Vita soa amantsara ilay cabaret dancing nokarakarain'ny NSD

21. ANARIM ( 11/08/2008 11:49)
mba tsy hisian'ny tombo sy ala dia atolotro eto ireo nanaiky niara-niasa sy nanome tànana tsy voatanisa tetsy ambony : ZAIN, COULEUR MODERNE, Bureaux d'Etudes JARY
22. ravatorano ( 11/08/2008 12:10)
marina voalazan 'i anarim io ary mbola mamerina ny fialantsiny tamin ireo izay tsy voatoniko satria tsy aty amiko ny liste fa izay sendra tadidiko avao ro nosoratako teto !
misaotra e !
^:^ ^:^ ^:^
23. ari.malala ( 11/08/2008 12:18)
[URL=http://img105.imageshack.us/my.php?image=photocabaret012ac9.jpg][IMG]http://img105.imageshack.us/img105/5642/photocabaret012ac9.th.jpg[/IMG][/URL]
24. lobaka ( 11/08/2008 12:54)
tsara ny fety fa misotra antsika rehetra zay nilanonana sy nikarakara aniny hetsika goavana iny,dia miandry ny manaraka dray zany ,asa oe oviana io?
25. ari.malala ( 11/08/2008 13:00)
[URL=http://img353.imageshack.us/my.php?image=photocabaret015sq3.jpg][IMG]http://img353.imageshack.us/img353/3498/photocabaret015sq3.th.jpg[/IMG][/URL]
26. booboo ( 11/08/2008 13:08)
misaotra eeee ! tsara beeeeeeeeeeee zany fety zany
27. diamondra27 ( 11/08/2008 13:48)
miarahaba vita soa amantsara e

masaka be izy izany an.
angotiko: faly nahita andry indray e , bravo am le spons e :-* :-* :-*
28. glou ( 11/08/2008 14:49)
de tena zara raha nisy sariko kle :roll: , ie, de hisaorana betsaka daholo ny mpikambana rehetra SERASERA DAGO fa nahafinaritra ny fety sy ny fiaraha miasa , efa vita tery ambony daholo ny tokony ho lazaina fa misy olona iray izay isaorako manokana fa appel tsy appel ny anay dahy isan' andro t@ fikarakarana , isaorana azy fa izy no nanao ny lettre sy ny menue, resaka fikarakarana sponsoring etc ...de tsy iza moa izany fa i ANARIM merci ehhh, de tsy ankiala zany io rasta an,@ manaraka io, ankoatry izay misaotra ireo mpanohana de manantena ireo mbola tsy navy mba ho navy
:-P
valaka be fa @ manaraka mano misimisy,
milay foana io ehhh
glou_
29. sipagasy ( 11/08/2008 15:49)
Dia nahafinaritra tokoa ny nahita ny fiaraha-mientanareo tany an-toerana kann, naha vaky vava ny mahita ny fiaraha-miasa ihany koa, tsara fa tohizo hoy ny mpampianatray izay!

mankasitraka hatrany ny zava-bita sy ny mbola kasaina e!!!!
30. rakaroka ( 11/08/2008 16:02)
Manja kosa e! Mahafinaritra ny "initiativen'ireo namana vonona ny hanao zavatra: "mankasitraka e!" . :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
31. angotiko ( 11/08/2008 17:23)
diamondra27: hihii tena faly ve njy, ntsooo saingy mandalo d hiserana e, mbo ijery ity fety ity d zay eh, tsy spons zany fa te hametraka souvenir tsara alohan'ny hialana dia manao zay mety sy zay tratra eh, ary natao tamin'ny fo iray manotolo, aleoko manaja tena maka sisiny fa zaho tsy mba mahay miatsara vela tsihy, ity fety ity mantsy efa ela no kasaina atao fa niandry fety vita e, bisous be njy, njy namako foana

watafon: inona njay no mahamototra be anao io nefa ny olona nivanivany daholo, sa tsy nahita tiko fruit

lo: d miandry anao zany equipe solida e, ny aina no mahatanja
32. sipagasy ( 11/08/2008 18:11)
hhmmm angotiko, fa mandalo dia hiserana ho aiza injiko e!!! eo aloha mijanona eo ihany fa tsy misy miala izany eo kouuhh!!!!

bizz injiko
33. ravatorano ( 11/08/2008 18:14)
misy manontany hoe ahona ireo, pompier ireo !
sendra voarain i hery daholo ilay sary tao amin ny flickr an i avylavitra dia izay no nahatonga an ireo eo fa ialana tsiny oooo
fa tsy nisy nilazana andry zareo aloha tamin io andro io e
34. Samoana ( 11/08/2008 18:31)
Arahaba vita soa e! Variana mamakivaky ny sary fa dia misaotra ô! Matotra tsara!
35. ravatorano ( 12/08/2008 05:13)
izao vao mitaky ilay torimaso kle :-D
rakaroka < saotra e
samoana < saotra e
nareo rehetra izay nanome sy nakahery anay rtaty dia mamerina ny fisaorana anareo izahay fa hery lehibe tokoa hoanay izany e
36. jaya ( 12/08/2008 05:32)
salu dool
Za mba te hyampiditra sary fa tsy mety
37. ANARIM ( 12/08/2008 05:45)
jaya : ze mety ampidirina ampidirina refa tsy mety hiditra ny sary!!!

angotiko ??????????? fa nga tsy oe antsahamanitra ndray ny manaraka no hoe haka sisiny aiza? aleo akia mifampiresaka tsara fa tsy avelantsika hahazo toerana izany fihatsarambelatsihy izany a! am samedi alamina tsara doly ny kozy rehetra stp!!!

glou_ elà mbo azo sary ihany fa zà tena tsy tazana mitsy kay moa zà fantôme hahahahaha

fa zà oa mbola tonga saina tam le oe naninn ny tiko fruit sasany no 4.000 d ny sasany 20.000 ... hahaha d le valopin'ny orkestra tany antrano ny alahady maraina nampirimpirina vao hoe oay ô maninn aty ty klé??? hahahahaha
raprezy oa refa oe ty d raiso fa aveo lasa retour à l'expediteur!!!

ari_malala sy fanaina : vô mikozy zà oe "tsy mbola misy" d kopy lisany ny la suite à donner, tonde mitedava candidat hahahahaha

kisss b ho an hanamboatra sy mass (miala tsiny fa tototra tao anatin'ny fikarakarana e!)

38. diamondra27 ( 12/08/2008 06:06)
araka ny fahitako ny tatitra sy ny sary aloha dia masaka be ilay fety.
Midera ny hakinganareo namana dago sy fiaraha-miasa fa tena ok
bravo ho an'izay nandray anjara rehetra.

Ary ry glou zany ange ka tena mahay mihira be mihintsy e.

Labloom kiss ndry eto ampandalovana

Arimalala: saotra nanotrona sy nahafoy fotoana e
Ravato: toraka izany koa ianao

dia bravo daholo e

Dia isaorana ihany koa izay nandray anjara e: ny mpandihy , ny invites, ny orkestra sy ny pompiers

:lol:

zay vao hita ny banderole serasera, tokony nasiana dedicace kely iny hiiii natao fahatsiarovana sy atao am musee rahatrizay .
39. ari.malala ( 12/08/2008 06:21)
Diamondra, tsisy fisaorana aky fa antsika rehetra ity a! :)

Anarim za otran ts kopy amle resaka kle :-P mila miverina zero v za sa mila atao update kely? :-P :roll:

tena naika ampiditra sary za fa migrevy le site kle hahahaha! refaveo raha ohatra ka tafa e! lol

40. RATOVOARY ( 12/08/2008 06:43)
Mitsiriritra fotsiny ny tenanay mahita ny sary sy ny fitantarànareo azy.
Mankasitraka amin'ny firaisankinan'ny namana rehetra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0817