hoanina bedebeeee fa raim kely enao de mivoraka! :-D :-D :-D :-D :wink:
28. batsilana ( 26/07/2017 05:44)
voalohany indrindra aloha de tsy tokony ho be fiasan-tsaina rah te-ho ngeza e, satria na de mihinana tahakn'inona ianao de tsy hahazo aina zany mihitsy raha vao be fiasan-tsaina, anisan'izany ihany koa ny hasarotapiaro de tena sakana lehibe tsy mahatonga ny olona iray ho lasa ngeza, andramo nge: "aza miasa saina loatra" de ho hitanao fa hisy vokany eo amin'ny toe-batanao , de maztoa misotro rano sy misakafo ara-dalana
29. cr carter ( 15/02/2018 07:33)

vale:

zavatra sucré hoanina bedebeeee fa raim kely enao de mivoraka! :-D :-D :-D :-D :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3849