Synagogan'i Satana
21. niryna
(
14/08/2008 17:06)
ikaretsaka:
sa le tamin'ny nahary ny olombelona hono andriamanitra (tadidio fa tany no nahatiany azy)
dia lasa saina t@ izy mbola namolabola le sary vongana hoe
"asiana goka ve eto....sa tany"??
HORS SUJET TANTERAKA RAIKA OOPS =))=))
22. niryna
(
14/08/2008 17:09)
ikaretsaka:
dia tohizako:
dia mba nialany t@ fisalasalana dia namorona ny lahy sy ny vavy izy..
dia ny lahy "nasiany tany teo)
fa ny vehivavy navelany ho goaka :-D :-D :-D
dia hors sujet hatrany ary tsy mampihomehy amin'ny antsoin'i prime fa mampalahelo tanteraka ra namana
na hianao aza ve tsy ho menatra hiteny an'io hoe dia mba niala ny fisalasalana dia namorina ny lahy sy ny vavy ?
misaotra anao fa nivoaka tsikelikely ilay tena izy tao anatinao
:cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :oops: :oops: :oops:
23. niryna
(
14/08/2008 17:16)
cutie:
lasa za fa matin'ny fimehezana @ adalan'i ika :-D :-D :-D :-D :-D
aleloia =D=D
aleho ny rehetra no ahita fa tsy mpino an'Atra tokoa io rangahy io ary dia mivoaka tsikelikely eo ilay hery ao anatiny,mivavaha ho azy fa tsy fantany izay ataony ry cutie a,ny marina mandratra kanefa friendly warning no ataontsika azy ka azy sisa no safidy na hiaraka an'i kristy na izao hery hafa izay mamatotra azy tsy ho afaka aminy izao....ooooppppsss
sorry ika :oops: :oops:
24. niryna
(
14/08/2008 17:27)
xxx:
Fa inn moa ilay synagoga fa satana aloha d devoly raha tsy diso za :roll:
todisoa2:misaotra nanazava Tody a :-*
Ny synagoga dia teraka nandritry nahababo ny zanak'Israely tany Babylona. Natsangana izy io mba hotoerana hifampaherezan'ireto Zanak'Israely ireto, ary indrindra hafimpizarana an'ireo sombin'ny tenin'Andriamanitra sisa tsy potika teo am-pelatanana. Rehefa afaka t@ fahababoana ny zanak'israely dia mbola nentiny tany @ toerana nonenany izany Synagoga izany. y Tempoly, dia mbola noheverina ho tao Jerosalema ihany no hananganana azy, fa ireto synagoga ireto kosa no natsangana isam-paritra manodidina. Tao no toerana famakiana ny tenin'Andriamanitra isa-tsabata.
todisoa2:Matio 4 : 8-10
Ny synagogan'ny satana, dia teny mifono, nentin'i mpanoratra ny apokalypsy hilazana ireo fiangonana, sy ireo toeram-pivavahana notarihin'ireo Jiosy, indrindra ny Fariseo, izay nikomy t@ fivavahan kristiana. Nahatsapa ho nanana ny marina mantsy ny mpitondra fivavahana Jiosy, t@izany satria nanaraka ny Fampianran'i Mosesy, anefa tena diso lalana, satria nitoky teny fatratra. Io ilay liona mitafy volon-janak'ondry. Izany ny mahakasika ity synagogan'ny Satana ity. Ary mbola manjaka sy hita @ireo mpitondra fivavahana ''conservatist'' izany. Heverin'ny sasany fa ny fomba (forme) no ambony noho ny anaty (fonds), dia ny fibebahana ho fanantonana an'i Jesosy kRISTY Ho Mpamonjy izany.
8 Ary ny devoly nitondra Azy indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao mbamin'ny voninahiny,
9 dia nanao taminy hoe: Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao.
10 Fa hoy Jesosy taminy: Mandehana hianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; " Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao" (Deo.6 13).
fiangonana lasa manompo an'i satana izany ilay filazana eto hoe synagogan'i satana ? izany hoe ny tenin'Atra aloha no fototra nataony dia avy eo izay mahafinaritra azy ihany sy izay tiatiany ka mifanaraka ny mpiangona ao aminy...
sa ahoana ry Tody ?
misaotra anao hatrany nanazava
:-*
(l) niryna
25. fijo
(
14/08/2008 20:41)
Ny synagogan'ny satana, dia teny mifono, nentin'i mpanoratra ny apokalypsy hilazana ireo fiangonana, sy ireo toeram-pivavahana notarihin'ireo Jiosy, indrindra ny Fariseo, izay nikomy t@ fivavahan kristiana. Nahatsapa ho nanana ny marina mantsy ny mpitondra fivavahana Jiosy, t@izany satria nanaraka ny Fampianran'i Mosesy,
hummmmm izany hoe i mosesy dia olona tsy masina sy diso????
26. ikaretsaka
(
15/08/2008 01:22)
niryna:
mamerina filma efa nandeha indray i niryna... efa sujet voa traite teto io :-D :-D :-D
diska goaka e
:cry: :cry: :cry: mampalahelo anie hianao e
ny tenanao alelovana e..aza manahy ny amiko..
the hardest thing about doing business is minding your own...
;-)
27. Herimiafina
(
15/08/2008 01:45)
Mifankatiava ihany e! Raha mbola velon'aina, tsy misy toa izany o ny mampifaly saina..Ny maty efa lasa, tsy azontsika antsoina.. :^)
28. rijadolly
(
15/08/2008 12:13)
fijo:Tsy izay ka! ireo olona na fiangonana tsy nankasitraka ny Fivavahana Kristianina no nilaza fa tsy izy ny fivavahana kristianina.Fa ny Kristianina izay nanaradia an'Kristy izay nenjehina no nanazava fa ilay Kristy naminanian'ireo Mpaminany Izay hinoan'ireo Jiosy tsy Kristianina no Lalana. :-*
hummmmm izany hoe i mosesy dia olona tsy masina sy diso????
29. niryna
(
15/08/2008 12:35)
Herimiafina:
Mifankatiava ihany e! Raha mbola velon'aina, tsy misy toa izany o ny mampifaly saina..Ny maty efa lasa, tsy azontsika antsoina.. :^)
:D :D :D marina tokoa izany .
Ity no fanampiny Hery a
19 Ry rahalahiko, raha misy eo aminareo miala amin'ny fahamarinana, ary misy anankiray mampibebaka azy,
20 aoka ho fantany fa izay mampibebaka ny mpanota hiala amin'ny làlan'ny fahadisoany dia hamonjy fanahy tsy ho faty sady hanarona heloka be.Jakoba 5
:-* :-*
(l) niryna
30. niryna
(
15/08/2008 12:36)
fijo:inona no tian'i fijo lazaina amin'izany ?
Ny synagogan'ny satana, dia teny mifono, nentin'i mpanoratra ny apokalypsy hilazana ireo fiangonana, sy ireo toeram-pivavahana notarihin'ireo Jiosy, indrindra ny Fariseo, izay nikomy t@ fivavahan kristiana. Nahatsapa ho nanana ny marina mantsy ny mpitondra fivavahana Jiosy, t@izany satria nanaraka ny Fampianran'i Mosesy,
hummmmm izany hoe i mosesy dia olona tsy masina sy diso????
:D
32. rijadolly
(
16/08/2008 19:28)
todisoa:dia
Ny synagogan'ny satana, dia teny mifono, nentin'i mpanoratra ny apokalypsy hilazana ireo fiangonana, sy ireo toeram-pivavahana notarihin'ireo Jiosy, indrindra ny Fariseo, izay nikomy t@ fivavahan kristiana. Nahatsapa ho nanana ny marina mantsy ny mpitondra fivavahana Jiosy, t@izany satria nanaraka ny Fampianran'i Mosesy, anefa tena diso lalana, satria nitoky teny fatratra. Io ilay liona mitafy volon-janak'ondry. Izany ny mahakasika ity synagogan'ny Satana ity. Ary mbola manjaka sy hita @ireo mpitondra fivavahana ''conservatist'' izany. Heverin'ny sasany fa ny fomba (forme) no ambony noho ny anaty (fonds), dia ny fibebahana ho fanantonana an'i Jesosy kRISTY Ho Mpamonjy izany.
fijo:avy eo
hummmmm izany hoe i mosesy dia olona tsy masina sy diso????
za:ary dia
Tsy izay ka! ireo olona na fiangonana tsy nankasitraka ny Fivavahana Kristianina no nilaza fa tsy izy ny fivavahana kristianina.Fa ny Kristianina izay nanaradia an'Kristy izay nenjehina no nanazava fa ilay Kristy naminanian'ireo Mpaminany Izay hinoan'ireo Jiosy tsy Kristianina no Lalana.
ika:ivereno vakiana tsara ry ika fa tsy hoe voatonina Mosesy de Niala niaro an'Mosesy ,fa ireo Fiangonana tsy nanaradia an'Kristy no resahina fa tsy hoe fampianarana tamin'andron'Mosesy izay voarahiny tamin'Andriamanitra,satria samy nanaiky ny fampianaran'Mosesy na ny Kristianina na ireo tsy nanaiky an'Kristy fa kosa noho i Kristy no nampiavaka azy roa ireo.Ireo izay nitoko tena fatratra fa tsy mila an'Kristy fa ampy izay voalazan'Mosesy no diso satria na ireo Mpaminany aza efa nilaza ny fiavian'Kristy,nefa tsy nanaiky an'Kristy izy ireo.
hmmmmmm lasa tsy izay tampoka ..nony voatonona i Mosesy....
33. ikaretsaka
(
16/08/2008 19:34)
dia ny tokony hatao anie iznay dia ny mijery hoe inona no antony tsy hanekeny azy e
35. rijadolly
(
16/08/2008 20:23)
Mety ilay hoe:matahotra ho lasy ny mpandova(ZANAKA) ny tany angamba ko.
36. niryna
(
18/08/2008 04:30)
rijadolly:=D
ivereno vakiana tsara ry ika fa tsy hoe voatonina Mosesy de Niala niaro an'Mosesy ,fa ireo Fiangonana tsy nanaradia an'Kristy no resahina fa tsy hoe fampianarana tamin'andron'Mosesy izay voarahiny tamin'Andriamanitra,satria samy nanaiky ny fampianaran'Mosesy na ny Kristianina na ireo tsy nanaiky an'Kristy fa kosa noho i Kristy no nampiavaka azy roa ireo.Ireo izay nitoko tena fatratra fa tsy mila an'Kristy fa ampy izay voalazan'Mosesy no diso satria na ireo Mpaminany aza efa nilaza ny fiavian'Kristy,nefa tsy nanaiky an'Kristy izy ireo.
38. niryna
(
20/08/2008 04:47)
ikaretsaka:
inona no antony hitehafana eto kay?
fa angaha aho tsy mahazo mitehaka.oops ataonao ahoana tokoa moa no ahafantatra raha tsy nampahafantarina ooppps
40. rijadolly
(
20/08/2008 15:49)
IKARETSAKA>>>>> sur aho ry ika fa ra oh ka vakianao tsara ilay nahatonga an'Niryna nitehaka dia mba nitehaka koa i se.Ary tsy tonga dia nanontany an'Niryna akory se fa dia niaiky hoe Marina izany na dia tsy namaly an-tsoratra aza fa namaly am-po.Fantatro fa tsy izaho no nitehafany fa ilay hevi-dehibe tao amin'ilay izy,ary dia tsoriko ihany koa fa tsy izaho irery no nitondra ilay teny fa nanampy fotsiny aho fa i Todisoa.Ampitiavana ry ikaretsaka a! (l) (l)
