fihirana ffpm
41. ikaretsaka
(
18/08/2008 14:56)
dia inona tokao no tsy hampianarana azy lehiretsy e??
za ze hay ihany no atao drindrangilo?
za ze hay ihany no atao drindrangilo?
42. prime
(
19/08/2008 08:03)
Mandefitra> :-D ... marina izany... io 424 io aloha izao raha ny tenako dia mba hay ihany... fa ireo hafa tanisainao ireo izao dia efa eee... :oops:
Ikaretsaka> Mitombina ny fanamarihanao... misy ny fotoana fianarana hira fa ny tena olana amin'ny hira FFPM dia manana solfas hentitra izy ireo ka raha vao tsy manaraka an'iny dia tsy mety... ny mpiara-mivavaka nefa tsy ary mahay solfège avokoa, dia voatery miandry "chorales" na mpampianatra hira vao mety azo ampitaina ho an'ny fiangonana... izany hoe mila mianatra ilay hira tsara aloha ny chorales dia vao izay izy ireo mampianatra ny fiangonana... matetika nefa tery dia tery ny fotoana ka dia izay tsotsotra ihany no mety fa maro ireo hira tena tsy voakitika mihitsy... ary ny fiangonana rahateo tsy afaka hoe ampiantsoanao matetika ka dia hoe ny antony dia fianaran-kira FFPM... ny fotoana indray alahady aza efa manahirana ny maro ny miaritra azy raha vao lavalava kely ny fotoana... :-P

43. Mandefitra
(
19/08/2008 10:46)
prime>ny fanaon ny pasitera nay refa misy hira voalahatra nefa fantatra fa tsy mbola hain ny mpiangona loatra, dia ilay 10 mn alohan ny hanombohan ny fotoana iny no mampianatra i pasitera.Mazava ho azy fa zay mpiangona tonga aloha eo no mahay ilay hira aloha. Fa ny mpitendry koa dia tsy maintsy mahay tsara ny solfa raha tsy zany samy sahirana.
Aty moa zao @ fiaraha mivavaka dia sahirana mihitsy mitady hira atao, indrindra refa tsy misy mpitendry zay ...

44. booboo
(
19/08/2008 11:00)
T@ fg nisy anà taloha dia ilay 10 min alohan'ny fanombohan'ny fotoana iny koa ny fianaran-kira isaka ny fotoam-pivavahana aby aby. Dia na ny chorale na pasitera na izay olona afaka mampianatra hira mbola tsy hay ao anaty fihirana no mampianatra.
45. ikaretsaka
(
19/08/2008 14:03)
misy ange tsy voatery manana orga na zava maneno ny fiangonana e.. fa tonga de tairina amin'izao ko...
lasa zafindraony izy sh'hatreo!
lasa zafindraony izy sh'hatreo!
46. prime
(
20/08/2008 07:33)
Mandefitra,booboo> marina izany... tena izany tokoa fa ilay 10mn alohan'ny fanombohan'ny fotoana no tena fianarana hira... resaka fandrindrana tokoa ilay izy satria ilay mpitendry na ilay hampianatra tokony mahay mialoha ary mahay tsinjery sy marina tsara ny tena feony ara-tsolfezy...
ikaretsaka> tsy ny eo ho eo ihany na izay fandraisana azy no mety amin'ny fihirana litorjika raha ny protestanta no resahana... ny zafindraony matetika rehefa fotoam-pifohazana sy fotoan-dehibe ihany no fanao fa amin'ny ankapobeny dia tena manaja solfa mazava tsara ny hira litorjika FFPM rehetra... ary io fanajana hira araka izay tena izy io mihitsy no herin'ny hira FFPM maneho ny tena namoronana azy ary manaja ny rafitra rehetra ho an'ny voninahitr'Andriamanitra...

47. ikaretsaka
(
21/08/2008 02:49)
prime:

fa sure ve i prime fa ny he sambatra jeso hirain'ambohitantely dia hitovy @ he sambatra aho jesoa hihirain'ny any ambositra na samy fiangonana fjkm aza ary na samy manaraka solfa be mihitsy aza?
na manaraka notes be mihitsy aza, ny fitendry sy ny fihiran'olona anankiroa dia samihafa tanteraka,
Betsaka ny hiran'i Bessa ao @ fihirana FFPM fa na izy tompony aza miezaka mihitsy mi arrange an'iny ...
ary raha olona hafa no mitendry sy mihira an'iny dia tsy hitovy velively amin'ny fihiran'i Bessa sy ny fitendriny azy iny na notes ny eo na solfa!
Jereo fotsiny ny Fitiavana rano velona taloha sy ankehitriny
sy ny Any an-danitra any hihiran'i Erick manana sy ny mpiandry faty azy !
48. prime
(
21/08/2008 11:47)
ika:... Izany indrindra no antony tokony ianarana tsara ny hira araka izay namoronana azy...
fa sure ve i prime fa ny he sambatra jeso hirain'ambohitantely dia hitovy @ he sambatra aho jesoa hihirain'ny any ambositra na samy fiangonana fjkm aza ary na samy manaraka solfa be mihitsy aza?
Marina ny ambaranao fa mety tsy hitovy raha ny feo (sonorité et "voicing") fa raha ny naoty sy solfa dia mitovy rehefa hajaina tsara...
ikaretsaka:... Marina izany... fa ny naoty itoviana foana... tsy hoe samihafa tanteraka fa maneho kokoa ny mahaizy azy ny tsirairay avy na dia naoty mitovy aza...
na manaraka notes be mihitsy aza, ny fitendry sy ny fihiran'olona anankiroa dia samihafa tanteraka,
ika:... mazava ho azy... na ianao aza dia efa nampiditra "paramètres" hafa indray, ny "arrangement", ny "matériels" sy ny "instruments" ampiasaina... sns ankoatry ny hoe ny haingam-panahin'ny tsirairay... ny naoty aloha dia hitovy foana fa efa nambarako eo ambony ireo ny hevitro...
Betsaka ny hiran'i Bessa ao @ fihirana FFPM fa na izy tompony aza miezaka mihitsy mi arrange an'iny ...
ary raha olona hafa no mitendry sy mihira an'iny dia tsy hitovy velively amin'ny fihiran'i Bessa sy ny fitendriny azy iny na notes ny eo na solfa!
ika:... Mitovy foana kosa ny naotin'iny kanooo... na hiraina FFPM na atao zafindraony dia mitovy foana ny fihiràna azy... izay no mahatsara ny fanajàna naoty... na hiraina FFPM any Tamatave, na any Fianarantsoa dia mitovy... na hiraina zafindraony any Tsiroanomandidy, na any Ambalavao dia mitovy...
Jereo fotsiny ny Fitiavana rano velona taloha sy ankehitriny
ika:... Eo kosa aloha dia tsy misy itoviany satria na Eric Manana aza tsy manaja solfa fa nanova mihitsy ny fihiràna ilay hira... ny mpiandry faty dia he izany izy hoe mpiandry faty, tsy ny fanajàna naoty no iheverany ny fahatsaran'ny hira eo fa ilay feo mibareoreoka iny mihitsy...
sy ny Any an-danitra any hihiran'i Erick manana sy ny mpiandry faty azy !
49. ikaretsaka
(
21/08/2008 13:47)
Hoy i ika:
Jereo fotsiny ny Fitiavana rano velona taloha sy ankehitriny
... Mitovy foana kosa ny naotin'iny kanooo... na hiraina FFPM na atao zafindraony dia mitovy foana ny fihiràna azy... izay no mahatsara ny fanajàna naoty... na hiraina FFPM any Tamatave, na any Fianarantsoa dia mitovy... na hiraina zafindraony any Tsiroanomandidy, na any Ambalavao dia mitovy...
tsy mitovy ( tsy misy beso ny arrangements taloha) ny tons , ny temps (2/4 ny 1 de 4/4 ny 1) dia samihafa, ny cadences, ny isan'ny notes ao anaty bara a
alaivo ny gitara na ny orga na ny mpiano dia tendreo
momban'i erick manana: manaja solfa tsara i Erick manana ka.. henoy ny ligne voalohany an'io hira io de dechiffreo ny naoty raha tsy mitovy afa tsy ny hoe tsaingohany angaha ny azy rehefa mitendry!
50. prime
(
22/08/2008 12:22)
Tsy azon'Ika ny tiako ambara mikasika ila ohatra ny amin'ny hira 530...
Raha hiraina araka ny fihiràna FFPM hoy aho ka manaja solfezy dia mitovy ny hihirana azy na any Tamatave na any Fianarantsoa...
Raha hiraina zafindraony izy dia mitovy ny fihira azy na any Tsiroanomandidy na any Ambalavao...
Tsy ny fihirana azy araka ny FFPM sy ny zafindraony no lazaiko ho mitovy fa ilay hoe rehefa manaja ny solfezy dia mitovy... rehefa atao zafindraony dia mitovy...

51. ikaretsaka
(
22/08/2008 16:11)
prime an..
raha manaraka solfezy aza hoa samihafa
raha samy manao ave maria an'i bach ..(solfezy complet ary samy mahay ary iny no arahina 100%)
Celtic woman sy i i Bobby Mc ferrin dia efa samihafa
ohatra
http://www.youtube.com/watch?v=sYIIhis6jfI&feature=related
http://www.youtube.com/watch?v=SsTJU27a1uc&feature=related

52. fijo
(
22/08/2008 21:21)
ny hira moa azo atao arakaraky ny hitiavana azy.ka io tsy voatery hitovy.
fa hiverenako ny resaka.efa misy ve le ezaka hampitambatra ny hira na fihirana ffpm???raha efa misy io dia efa tsara aloha izay.fa manjary very ny mpokona mantsy rah asamy maka hoazy eny foana

53. ikaretsaka
(
23/08/2008 17:29)
le izy ra fijo rehefa hifanekena hoe ireto aby ny hira propestanta ohatra dia efa mety a
ny an'ny kato izao misy fihirana hoe ankalazao , hasina, vavaka sy hira, fihirana vaovao,dera....
fa rehefa hoe miara mizotra dia miara mizotra na ao anaty hasina iny na ao anaty ankalazao
ary tsy misy an'iznay hoe mitondra fihirana 20 karazana akory isaky ny hivavaka fa lasa izao (misy aza tsy mitondra) , tsy hay par coeur hoe hira laharana fahafiry iny ao @ page fahafiry , nefa vao miteny hoe hira ataontsika..miara mizotra ...dia hay ny parole, ny feony, ny gadona sns....

54. nofinofy
(
24/08/2008 16:30)
prime:
Tsy azon'Ika ny tiako ambara mikasika ila ohatra ny amin'ny hira 530...
Raha hiraina araka ny fihiràna FFPM hoy aho ka manaja solfezy dia mitovy ny hihirana azy na any Tamatave na any Fianarantsoa...
Raha hiraina zafindraony izy dia mitovy ny fihira azy na any Tsiroanomandidy na any Ambalavao...
Tsy ny fihirana azy araka ny FFPM sy ny zafindraony no lazaiko ho mitovy fa ilay hoe rehefa manaja ny solfezy dia mitovy... rehefa atao zafindraony dia mitovy...
Mandany andro fotsiny ianao ry prime manazava izany aminy, fa tsy fantany akory ny zavatra resahinao, ny fiangonanao tsy fiangonany, ny fiainanao tsy fiainany, ka raha izaho ianao dia tsy miady hevitra aminy, raha tsy rehefa avy mamonjy fotoambavaka mandritra ny iray taona any amin'ny Protestant(propestà no filazany azy, !!!!!!) izy. Izay resaka fandaminampiangonana momba ny hira sy ny fihirana tsy fantany akory.
55. ikaretsaka
(
24/08/2008 17:11)
ka mitovy ve sa tsy mitovy e
ka zay vakinankaratra de propesta ny fiatsoana azy any koo
namonjy tokoa aho fa avy any no niala ry nofinofy an... ary zafikelina pasitera izao no niala tao!

56. nofinofy
(
25/08/2008 16:10)
ikaretsaka:
ka mitovy ve sa tsy mitovy e
ka zay vakinankaratra de propesta ny fiatsoana azy any koo
namonjy tokoa aho fa avy any no niala ry nofinofy an... ary zafikelina pasitera izao no niala tao!
De gaga aho raha ianao no zafikelin'i Pasitera, toa tena fanontaniana no betsaka apetrakao, sa ilay dadabe pasitera tsy norme? sady ianao kou no te hiala, tsy aleo miverina any? angamba rehefa miverina any ianao dia mba miverina manompo ny any vaticon koa ny PROPESTA.
57. ikaretsaka
(
25/08/2008 16:53)
tsy nilamina tao ary nanao fampitahana be aho dia aleoko niala.
ny fanontaniana momban'ireo tsy hitako tsy nety mba ahitako argument azo hihafihana mi defendre azy ange no napetrako e nefa tsy nisy aloha ilay izy mandrak'izao fa defense sans cause fotsiny
dia naleoko niala!

58. prime
(
26/08/2008 07:50)
nofinofy> Misaotra... ekena... aleo ary tsy tohizana...
Ny tena lohahevitra ry fijo (raha tsy diso aho) dia fanasàna ny namana izay tsara sitrapo ataon'i Mandefitra mba hanome na hameno ny hira FFPM amina site iray na maromaro ahafahana mba manamora ny fitadiavana azy ireny...
fijo:... efa iray ny fihiràna FFPM...
fa hiverenako ny resaka.efa misy ve le ezaka hampitambatra ny hira na fihirana ffpm???
Ny tena lohahevitra ry fijo (raha tsy diso aho) dia fanasàna ny namana izay tsara sitrapo ataon'i Mandefitra mba hanome na hameno ny hira FFPM amina site iray na maromaro ahafahana mba manamora ny fitadiavana azy ireny...
60. booboo
(
26/08/2008 15:59)
oudry ! aiza ahoana ? fa inona lé bokina hira fampiasan'ny kristiana protestanta misy soratra hoe " fihirana ffpm " eo @ fonony iny ? dia misy ny vavaka nampianarin'i Tompo sy ny fanekem-pinoana dia misy ny Litania, ny Tsanta sy ny fanoroam-pejy miaraka @ namorona ny hira, misy ny Antema, misy ny Litorjia ( en gl ) sns iny ?