fanontaniana

1. MARK07 ( 14/08/2008 21:41)
Manahoana,
Inona no tokony hatao raha toa ka tsy mety tafiditra ny sary iray?
Inona no tokony hatao mba hanakelezana ny "taille" ny sary mba ho tafiditra ao @
takelakin'ny serasera?
Misaotra betsaka. :roll:
novalian'i ANARIM ny 18/08/2008 12:44
2. bazylou ( 16/08/2008 20:59)
manaova regime raha nytaille no tsy tafiditra e :-D :-D :-D
3. sakaizakely ( 16/08/2008 21:31)
:-D :-D :-D :-D
4. ANARIM ( 18/08/2008 12:44)
euhh ngamba atao "entegistrer sous" dia ovaina ny format atao mihakelikely!! dia enga anie ka tsy hi deforme lay izy...
bonne chance
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.199