circoncision

1. arialy ( 13/08/2008 12:15)
manaona daolo
manotany raha misy namana mipetraka eto france efa nanao circoncision ny zanany lahy kely tany am hopital na clinique, otrinona no vola aloha de firy taona no mapety azy sns... misaotra :) tsiky hoan'ny retra
novalian'i arialy ny 05/09/2008 12:11
2. MimiSimply ( 13/08/2008 18:36)
Fa maninona no atao circoncision le zaza e? :) mananiany ah io an! ;)
3. kelly13 ( 13/08/2008 20:52)
ny hopitaly sy ny clinique toa tsy mety manao circoncision zany ra tsy sanatria oe TSY MAINTSY esorina ilay nofo manarona iny fa misy aretina ilay zaza, fa ny efa henoko d mande any @ jiosy na ny tavaratra, fa ry zareo no mpanao an'io aty! tsy sûr io zvt teneniko io an, fa ra za ianao manontany direct hopitaly klou
4. euh ( 13/08/2008 22:12)
ny fantako dia manaiky ny dokotera fa à partir de 1 an dia toa eo @ 150 euros eo izy izay, tsy misy prise en charge sécu na ny acte chirurgical na ny fidirana clinique
5. SHOAN ( 13/08/2008 22:49)
arahaba daholo
Ny zanako lahy dia nisy problémana phymosis ka dia natao circoncision
clinique tao rouen no nanao azy fa tsy nifanaraka tamin'ilay dokotera tao aminy clinique any louviers aho
prise en charge à 100% tamin'izy natao a n'io intervention chirurgicale io
ny médecin de famille no mandéfa any amy chirurgien
dia avy eo ny clinique na hopital izay hanao ny intervention no manao ny analyses sy prises de sang pré-opératoires
c'était il y a 10 ANS ET DEMI ka asa raha efa niova
ito misy forum mety ahitànao hevitra samihafa
http://forums.france5.fr/lesmaternelles/Pathologies/Phimosis/operation-phymosis-prepuce-sujet_112_1.htm
Mahazotoa
6. ds ( 14/08/2008 00:04)
Mila mahita mpandidy jiosy, dia mahita fika foana. Mody lazaina hoe misy olana io ilay fika phymosis (tsy mety mivoaka ilay zavatra fa tery loatra). Tsy tadidiko intsony ny naloa fa samy naverin'ny sécu sy ny mutuelle ny saram-pandidiana (zaza telo) sady toa tsy lafo akory. Eo amin'ny manodidina 2 taona sy tapany eo no tsara anaovana azy.
7. ikaretsaka ( 14/08/2008 03:22)
zay izany ..raha mahalala doko jiosy na tavaratra di amibizna amin'ndry zalahy dia ry zalahy no miady any @ secu any hoe mody nisy olana dia tsy maintsy natao :-D :-D :-D
tsy ratsy...
8. ni81 ( 14/08/2008 06:44)
Toa mandoa vola @ zao fa tsy iandraiketan'ny sécu intsony, satria vao nisy tavaratra izay nampitady hoe aiza no misy Dr jiosy manao an'io. Fa ilay taona aloha dia eo @ 3 eo hono no tena mety tsara fanaovany azy aty.
9. xxx ( 14/08/2008 08:29)
t@ 2006 ny an'ny zanako no natao, 2ans et demi, chirurgien jiosy . Lafo be (700 euros) fa rembourser n'ny mutuelle raha manana mutuelle tsara ianao

Asa raha efa niova entre temps
10. arialy ( 14/08/2008 15:04)
misaotra anareo namaly fa hitady fika any am medecin traitant zany, na any am dokotera jiosy na tavaratra e.
:) mazotoa daolo
11. xxx ( 14/08/2008 15:54)
arialy:

misaotra anareo namaly fa hitady fika any am medecin traitant zany, na any am dokotera jiosy na tavaratra e.
:) mazotoa daolo



Avy dia dokotera jiosy na tavany aleha fa raha vao fotsy no anontanianao dia tonga dia non ny valiny . Ny anay mantsy ny pédiatre no nangatahinay hanao taratasy hoe mila atao an'io ny zaza dia NON be no navaliny, dia lasa nandeha direct tany @ jiosy .

Ny ankizy kely tsy mila médecin traitant na référant dia afaka mandehandeha @ izay tianao ianao
12. mignone ( 14/08/2008 17:53)
manatona urologue , zay ny ahy no nataoko , tany am clinique , dia teneninao fotsiny hoé ny fombanay hatao circoncision , fa tsy nisy blem mintsy na kely aza , tonga tany zahay am 7 maraina dia nivoaka am 12 atoandro , tam 2004 ( 150€ ) no nalohako ... ary dia ni rembourseny mutuelle daholo ! tsy haiko oé aiza no misy any i arialy fa paris io ny ahy no nataoko :wink:
13. mirana5 ( 15/08/2008 10:11)
mignone:

manatona urologue , zay ny ahy no nataoko , tany am clinique , dia teneninao fotsiny hoé ny fombanay hatao circoncision , fa tsy nisy blem mintsy na kely aza , tonga tany zahay am 7 maraina dia nivoaka am 12 atoandro , tam 2004 ( 150€ ) no nalohako ... ary dia ni rembourseny mutuelle daholo ! tsy haiko oé aiza no misy any i arialy fa paris io ny ahy no nataoko :wink:


Tsy mety ny mandeha manatona Urologue zany,raha te hahazo remboursement! Tsy maintsy mandalo médecin traitant aloha!

En principe chirurgie banale, remboursement intégral no azonao miaraka @ mutuel, tsisy atahorana na hopital na clinique alehanao,, HDJ (hospitalisation de jour )dia vita, miditra @ 8h ohatra mivoaka @ 12h é, mahazo sakafo kely aza é!

Mahereza!

14. arialy ( 15/08/2008 10:32)
marina izany fa am le lalàna vaovao de mila manantona medecin traitant mitsy aloha vao alefany any am urologue.
za aloha tsy ao paris fa anotany ny momba io aty am misy anahy za de ho itako eo.
fa misaotra be dia be anareo foana .
:)
15. mignone ( 15/08/2008 20:11)
mirana5 a ! io ny ahy no nataoko dia NETY , ka tsy mety am ahoana ??? ianao nga nahita ??
Arialy : Possible daholo ny fiovana fa nilaza ny nataoko za :wink:
16. arialy ( 16/08/2008 11:34)
mignone
17. vahiny2004 ( 16/08/2008 14:02)
mirana5:


Tsy mety ny mandeha manatona Urologue zany,raha te hahazo remboursement! Tsy maintsy mandalo médecin traitant aloha!




Ny ankizy kely tsy obligé manana médecin traitant na référant , ny adulte ihany. Afaka mandeha @ spécialiste sans l'avis du médecin traitant ny zazakely . D'ailleurs tsy misy notion na médecin traitant na référant ho an'ny zaza vis à vis n'ny sécurité sociale
18. fahamarinana ( 17/08/2008 10:09)
:arrow: raha arahan'ny pmi koa ilay zaza dia ny pediatre ao no manao ordonnance sy manoro ny dr mpanao azy.Ry zareo manko efa zatra mandray reny vahiny dia tsy manavao azy ilay demande.Zay aloha ny aty sy reko farany teo.. (l)
19. adidy ( 02/09/2008 16:32)
ZA nanana namana chirurgien tavaratra viscéraliste! Dia niresaka taminy dia fomban-jareo koa io ka tsy nisy pb mihintsy! No-programmer-na consultation anésthésiste ilay zaza! 3 ans izy no natao! dia anésthésie générale no nanaovany azy! Dia nony vita ilay izy dia izy mihintsy no niarahaba an'ilay zaza hoe " lahy ialahy zao"! Nahay nandidy be izy fa ny hariva ihany dia hitako hoe maina! Dia efa afaka nitaingina an'ilay moto ilay zaza!
20. arialy ( 05/09/2008 12:11)
fahamarinana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2304