Iza kay izany Ravorondolo!

1. jbin ( 04/08/2008 06:49)
Nisy accident teny ambohipo ny asabotsy teo. Gaga ty rangahy iray fa ze joba avy nahita le accident de mitomany daholo no mikiakiaka hoe maty ravorondolo e, vehivavy zany efa tsy latsaky ny dimampolo. Gaga lery hoe de iza loatra ary zao lehilahy itomanian'ny joba izao. De mba nitazana i lery, nahatsiravina aloha le accident fa ny zavatra nanintona ny mason i lery voalohany de ny katalan ity ranamana fa tena glady no lavabe no mbola nihenjana rahateo, ouwaaooou ! dadany koa izany hoy nedala.

Raha tonga tany an-trano izy de niteny tamin'ny ramatoa vadiny hoe nisy accident r'ise tetsy amin'ny arretn'ny bus androany.
Hay ve hoy ramatoa tsy rototra akory.
De hoy ihany rangahy nanohy hoe fa ny tena nahavariana ahy r'ise de ny katalan ilay rangahy, fa de tena raha kely izay de eo ho eo amin'ny 26 cm eo ho eo no sady tena ngeza be.
Taitra be ramatoa raha vao naheno an'io no sady nikiakiaka hoe : " MATY RAVORONDOLO E ! MATY RAVORONDOLO EEEEE !!! " =)) =)) =)) =))
novalian'i SHOAN ny 04/08/2008 21:27
2. endrika01 ( 04/08/2008 12:49)
De mbola tsy kôpy foana ve le ra lhl variana :-D:-D:-D
3. ainaheri ( 04/08/2008 13:06)
Ary nanafika mitsy ravorondolo zany nanararaotra ity turbo-ny an :-D :-D :-D :-D
4. SHOAN ( 04/08/2008 21:27)
ravorondolo dia vadin'i rasoety ! hihiiihi (hibou / chouette)
hiihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0857