Synagogan'i Satana

41. ikaretsaka ( 21/08/2008 03:23)
tsy mampitehaka ahy le izy fa fiarovan-tena be @ na pas
42. niryna ( 21/08/2008 04:29)
rijadolly:

IKARETSAKA>>>>> sur aho ry ika fa ra oh ka vakianao tsara ilay nahatonga an'Niryna nitehaka dia mba nitehaka koa i se.Ary tsy tonga dia nanontany an'Niryna akory se fa dia niaiky hoe Marina izany na dia tsy namaly an-tsoratra aza fa namaly am-po.Fantatro fa tsy izaho no nitehafany fa ilay hevi-dehibe tao amin'ilay izy,ary dia tsoriko ihany koa fa tsy izaho irery no nitondra ilay teny fa nanampy fotsiny aho fa i Todisoa.Ampitiavana ry ikaretsaka a! (l) (l)


dia mbola omeko ba mipoaka be :-* sy tehaka mirefodrefotra indray rija =D=D
43. rijadolly ( 21/08/2008 10:05)
ikaretsaka:

tsy mampitehaka ahy le izy fa fiarovan-tena be @ na pas
In ary le fiarovan-tena e! Ampitiavana ry ika no itenenako an'se.mba lazao ilay fiarovan-tena sao marina ka tsy manome voninahitra an'Andriamanitra.
44. prime ( 21/08/2008 11:30)
todisoa> Misaotra... mazava tsara...

rijadolly> Misaotra amin'ny fanampim-panazavana... tena izany tokoa...

Synagoga=toerana masina fivavahan'ny jiosy
an'i Satàna=rehefa tsy Andriamanitra intsony no monina ao dia ilay fahavalo na dia mamirapiratra sy tsara rafitra sy manaja ny fomba rehetra aza...

Mampitandrina tokoa io teny io satria tsy amin'ny endrika ivelany sy ny fomba sy ny anarana (etoana dia ny tranon'Andriamanitra mihitsy no resahana) no ilazàna fa an'Andriamanitra na avy Aminy avokoa ny atao rehetra rehefa ao an-"trano fiangonana"... ary raha alefa lavitra kokoa aza, hoe ny tenan'ny mpino mihitsy no nantsoin'Andriamanitra ho tempoliny sy fonenany, dia mila mandinin-tena tsara satria ndrao ilay tena (tempoly, synagoga...) dia efa tsy Andriamanitra intsony no monina ao rehefa variana amin'ny fomba sy ny fahazarana ary ny endrika ivelany ny atao eo amin'ny fanarahana dia an'i Kristy...

Io indrindra no nahatonga ahy nanao ilay lohahevitra hoe "Mpino kristiana???"...

niryna> Misaotra amin'ilay lohahevitra...

Mahereza aby... :)
45. prime ( 21/08/2008 11:32)
Saiky hadinoko :

http://fr.wikipedia.org/wiki/Synagogue
46. niryna ( 27/08/2008 19:39)
ikaretsaka:

tsy mampitehaka ahy le izy fa fiarovan-tena be @ na pas
rijadolly:
In ary le fiarovan-tena e! Ampitiavana ry ika no itenenako an'se.mba lazao ilay fiarovan-tena sao marina ka tsy manome voninahitra an'Andriamanitra.
asa tokoa aloha e ,mba mahagaga ihany indraindray izay teny tiany ahatongavana


:wink: tena feno fitiavana azy tokoa ny rehetra fa izy no mety tsy mandray
47. niryna ( 27/08/2008 19:42)
prime:

todisoa> Misaotra... mazava tsara...

rijadolly> Misaotra amin'ny fanampim-panazavana... tena izany tokoa...

Synagoga=toerana masina fivavahan'ny jiosy
an'i Satàna=rehefa tsy Andriamanitra intsony no monina ao dia ilay fahavalo na dia mamirapiratra sy tsara rafitra sy manaja ny fomba rehetra aza...

Mampitandrina tokoa io teny io satria tsy amin'ny endrika ivelany sy ny fomba sy ny anarana (etoana dia ny tranon'Andriamanitra mihitsy no resahana) no ilazàna fa an'Andriamanitra na avy Aminy avokoa ny atao rehetra rehefa ao an-"trano fiangonana"... ary raha alefa lavitra kokoa aza, hoe ny tenan'ny mpino mihitsy no nantsoin'Andriamanitra ho tempoliny sy fonenany, dia mila mandinin-tena tsara satria ndrao ilay tena (tempoly, synagoga...) dia efa tsy Andriamanitra intsony no monina ao rehefa variana amin'ny fomba sy ny fahazarana ary ny endrika ivelany ny atao eo amin'ny fanarahana dia an'i Kristy...

Io indrindra no nahatonga ahy nanao ilay lohahevitra hoe "Mpino kristiana???"...

niryna> Misaotra amin'ilay lohahevitra...

Mahereza aby... :)
tsy misy fisaorana fa dia samy hifampisaotra foana eto isika e


:wink: :D
Hay tokoa moa azo oharina amintsika io teny io e ,tsy ratsy indray iny ry prime :-* mahereza hatrany koa ary e
(l) niryna
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1456