Vita soa amantsara ilay cabaret dancing nokarakarain'ny NSD

81. rasl95 ( 14/08/2008 19:10)
Milay zany fetinareo zany fa dia mba mangataka an\'i Hery mba ataony blog le sary fa tena mandreraka be ny mijery an\'ilay izy tsirairay!
Dia misaotra mialoha e!
82. fijo ( 14/08/2008 20:09)
hifandrombahan amihintsy ve le menamena kle.humm manahy aho ka.

ravato,eo ihany isika wa amin'i prezy.

alefaso aby ze sary any fa mbola liana ny ahalala ny sasany e
83. texe ( 17/08/2008 08:07)
saluit daoly an
zao ndray vao tonga eto e!
Tsara ry zala ny vita de @ manaraka indray e! milay be le izy eta eto @ sary e! de misaotra ny pikarakara e! de zay fa mazotoa mijery sary e!
84. endrika01 ( 17/08/2008 15:50)
milay be lay fiarahana a,zay alou
dia mangotsoka fotsiny ihany e!
misaotra be da be afa-po tsara @ sary e!

Bisous mamy be doly! :-* :-* :-* :-* :-* (l) (l) (l)
85. naritsimba ( 18/08/2008 07:00)
Faly miarahaba antsika namana rehetra indray!
Ialana tsiny fa izao vao afaka niditra noho ny asa aman'andraikitra satria tsy teto Tana fa somary nitety iny faritra atsimon'ny Nosy iny.
Na izany aza anefa dia tsy manadino ny namana fa dia nitsidika ireo namana tany Antsirabe, Fianarantsoa, Manakara, izay tsy afaka nanatrika iny korana nahafinaritra iny.
Ny tenako moa tsy dia afaka nandihy loatra noho ilay andraikitra tsy afaka nifampisoloana sao diso eo ny fanaovana kaonty famerenam-bola.
Fanamarihana ihany no ataoko :
1-Nahafinaritra ny fiarahana na dia maro aza ireo namana tsy mbola zatra amin'ny fikarakarana lanonana toy ireny.
2-Na dia somary sarotra ihany aza ny fandaminana ireo "serveur" sy "serveuse" mba tsy hisian'ny fikorontanana eo amin'ny fandraisana ireo sakafo sy zava-pisotro ilain'ny olona dia isaorako eto izy ireo fa nanaiky ka nanaraka an-tsakany sy an-davany ny toro-lalana nomena azy ireo.
3-Nisy ihany koa ny variana loatra tany amin'ireo olona izay nasaintsika manokana ka lasa adino indraindray ilay tena andraikitra tokony ho sahanina.
Izay no azoko lazaina mikasika an'iny fety iny, raha amin'ny ankapobeny dia nahafinaritra ary maha-te hidera ny fahasahiana nananan'ny fikambanana namana serasera dago, firy @ fikambanana moa no mahavita toy ireny, ao anatin'ny filaminana tanteraka ka tsy nisehoana fifamaliana mihitsy, na talohan'ny fety, na tao anatin'ny fety ary taty aorian'ny fety. Ny irariana dia ny hitohizan'ny fifankatiavana ho antsika mpikambana rehetra.
Farany dia misaotra manokana ireo nanampy sy nanohana an'iny hetsika iny.
Mankasitraka sy mankatelina ny namana rehetra na ny efa hita mivantana na ireo mbola tsy hita.

naritsimba
86. ANARIM ( 18/08/2008 12:29)
plus mandeha ny andro sy ny ora dia plus zà oa frustrée b amin'ilay hoe hay v i anona tao dia tsy mba nisy na dia bonjour aza... grrrrrrrrrrrrrr d manontany tena sisa izany hoe ary sao dia i mananjato aza ilay nanao menamena na i texe ilay nanao fotsifotsy...
87. fanokely ( 18/08/2008 14:04)
salut daôly ny namana rehetra :wink: za ry reto mpikambana vaovao a!nafinaritra ahy lôtra sady nanaitra ny foko ny cabaret dancing nokarakarana teny amin'ny CEMES iny!mafinaritra be ko le firaisankinan'ny namana rehetra!mino za fa ahay hiaraka eto amin'ny sahetra iray zay mampiray antsika ty tsika rehetra !"fanokely" no anarako!
88. sasa ( 19/08/2008 10:44)
Salut doly!
zao vao mahasoratra fa tena tototry ny asa mintsy, ny zavatra tena nahafaly anah aloha d vita soa amantsara ilay fety, tena niara-nisalahy ny ankizy, dia faly ihany koa za fa nahita an'i Aino mivantana (kiss be i Aino sipakely milay)

Toraka voninkazo ihany koa ho an'i ekipan'i hotesse rehetra indrindra ilay presidente :-* :-*
89. Aino ( 20/08/2008 07:05)
merci any rehetra aloha fa nafinaritra ny fiarahana t@ io hoe

kiss dol :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2453