tody
21. diamondra27
(
10/08/2008 08:16)
simple: hay akoho manatody no tao fa tsy saka manatody odoie ;-)
shoan: e e e aza mitshatra manao soa akia fa tsy ilay olona nataondry soa ange no mamaly azy amindry fa olonkafa e
ireny profiteurs ireny akia rayer0 de laliste fa tsy misy ilana azy a.
Efa hitandry fa manararaotra andry fotsiny ve no ataony dia mbola ataondry soa ihany. Ndry indray no borina eo aveo hahaha

22. SHOAN
(
11/08/2008 13:17)
Nacl à ! Fa i Nacl zany olona au moins bi-centenaire ?
hihihihi
koa hoe efa taonjato any aoriana vao hitanao lé izy hozizy énao kouh ! hihihihih
zà aloha tsy maharitra zany zato taona zany é !
na ny hitadidy zavatra aza vé tsy ho sarotra bé amizany zato taona mangozohozo zany hihihhihi
bizourk é !

nacl:
SHOAN< :lol: mlay kosa ny valiteninao a!tiko be le fomba fisainanao menfoutist ty @nazy tsara hihihihi!!
fa kalam iany eo na zany aza fa ohatra iany iny :lol:
fa marina le lazainao reo ka maro mitsy ny ol toa 'zany fa bon ino atao...!!!???
ny tody tsy haiko na misy na tsis, fa ny fiverenan'ny natao no haiko fa misy je parles en connaissance de cause de zay....!!!ary efa taon-jato aty aoriana vo hitako le izy hahahaha
mais bon !!!!
23. SHOAN
(
11/08/2008 13:21)
diamondra à !
zany tokoa vé ?
izaho aloha rehefa manao zavatra tsy micalcule hoe ratsy na tsara fa ny fantako dia hoe mihézaka fotsiny aho ho tsara daholo zay ataoko
ka asa aloha ?
ny profiteurs à rayer de la liste aloha dia angamba tsy vitako no manao anizany satria bé lôtra hihihihihi
sady ndraindrai koa angé olona tin'dry bé mihitsy no miprofiter any toi é ! koa ahoana no fomba hirayerko azy ankoatry ny hoe vonoiko ho faty angamba (tuer de bisous) hihihihhi
sa ????

diamondra27:
simple: hay akoho manatody no tao fa tsy saka manatody odoie ;-)
shoan: e e e aza mitshatra manao soa akia fa tsy ilay olona nataondry soa ange no mamaly azy amindry fa olonkafa e
ireny profiteurs ireny akia rayer0 de laliste fa tsy misy ilana azy a.
Efa hitandry fa manararaotra andry fotsiny ve no ataony dia mbola ataondry soa ihany. Ndry indray no borina eo aveo hahaha
25. SHOAN
(
12/08/2008 09:39)
pure ? purepure inona ????
tsssssssssssss
tsy hitan'i toi angaha io "proposition cochonne" bé an'i salopard io ?
donc tsy pure zany aho matoa misy olona mihevitra hoe cochonne à !
raha ataoko hoe "OUI" eo anéfa angé tsy ahavita akory é ! hihiihhihihi
bon, ny tena tsara zao dia rangà antitra bôgôsy sady be vola , tena be vola fa tsy olona misy crédits sy dettes an !
antitra bé mangozohozo no tena ilaiko azy amizany tsy afaka mikasikasika ahy fa dia manome ahy ny harenany fotsiny hihihihihihihi
donc conclusio, tsy pure à !
hihihihih

26. sff
(
13/08/2008 05:28)
Ny tiako tenenina dia hoe na iza na iza dia tsy maintsy ho tra-pahoriana foana, raha tsy izy dia farafaharatsiny ny iray amin'ny taranany. Dia ho lazaina hoe tody iny avy eo.