ra misy manotany isika oe ahoana no fomba fijerinao ny fitia
21. naughtyboy
(
21/08/2008 11:11)
ozy njainjai
ny tiko ambara zany d ra miventso na hanambara momba ny ftvna elah d ataovy @fomba sy fiteny gasy faza mandika an'ireny teny vahiny reny entina andresena lahatra fa tsy mitovy io e
marina,fanomezana fahafahampo any njainjai de ito ny version naughtyboy ny fitiavana@ tenindrazantsika fa tsy andry shakespear na moliere na cervantes..
" Toy ny loharano tsy manampetra mamelona ny ainy zay lalovany..
teny iray feno tsy mila tsofoka tsy ampina tovana..
tsy mifidy na salama na ireo marary hovana..
fa Hery tsy hay tohaina toy ny manda fiarovana .."
mba noezahina ho orizinaly @ zay io na tsy lafatra aza e..

22. fasaly
(
21/08/2008 11:33)
hoy nôty:
tsy misy dokotra sepcialiste mpitsabo fitiavana fa ianao ihany no mi gerer azy eo de sitrana ho azy :-D
fa resaka resaka fa iza amintsika no efa nahita dokotera mitsabo fitiavana
efa nisy daoly manko ny fitsaboana ny nofo,saina,fanahy fa ny fitiavana na fihetsempo mbola tsy nahita za ...nahoana
tsy misy dokotra sepcialiste mpitsabo fitiavana fa ianao ihany no mi gerer azy eo de sitrana ho azy :-D
23. naughtyboy
(
21/08/2008 15:02)
hay tokotrany mo :P fa mety bizna milay ko le dokotra spesialista @ fitiavana :-D
iza no mahalala :°)
iza no mahalala :°)
24. fasaly
(
21/08/2008 15:52)
fa oe enao ihany no espesialista amin'izy io...mitadiava olo-tiana hafa hanadinoina ny teo aloha dia sitrana ; zay nge no mahatsara ny manandroa na manana doublira e! eo foana ny iray hanasitrana rehefa naràtra n'ilay iray :wink: :-D :-$ de aza lazaina am lay ray hoe enao no mpitsaboko fa haniny manta eo :-D
25. Njainjai
(
21/08/2008 16:19)
naughtyboy:
ozy njainjai
marina,fanomezana fahafahampo any njainjai de ito ny version naughtyboy ny fitiavana@ tenindrazantsika fa tsy andry shakespear na moliere na cervantes..
" Toy ny loharano tsy manampetra mamelona ny ainy zay lalovany..
teny iray feno tsy mila tsofoka tsy ampina tovana..
tsy mifidy na salama na ireo marary hovana..
fa Hery tsy hay tohaina toy ny manda fiarovana .."
mba noezahina ho orizinaly @ zay io na tsy lafatra aza e..
Msotra les bain a fa aleo mba ampiko kely e:
Ela ra vo miditra eto @Net
D naita sujet milay vetiveti
Fa ela ngamba 400 tety
Fa manao fisainana Po.... ety!
26. naughtyboy
(
21/08/2008 18:07)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D zay za vao miaiky fa tena voanlaza teto less ry njainjai...
fa taiza ela no niofana fa tsara terma teknika b zany .. :-D
fasaly >... ra ratsy le iray fa aleo le manandroa
tsy any no olana fa za tokampo..
iray aza mo efa mankarary andoha
aleo mandinika toy ny mipataloha
fa sao ny aoriana no lasa ao aloha...
.. don't love one ,don't love two
but love the one who love you..
aza bedesina tsony less za eto ry njainjai fa efa nianatra lesona avy any @ ela.. ;-)

27. ikaretsaka
(
22/08/2008 02:26)
naughtyboy:
Ika > le atao ahoana kalo zany milay zany ,atao boribory v sa lavalava sa in tsy kopy za :roll: :D
le faire l'amour ho'zy ny vazaha...iny no milay
28. naughtyboy
(
22/08/2008 10:28)
:-D size milay ko zany fa tsy azo lavina nefa misy dingana kely eo alohan\'io ngambany araky ny lojikany zvboahary... ..;-)
ty misy oh. 1 kofa zany nitafa t@ olontiany,nilaza fa te hanamboatra zaza mahafatifaty izy ,de nanotany ary le sipa :siora v enao fa fantatrao tsara ny zv resahinao ?
namaly moramora ranamana fa enao v manotany basy @ anglisy e.. :D
tsy resy lahatra mo le sipa fa naka toky tsara indray, ka tsy fanamboarana azy
nge no tsy tiako fa vonona v enao @ fikolokoloina sy fanabeazana io zaza ikambanana io no anome lanja sahaza azy @ manodidina? teo mo de ankona le kofa fa nihasarotra ny fanotaniana satria tsy niomana t@ zany ranamana ka sadaikatra ihany...de niala maina mo izy satria tsy te hidikizo @ andraikitra takiany le faniriany...
ny nangalako io oh. io eto de tsotra ilazako le dingana kely etsy ambony ny \"fitiavana \" zany no resahina eto @ fanoharana le\" zaza \"faniriany reto mpifankatia mitaky andraikitra ny fikarakarana azy fa tsy ataotao fotsiny de vita... erahany rehetra mahalala mo zany fa tsy za akory no iseho ampianatra eto sa ahona ozy Ika..
:D