Fihin-tananao
1. keman
(
04/08/2008 10:34)
2. ainaheri
(
05/08/2008 05:33)
D fihino mafy ao ny
Bold text zany ee :roll::lol:
3. sarobidy
(
05/08/2008 10:19)
Hiran'i Tovo j'hay io tiany hotenenina io. Misy hoe fihin-tananao ny tonony fa tsy izay no lohateniny raha tsy diso aho. Ă–try ny hoe "Anjelinao" sa tsy haiko e! tsy tadidiko tsara :roll:
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 1.2978