ra misy manotany isika oe ahoana no fomba fijerinao ny fitia
1. naughtyboy
(
18/08/2008 11:28)
ny fitiavana ...malalaka be valiny ary azo iadinkevitra
ao oh.reo mihevitra fa ny fitiavana de,namana ,olontina,Andriamanitra ,vola..
amiko zany de ty no filazany oul 1 ty no manakaiky azy
" It's the best and most beautiful things in the world cannot be seen or even touched - they must be felt with the heart " Helen.Keller
" Zavatra tsara sy kanto indrindra eto antany zay tsy hita maso na azo kasihina -fa tsapany fo any anaty "
ahona kosa no fijerinareo an'io
:lol:

novalian'i naughtyboy ny 22/08/2008 10:28
2. fasaly
(
18/08/2008 12:11)
amoureux ngah toi :?: :^)
ny fitiavana dia zvtr tena tsara fa tsy ampy hiainana eto an-tany
:°) ;-) mila hampifamenoin am zavtr maro vao mahasambatra :^)

3. naughtyboy
(
18/08/2008 12:36)
iee amoureux za taloha ary zv tsapako t@ reo niainako fotsiny io t@ lasa ka,ra tsy oul mitovitovy @ toi reny tsy mapalatsaka anah zany @ manaraka eo :-D :-P lazaiko ihany toi refa mahita za ..
efa fantatro njay ny tsy fahampiany izy io ary marina zany nefa ..sombimpiifaliana no entiny eny rehetra eny fa ny fahasambarana mo fifaliana feno zay katsahina lava eny mandrapahafaty arakaraky zay filany ts1/1 azy.. ;-)

4. fasaly
(
18/08/2008 12:57)
mitovitovy @ toi reny tsy mapalatsaka anah zany @ manaraka eo lazaiko ihany toi refa mahita za ..:-D :-D :-D :-D
efa fantatro njay ny tsy fahampiany izy io ary marina zany nefa ..sombimpiifaliana no entiny eny rehetra eny fa ny fahasambarana mo fifaliana feno zay katsahina lava eny mandrapahafaty arakaraky zay filany ts1/1 azy..
ka izay fifaliana mahasambatra mety tsy haharitra ny fitiavana raha mank zvtr maro
ohatra olona mifankatia anefa tsy mitovy gout sy tsy mifanara-tsaina dia efa tsy mahasambatra izany de toy izay hatrany :wink:
5. naughtyboy
(
18/08/2008 13:20)
eny no tsia, eny ny tsy fitovizana no ampifanarahana satria tsy adidy @ fifankatiavana fotsiny fa mitondra fifalina maharitra ka tsy azo avela ho tsy ampy @ zao
tsia satria ny olana tahaka izany ndrindra no iarahamamaha ra tena mpifankatia fa tsy natao ho sakana de miarasambatra :D

6. RATOVOARY
(
18/08/2008 13:47)
ny fitiavana ...malalaka be valiny ary azo iadinkevitra
ao oh.reo mihevitra fa ny fitiavana de,namana ,olontina,Andriamanitra ,vola..
amiko zany de ty no filazany oul 1 ty no manakaiky azy
Tsy hoe mandà io voalazanao io aho fa amiko de ireo tanisainao ireo ( namana, olo-tiana, Andriamanitra, vola) aho fa ireo dia isan'ny anehoanao ilay fitiavana fa raha ny tena déf. ny fitiavana raha ny fandinihako azy dia "Hery iray izay mampandrisika ny fon'ilay tia hanakaiky kokoa ilay tiaviny". Fomba fijeriko aloha io fa ahitsio raha tsy marina.
" Zavatra tsara sy kanto indrindra eto antany zay tsy hita maso na azo kasihina -fa tsapany fo any anaty "
ahona kosa no fijerinareo an'io
Marina , io ilay nolazaiko hoe: Hery izy io ary tsy hay tohaina fa rehefa tafalatsaka ao am-ponao ilay fitiavana an'ilay olona na zavatra iray.
7. naughtyboy
(
18/08/2008 14:56)
Ratovo > tsy misy azo lavina mitsy ko ny voalazany zokilahy eto ka :wink:
otrany karazany dimension samihafa anehoana ilay hery @ reo manodidina,arapanahy,arabatana,arapiarahamonina..
fa ankoatry zay de otrany rivotra ko izy io afahany ts1/1 miaina manainga ny fihetsempony @ mahaolona azy ho @ toerana avo @ zv ataony sy saininy ary iainany ,refa tsy eo mo io de zay fijaliana...

8. naughtyboy
(
18/08/2008 15:02)
fanitsina > karazany dimension samihafa anehoana io hery io reo manodidina,lafiny arapivavahana,fiarahamonina,arapanahy,aratsaina sy vatana..
mihinambary aza misy laoka.. :-D :-D
mihinambary aza misy laoka.. :-D :-D
9. naughtyboy
(
18/08/2008 16:52)
fasaly a,tena misy tko karazan'ol tena samihafa b nefa tena mifankatia tsara nefa samihafa gout..
11. ikaretsaka
(
19/08/2008 02:34)
ny ahako ny fitiavana rehefa atao ihany (sady adika teny vazaha) no mba tiatiako
12. fasaly
(
19/08/2008 02:48)
naughtyboy:
fasaly a,tena misy tko karazan'ol tena samihafa b nefa tena mifankatia tsara nefa samihafa gout..
ka manimba ilay fitiavana ela ny ela ny fahasamy hafàna ko!
:°) tsy maintsy mba hoe mi colle ihany kosa sa ahona ouz toi?
13. naughtyboy
(
19/08/2008 13:37)
:-D eny ,enao nge efa lazaiko oe le mitovitovy aminao reny no itako fa tsara fa ra samy hafa zany tsy ho latsaka @ nizaniza zany za :-P :-D :-D :-D :-D
zany eo ihany fa misy fanotanina adaladala ty satria eny rehetra eny(omnipresent) ny fitiavana ,aiza no tany tsy misy fitiavana?(ankoatrany helo) :D

15. fasaly
(
19/08/2008 15:47)
tandremo fa tsy ho voatety hanam-pitiavana dool ny oolona an! ilay hoe manampitiavana tiko lazaina de lay hoe amoureuse na amoureux :°) :^)
17. Njainjai
(
19/08/2008 16:59)
naughtyboy:
" It's the best and most beautiful things in the world cannot be seen or even touched - they must be felt with the heart "
Yes man vive la France. your sujet is tena mahaliana but the teny anglis is ts d voako lôtra donc let me to kôz in malagasy.
vazivazy io fa zao e fitiavana ozy rangah: io d midadasika b n azo lazaina @io ka ts o tapitra eto mintsy fa ny tiko o tenen fotsin d le fitiavana tsy azo adika @teny vahiny fa mivadika zvt hafa ny heviny oh mba adiko nge le hira oe
darling oa darling faisons l'amour ce soir
esory @zay oa ny jeans etc...
ny tiko ambara zany d ra miventso na hanambara momba ny ftvna elah d ataovy @fomba sy fiteny gasy faza mandika an'ireny teny vahiny reny entina andresena lahatra fa tsy mitovy io e
18. naughtyboy
(
19/08/2008 21:23)
njainjai > ary ela zany ko kloumm :-D :-D ,an3 tsy andresy lahatra no tanjoko fa ozy za oe: ahona kosa no fijerinareo an'io :wink: O.K voaray ny hafatra fa ny fitiavana nge less toa iraisampirenena ny dikany fa ny teny ra tsy diso aho no tsy mitovy e :°) ;-)
Ika > le atao ahoana kalo zany milay zany ,atao boribory v sa lavalava sa in tsy kopy za :roll: :D
fasaly > zany v ?sao tokony ijery dokoterampitiavana zany oul zany fa ratsy.. :-D

19. badboy
(
20/08/2008 09:32)
Sarotra be ilay hamehy tanteraka ilay teny "FITIAVANA"!!
Ho an'ny silamo mahery fihetsika izao dia ny fitiavana hitety ilay virjiny 70 tsy mbola hita fa any andanitra no hamatorana baomba ny tena ary apoaka miaraka aminy!! Ho an'i Dalailama, ny fitiavana an'i bouddha, izay izy ihany sy ao anatiny, no mahatonga azy tsy tia hifandray nofo @ olonkafa satria ny tenany dia ampy hampifaly azy (tsy haiko na mampiasa tanana razoky na mimédite lavabe de tonga @ le origasima, fa ny fijeriko azy dia hermaphrodite ranamana)!!
Ho atsika olotsotra zany, raha ireo no jerena, dia ilay ambony kidoro no tena fitiavana, ankoatry ny mpivarotretana izay dôla no tadiavina fa tsy ilay fitiavana!! Ny antony mahaeny ambony kidoro azy dia hoy ilay jô rehefa nanotaniana hoe ahoana ny fehetseponsao rehefa avy nanao sport malefaka? Dia ny navaliny hoe rehefa tonga ilay fotoana iray ankafaizina, dia tahaka ny niseho tamiko zany A/TRA!!!
Ambava omana, amptitombenana misaintsaina!!! :-D :-D :-D :-D

20. naughtyboy
(
20/08/2008 10:49)
:-D :-D no comment ,bad boy marina ela ty ka...saingy tsy fitiavana aranofo ihany no izy efa nomeny fasaly valiny io itovizako hevitra aminy
ny fitiavana dia zvtr tena tsara fa tsy ampy hiainana eto an-tany
mila hampifamenoin am zavtr maro vao mahasambatra
fa resaka resaka fa iza amintsika no efa nahita dokotera mitsabo fitiavana :roll:
efa nisy daoly manko ny fitsaboana ny nofo,saina,fanahy fa ny fitiavana na fihetsempo mbola tsy nahita za ...nahoana :o