Tsy hanan-java-mahory izay matahotra Azy.
21. ikaretsaka
(
10/08/2008 19:08)
Ny olona izay nandray ny Fanahy Masina tanteraka no afaka namaky tsara ny Bokin'ny Apokalypsy, sy ny ambadika marina entiny manambara izany.
tsy mazava.... ko maninona tsy natao ho anisan'ny forbidden book izy iznay fa navela ho ao anaty baiboly?
niryna> mba vakiio aloha ny namaliako an'i prime vao miteniteny foana
22. todisoa2
(
11/08/2008 08:01)
raika, mba ataovy moramora ranga le fomba fiteny, fa dia aza mora entiny be hoatran'io e!!!! :lol: :lol:
23. prime
(
12/08/2008 17:43)
todisoa2> misaotra amin'ny fampatsiahivana sy ny fananarana... :)
Ireo fanamarihana ireo anie ra-ika tsy hoe fanevatevana fa fanajana mba andehanan'ny resaka ho amin'ny fahasoavana e...
Tsy resaka fihidian-tsaina loatra fa resaka fahamasinana araka an'Andriamanitra satia Izy mihitsy no resahana amin'ny hoe AMENA...
ika::)
jereo ny tenin'i jesoa hoe Amen i say to you: mitovy hevitra amin'ny hoe Tena serieux izany lazaiko izany, sy mitovy @ hoe lazaiko marina dia marina aminareo, sy hoe tena tsy miblague aho milaza izany aminareo , sy ny hoe mba kozy izany...
ika:... raha mitovy ny Amena sy izany ambaranao izany dia tsy hazava aminao mihitsy ny fanamarihana ao ambony ao...
sy ny hoe mba saninab.... sy hoe mba hisotroiko ranom-bolamena amin'ny teny gasy...
Ireo fanamarihana ireo anie ra-ika tsy hoe fanevatevana fa fanajana mba andehanan'ny resaka ho amin'ny fahasoavana e...
ika:... ka inona moa no "contextes" tsy mahalaza ny maha Amena an'i Kristy? fahatanterahana, firariam-bavaka ho tanteraka, fahamarinana, vavolombelona mahatoky sy marina, marina fanaperana (marina dia marina tokoa), fahafenoan'ny voninahitr'Andriamanitra... sns mahalaza ny hevitry ny Amena avokoa izany fa ny fanambarana azy no mampiavaka azy araka ny "contextes" nisy azy avy... ka inona no olana? sa rehefa tsy ilay hoe "ho tanteraka tokoa anie izany" sy ny hoe, "marina dia marina tokoa" dia tsy tena hevitry ny Amena?
ny context ny! Impiry lazaina hoe aza tsimponina ilay izy fa raiso ara kontext ny!
ika:... izaho angaha misondrotra??? sa ilay nampiasako ilay "humm" kely io no iheveranao ahy hoe misondrotra... mitondra fanamarihana aho ary manitsy ny resaka ho amin'ny fifanajana... ary eto dia tsy izaho loatra no resaka fa ny voninahitr'Andriamanitra... izay no nahatonga ahy niteny hoe sao efa blasfemia fa mitandrema...
i raprime no mahita azy hoe mampihomehy sy maniratsirasatria ny sainao no efa mivilana hoe rehefa misy hidiran'anabavy sy zavatra personnel mahakasika akaiky izay dia ratsy izay ny dikany! fa mba jereo amin'ny lafiny rehetra hoa fa aza terena ohatran'io ny saina, ary mianara linguistiques fa aza mora misondrotra tahakan'io !
Tsy resaka fihidian-tsaina loatra fa resaka fahamasinana araka an'Andriamanitra satia Izy mihitsy no resahana amin'ny hoe AMENA...
ika:... ka tsy mifanohitra amin'ny ambaran'ny namana maro izany lazainao izany fa mameno aza... tsy hitako izay olana... vao maika aza mahazava kokoa ny amin'ny hoe AMENA...
jereo ny fahasamihafan'ny amen @ 1mpanjaka 1 sy ny apok 22:20
ary ny nehemia 5:13 sy ny Apok 5:14, ankoatran'i Jesoa rehefa milaza ny hoe "Amen , lazaiko aminareo" (izay maromaro ihany ao @ evanjely)
fa aza raisina @ doxologie (famaranan-dresaka/vavaka) fotsiny toy ny Fataon'i Md Paoly sy ny faran-kira rehefa Salamo fa manjary tsy ampy ny tsimpona!
Raha miteny ao @ apok 3:14 ohatra heo izy no AMEN tsy midika akory hoe izy no "fara vavaka" fa hoe izy no tena serieux sy tsy tena izy tsy tsy anki blague!
