fihaonana Tily sy Mpanazava eto Frantsa.
1. booboo
(
19/08/2008 12:05)
Tanana havia aby,
Isa-taona dia misy fihaonana ( fiofanana sy fanalana azy ) ho an'ny Tily sy mpana mbola am-perin'asa, sampana Mena ary ho an'ny tranainy.
Daty : 27 - 28 septembre 2008
Toerana : Saverdun ( Toulouse )
Rdv : Gare de Saverdun @ 8ora maraina ny 27 septambra.
Saran-dasy : 12 euros isaka ny vatan'olona (fiofanana sy ny canoe-kayak)
Zavatra atao : fiofanana, canoé-kayak, manala azy ara-pomba skoto.
Contact : tilysympana@gmail.com
Ho an'ny zay manodidina an'i Paris a, dia ny fanao hatr@ zay dia manao co-voiturage anay dia ifampizarana ny frais essence sy ny paf motika rehefa any ( 60 euros teo t@ herintaona ). Fa manoratana @ ilay gmail raha mitady andiny² bebe kokoa. @ 15 sept ny fara-fisoratana anarana.
Ho an'ny any @ provinces indray a, 20 sept no fara-fisoratana anarana. Misy tôôbilina raha miainga Montpellier, dia tôôbilina iraika koa raha miainga Perpignan. fa manoratana foana @ ilay gmail hahitana hoe mbola misy toerana na hitadiavana fika hafa.
manantena ny mpi-tanana havia hifanabe maso any ô.

novalian'i lazounet ny 31/08/2008 12:04
2. lazounet
(
19/08/2008 13:05)
booboo:

Ny aty sampana mena tsy amperin'asa intsony fa tsy manana fivondronana é!
:*
3. dadabe
(
20/08/2008 11:24)
tsiky ihany
eny tsiky ihany
fiainampifaliana mahaliana tena tiana
no vokatr'izany
...k'hisononoka ery ny fiainanao :°)
eny tsiky ihany
fiainampifaliana mahaliana tena tiana
no vokatr'izany
...k'hisononoka ery ny fiainanao :°)
4. Mifenty
(
24/08/2008 09:42)
booboo > za klou andeha amn io e
lazounet > fantatra iany ny olo malaza oah
dadabe > nenlah ndray atao par internet ny fihaonana.
... moa tsy mba henonao va re
njao feo manako andalana ao
mamporisika anao handeha
...

5. lazounet
(
24/08/2008 10:31)
dadabe > nenlah ndray atao par internet ny fihaonana.
mifenty ô! Maninona kay no ataon'ise ' ialahy '' i Dadabe ?
...An-dala mazava ny andro
vao maraina soa,
manainga ny hirako aho..
6. Mifenty
(
31/08/2008 11:15)
lazounet:
mifenty ô! Maninona kay no ataon'ise ' ialahy '' i Dadabe ?
Ao aza fa tsy atao ialahy i dadabe e
i Dadabe io anie ry lazounet ka tily be mafana fo mihitsy e. taminazy nitarika hiaka zany fa tena mitodika daholo ny iray fivondronana rehetra, eny hatramin'ny voronkely vao miditra.
... firahalahiana sy fitiavana
ekeko tsy misy fandavana
ireo lalao sy lasy maro be
tiako kanefa, mbola mamiko ny hoe :
... mandeha amin'ny fahamarinana ny tily
mandeha amin'ny fahamarinana hatrany
7. lazounet
(
31/08/2008 12:04)
i Dadabe io anie ry lazounet ka tily be mafana fo mihitsy e. taminazy nitarika hiaka zany fa tena mitodika daholo ny iray fivondronana rehetra, eny hatramin'ny voronkely vao miditra.
Sokajy sa fileovana ny an'i Dadabe?
"volana ô, volana ô"
"zahay manimanina ny ho any aminao"
"volana ô!"
"F'ireo Mpanazava sy ny Tilintsika
" Miezaka mafy @ teknika"
Ho aiza????
Mba h eny @ volana ô, ho eny @ volana ô.