fihirana ffpm

21. ikaretsaka ( 12/08/2008 13:44)
fanamarihina kely
Fa raha ny hira protestanta eto Madagasikara tokoa aloha no heverina ho raisina atao anaty fihiràna ireo hira "chorales" tsy hita pesimpesenina dia angamba mitondra fihiràna tsy latsaky ny 20 isaky ny hivavaka...

Mba lojika hoa

ny Salamo fotsiny dia efa misy 150 mahery, ary @ katolika ireo salamo dia saika vita hira avokoa, ary ny salamo iray aza misy version ana hira 5-6-7!
Ohatra: ny salamo 99: hobio izy tompo ry tany tontolo dia misy lohatenin-kira marobe ( ireto no tadidiko=Amin'ny anaran'i Jesoa, Nanao antsika ho mpisoroma manjaka i Kristy, Teraka ho antsika i Kristy....)
nefa mahagaga fa fihirana 1 ihany no nasiany an'ireo....miampy ireo hira maron'ny litorjia isankarazany. ny Voninahitra anie (Gloria) ohatra misy version efa ho 30, ny Masina (sanctus) efa ho 18....

voaangona ao anaty fihirana 1 aby izany!

sa le fitia tsy te hiray mihitsy no

:-D :-D :-D

dia haka ny an'ny sasany indray sh'hatreo?

Ataovy serieux
22. prime ( 12/08/2008 17:09)
ikaretsaka:
ka anagha ny hita koral ry prime tsy manaja voninahitr'Andriamanitra?

Inona no maha samihafa ny hoe
"derao Jehovah"

sy ny hoe "asandrato ny hozana"??
... Mitovy hevitra aminao aho eto...

Ho an'ny Loteràna hoy aho dia hentitra kokoa ny azy ny asan'io komity mandinika ny hira litorjika io dia aleony aloha hatramin'izao mifantoka tsara amin'ny fihirana FFPM ihany... mazava ary hentitra kokoa ny azy ny fandaminana ny litorjia...

Efa nambarako ao ambony ao fa malalaka kokoa ny an'ny FJKM, manakaiky izay fomba fijery katolika izay saingy ny komity foibe ihany no manapaka izay hira litorjika azo raisina ka tsy anovana ny fihirana FFPM fa anaovana fihirana hafa...
ikaretsaka:
Mba lojika hoa

ny Salamo fotsiny dia efa misy 150 mahery, ary @ katolika ireo salamo dia saika vita hira avokoa, ary ny salamo iray aza misy version ana hira 5-6-7!
Ohatra: ny salamo 99: hobio izy tompo ry tany tontolo dia misy lohatenin-kira marobe ( ireto no tadidiko=Amin'ny anaran'i Jesoa, Nanao antsika ho mpisoroma manjaka i Kristy, Teraka ho antsika i Kristy....)
nefa mahagaga fa fihirana 1 ihany no nasiany an'ireo....miampy ireo hira maron'ny litorjia isankarazany. ny Voninahitra anie (Gloria) ohatra misy version efa ho 30, ny Masina (sanctus) efa ho 18....

voaangona ao anaty fihirana 1 aby izany!

sa le fitia tsy te hiray mihitsy no

dia haka ny an'ny sasany indray sh'hatreo?

Ataovy serieux
... Ka ny fihirana FFPM angaha moa tsy misy izany? misy tsanta ao izay saiky tononkira Salamo avokoa... misy antema... misy faneva... sns

Ny ventin-dresaka anie tsy resaka tononkira ry Ika e... ny komity FFPM rehefa mandinika hira dia mijery ifotony fa tsy ny tonony ihany... mijery ny feo, mijery ny rafitra sy ny filaminana, mijery ny hakantony, mijery ny fahasarotany, mijery ny halaliny, mijery ny aina ao anatiny, mijery ny heriny, mijery ny hafatry ny filazantsara, mijery ny foto-kevitra... sns ary mialoha izany rehetra izany dia mijery ny voninahitr'Andriamanitra ka tsy maimaika avy hatrany hoe : hah! izany misy hira chorales tsara dia ndao ampidirina... :lol:
23. pissoa ( 12/08/2008 18:15)
Sssshhhh

Ny hiran'ny chorales katolika kosa mbola booooobaka be no tsy amin'ny fihirana zany fa aza ... ! Na ny mahazo voalohany amin'ny fifaninanan-kira amin'ny distrika sy diosezy aza raha tsy diso aho mbola tsy vita @ fihirana ho an'ny vahoaka ; nefa heveriko fa matoa lany voalohany amin'ny distrika na diosezy izany ny hira dia tokony araka ny mahakatolika ny voalaza ao ary mba cantabile tsara.

Mba ataovy ao amin'ny fihiranantsika aloha ireny ry Ika vao mivakl amin'ny fihiranan-dry prime fa zaho te hahita an'ireny mafy a,

:-D :-D :-D :-D :-D
24. prime ( 12/08/2008 18:30)
Ary ra-ika mampiresaka fotsiny fa hay ny hira chorales kato tsy ary vita fihiràna aby... :-D
25. cutie ( 12/08/2008 18:34)
26. ikaretsaka ( 12/08/2008 22:50)
pissoa:

Sssshhhh

Ny hiran'ny chorales katolika kosa mbola booooobaka be no tsy amin'ny fihirana zany fa aza ... ! Na ny mahazo voalohany amin'ny fifaninanan-kira amin'ny distrika sy diosezy aza raha tsy diso aho mbola tsy vita @ fihirana ho an'ny vahoaka ; nefa heveriko fa matoa lany voalohany amin'ny distrika na diosezy izany ny hira dia tokony araka ny mahakatolika ny voalaza ao ary mba cantabile tsara.

Mba ataovy ao amin'ny fihiranantsika aloha ireny ry Ika vao mivakl amin'ny fihiranan-dry prime fa zaho te hahita an'ireny mafy a,

:-D :-D :-D :-D :-D

efa eo indrindra isika izao ka...oadray...
hivoaka tsy ho ela ny hasina edition 2009 taoko!
:-D isika tsa miandry 70 taona vao manao fihirana fanampiny ka
27. pissoa ( 13/08/2008 19:20)
Ikaretsaka:
efa eo indrindra isika izao ka...oadray...
hivoaka tsy ho ela ny hasina edition 2009 taoko!
isika tsa miandry 70 taona vao manao fihirana fanampiny ka

Dia firy amin'ny hiran'ny chorales Katolika ao Mada no ho atao ao hono ?

:-D :-D :-D :-D :-D
28. booboo ( 13/08/2008 19:26)
29. ikaretsaka ( 13/08/2008 20:18)
ze naresy t@ diosezy...misy masina malaimbady vaovao ohatra...
maromaro ihany
30. fijo ( 13/08/2008 21:36)
le izy aloha marina fa sarotra tokoa rah aizay hira koraly rehetra dia ampidirina ao anatyfihirana,fa raha efa misy hezaka araka io lazan'ika io kosa,dia tsy hitako izay maharatsy azy.izany hoe mba izay hira mandresy amin'ny fifaninana kosa fa tsy hoe mahay mihira aho,dia ataoko hira koraly iny dia lasa ity e.hitondra valizy hiangona ny hiafaranareo.
31. piozila ( 14/08/2008 11:37)
ikaretsaka:

de tsy handroso mihitsy izany fa dia ny teo ihany no teo? tsy misy zava baovao

Sokafy ny maso sy ny sofina fa manao synoda lehibe izao ny FJKM amin'ity herinandro ity any jangil dago dia efa nandeha ny resaka, fa hisy ny litorjia fiderana(izany hoe resaka fiderana no tena mibahan-toerana ao), ary tsy marina izany tsy mandroso izany, ianao anagamba no tsy mandroso satria litorjia amin'ny teny latinina (izay tsy misy miteny izany intsony) no haverina any amin'ny fotoampivavahana, de hianatra teny latin indray ve? efa nilaozan'ny totrandro io.

32. fijo ( 14/08/2008 21:05)
tsy misy maharatsy ny fahaizan teny latina kosa,na di atsy mahay aza ny tenako.fahalalana io,ka tsy ratsy mihintsy ny mahay zavatra.
33. ikaretsaka ( 15/08/2008 03:42)
izaho vao saika hiteny...
tsy zaranao aza mitombo ny fahaizana sy ny fahalalana sy ny talenta?
34. pissoa ( 15/08/2008 18:00)
Ika : ary ny hiran'ny tsy nandresy nefa araka ny maha-katolika ary azo hiraina tsara rahoviana no ho hita ao amin'ny fihirana ? :-D :-D :-D :-D :-D

Raha "ezaka" izany no tadiavinareo dia heveriko fa ny ezaka no tokony resahina fa tsy ny fampitahana (lava) amin'ny Katolika no mahamaika.

Raha tadiavina hitovy amin'ny Katolika daholo kosa izao fiangonana rehetra izao dia somary mampihomehy ihany ... :-D :-D :-D

35. ikaretsaka ( 15/08/2008 23:12)
amiko manokana ry pissoa rehefa nindrana ihany ry zareo sy nanao an'io katolika io ho point de reference
ary ilaina foana io manao refer io hjijerena ny position sy ny situation fa manjary mandeha ao anaty void
na mi naviguer aza ianao dia tsy maintsy mandeha foana ny hoe aiza ho aiza no misy aho na inona no vitako "par rapport @ "

Raha tadiavina hitovy amin'ny Katolika daholo kosa izao fiangonana rehetra izao dia somary mampihomehy ihany ...

satria nahoana?
i Jesoa aza niteny hoe mba ho iray ihany izy abiaby!

36. pissoa ( 16/08/2008 13:38)
:-D :-D :-D :-D :-D

Ny ezaka amin'ny fiainam-pinoana, amiko manokana dia tsy ny namanao no hifaninananao fa ny tsara vitanao omaly.

Ny zavatra lazain'i Ikaretsaka eto dia tsy fanaovana ny Katolika hoe point de reference fotsiny, fa fitsarana avy hatrany ny tsy mitovy amin'ny Katolika hoe tsy organize. Amiko manokana, raha te hanampy ny mpino Protestanta dia azo atao tsara ny manoro hevitra azy hoe mba raiketo amin'ny fihirana ny hira araka ny mahaKristianina sns ... fa tsy mila mitsabaka amin'ny raharaha-tokatranony amin'ny ara-bola sns.

Filazan'i Ikaretsaka hatrany ny hoe mba fantaro aloha izay ataon'ny olona. Nefa tamin'ny dinika tato ho ato dia taratra hoe tsy rarahin'i Ikaretsaka akory izay rafitra misy ao amin'ny fiangonanan'ny hafa, fa teren'i Ikaretsaka hitovy tsotra izao ny pasitera sy ny tsy pasitera sns (Imposern'i Ikaretsaka amin'ny fiangonan'olona ny rafitra Katolika) ! Tsy rarahin'i Ikaretsaka akory inona avy moa izany fiangonana Protestanta izany, fa terana fotsiny hoe rehefa tsy katolika dia mitovy daholo (Fitsarana black and white) ! Tsy fantatry Ikaretsaka akory izay fandehan'ny fitatanam-bolan'ny fiangonana hafa, heveriko fa manana ny heviny izy ireo hoe izao no handaniana vola bebe kokoa sns ...
Fehiny : toa tsy misy fandinihana na dia epsilon aza fa dia conclusion miderapy no mahamaika hoe misy saosy ireo fa tsy organize. C'est pas trop catholique.

The hardest thing about doing business is minding your own ;) Mihatra aminao tsara io teninao io eto. Azonao averina amiko koa raha toa ka manahirana anao ny soratro, fa horaisiko an-tanan-droa.

Azon'ny mpandrindra fafana ity soratro ity raha mandika lalana na HS.
37. cutie ( 16/08/2008 14:22)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
38. ikaretsaka ( 16/08/2008 16:22)

tsy izaho ry pissoa no nanery fa ry zareo no te hitovy hoe samby kristianina ihany e..wawawa eeee..

ataoko fanoharana tsotsotra aza ilay izy
eny, samy mahatafy ny pataloha sy ny lobaka fa tsy hoe rehefa lobaka dia aza mindrana ny toetran'ny pataloha e...

ato nefa betsaka ny lobaka te ho pataloha sy manao ny tenany ho pataloha
dia izay no mahatonga ahy hoe raha te ho pataloha ianareo dia izao no atao fa tsy zao satria izao ny pataloha, retaille0 mihitsy aloha na tanteso ny zao sy zao ary hajao....

dia ovay katolika sy protestant @ izay le fanoharana

39. prime ( 18/08/2008 12:13)
Fa na izany na tsy izany aza, ny fihiràna FFPM dia mbola maro no tsy mahay azy... na ny FJKM io na ny Loteràna...

HS aho eto, ary i pissoa hitako tena misokatra tsara ny fomba fandinihany zavatra ka afaka mijery lavitra ny zava-misy ary afaka milaza hevitra mitombina tsara... =D>
40. Mandefitra ( 18/08/2008 13:03)
Prime:
Fa na izany na tsy izany aza, ny fihiràna FFPM dia mbola maro no tsy mahay azy... na ny FJKM io na ny Loteràna...

Zany aloha dia marina.
800 mahery ny hira ao, fa ngamba ny ampahatelony no hay.
Betsaka zao ohatra no tsy mahay ny hira :
424 tsaroako dia tsaroako, 367 (?) Ry zanako mania, ny 474 Jesosy o Ianao no faleha mba hankanesana @ Ray ...
Nefa tsara na ny tonony na ny feony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1419