MISY OLONA TOKONY HO SAKANANA ATO

1. SHOAN ( 08/08/2008 20:18)
MISY OLONA TOKONY HO SAKANANA ATO ...
Mandreraka fa mandefa lahatsoratra lava bé hoe jesus christ
Ka teny frantsay ranoray ilay lahatsoratra
Milaza fa hoe Christ ny pseudoa n'io olona io
ka dia izaho tsy matahotra mihintsy milaza eto fa tena MISTOKONY HO SAKANANA MIHINTSY IO OLONA IO ATO.
Ny fantako dia milaza izy hoe Christ no anarany ka amiko izany dia famingavingàna an'ilay téna Jésus Christ
sady raha té hiresaka fivavahana io olona io dia misy forum natokana ho an'ny fivavahana ato fa tsy tokony hanadàla andéfa hafatra ho an'ny namana manokana .
izay fa dia manantena fa ho voasàkana io olona io
Misaotra
SHOAN
novalian'i SHOAN ny 12/08/2008 09:35
2. yonikafopl ( 08/08/2008 20:48)
shoan hihiih neveriko fa za rery no andefasany anreny :-D :-D :-D
nena de efa nosakanako mintsy fa tssssssssssssss
3. SHOAN ( 08/08/2008 21:45)
Téna tsy lasa mintsy akia ô ?
mandréraka mahbétoérana fotsiny ny famélankafatra
Averiko fa hoe voasazy angé réfa manao tény vazaha é !
lé izy amizay tena tény frantsay ranoray bé zao !
zà manko ndrémandé nanisy valina forum hotrizao dia nataoko teny vazaha ilay izy dia tonga dia voafoana euh voafafa
io christ io aloha tsy tena izy fa contrefaçon io é ! hihhihihi
ilay tena izy tsy manao pub ho an'ny ténany hotrizao satria manana ny apostoliny izy ! héhéhéhéh

yonikafopl:

shoan hihiih neveriko fa za rery no andefasany anreny :-D :-D :-D
nena de efa nosakanako mintsy fa tssssssssssssss



4. xxx ( 09/08/2008 05:27)
Adidiny ny mitory aminao fa raha tsy ankasitrahanao ny handefasany io hafatra io de azonao atao ny manakana azy tsy handefa hafatra any aminao intsony.
Ny ahy izao de novaliako fotsiny hoe: lava loatra ka tsy maintsy haka fotoana malalaka sy maharitra koa vao afaka mandinika azy.
Sady tokony nalefanao tany @ "Momba ny serasera" anie ity dinika ity e!
5. badouda ( 09/08/2008 07:49)
Ho ani'i xxx
Adidiny ahoana ? fa izaho angaha manery azy hoe ataovy teny frantsay ny soràtany ?
ka dia averiko eto hoe TOKONY HO SAKANANA MIHITSY E !
hoy ianao hoe : Sady tokony nalefanao tany @ "Momba ny serasera" anie ity dinika ity e!
tsy aiko ny mandéfa any zany
izao ary efa mijaly be aho vao mahita ny fanoràtana eto
tsy hita fa dondrona é !
ka dia bon week end daholy ary
sauf ilay contrefaçon any jesosy kristy hihihihhihihi :-D :-D :-D :-D :-D
6. diamondra27 ( 10/08/2008 09:59)
Shoan: zen fotsiny ndriko e.Zara fa tsy dailai-lama aza no nataony ps

Teneno ihany za raha hahita azy ndry amin'ny lundi fa toa we ho avy aty hono DLama hiresaka amin'i Sarkozy.
7. Zozoro ( 10/08/2008 13:55)
diamondra27:

Shoan: zen fotsiny ndriko e.Zara fa tsy dailai-lama aza no nataony ps

Teneno ihany za raha hahita azy ndry amin'ny lundi fa toa we ho avy aty hono DLama hiresaka amin'i Sarkozy.

Sarko tsy hihaona aminy indray fa niova hevitra,. Ny vadiny no nalefany hihaona aminy sy hitokana fihangonana Dalaï Lama. Tsy haiko tsara ny position an-dRasako fa toa manao adin'ny kanosa.

8. ainaheri ( 10/08/2008 14:06)
xxx:

Adidiny ny mitory aminao fa raha tsy ankasitrahanao ny handefasany io hafatra io de azonao atao ny manakana azy tsy handefa hafatra any aminao intsony.
Ny ahy izao de novaliako fotsiny hoe: lava loatra ka tsy maintsy haka fotoana malalaka sy maharitra koa vao afaka mandinika azy.
Sady tokony nalefanao tany @ "Momba ny serasera" anie ity dinika ity e!


Za kou mba anisany nahazo ilay hftr lavabe,fa mahagaga ahy ilay soratan'ny xxx oe adidiny ny mitory aminao!!!! Fa izy no iza no oe adidiny no mitory amiko ny SM??

9. SHOAN ( 11/08/2008 13:13)
izay ngé ho ah é !
alao andefa ao fa izaho tsy olona tsy manankatao ka tsy hamaky izay lava bé alefany ao
je "menfou" ! hiihihihi
aléoko mijery ny sarin'ny namana
hihihhihi

ainaheri:

xxx:

Adidiny ny mitory aminao fa raha tsy ankasitrahanao ny handefasany io hafatra io de azonao atao ny manakana azy tsy handefa hafatra any aminao intsony.
Ny ahy izao de novaliako fotsiny hoe: lava loatra ka tsy maintsy haka fotoana malalaka sy maharitra koa vao afaka mandinika azy.
Sady tokony nalefanao tany @ "Momba ny serasera" anie ity dinika ity e!


Za kou mba anisany nahazo ilay hftr lavabe,fa mahagaga ahy ilay soratan'ny xxx oe adidiny ny mitory aminao!!!! Fa izy no iza no oe adidiny no mitory amiko ny SM??





10. diamondra27 ( 11/08/2008 13:38)
de hitandry ve le sarin'i ainaheri ao akia
rasta be koa le avatar-ny an
11. SHOAN ( 12/08/2008 09:35)
ié ! hihihi
tiko bé io sariny io
tena bôgaty bé
hihihihhihihi
ary adinon'i ainaheri angaha ilay zavatra é ?
miandry valiny fôna à atramizao !:
bises akia diamondra à !
lasa nitsidika sud hony i D... pinaparaky et devine avec qui ? hahahhaahahha
bizoo é
ah PS : Mifindra trano à partir du 1er septembre moa i W.xxxx
Toa lasa any akaikin-dry any ? bizzzzzaaaarrrreeee ! hihihihhi
kesketu me caches ????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5539