Avy amin ny Ray ihany no hahazoana zo-pirenena Malagasy
22. yonikafopl
(
10/08/2008 09:28)
fahamarinana hihiih ny akoho to tsy afaka miova nationalité zany, fa na akoho borbonezy aza izy no monina any Dago de tsy ho lasa akoho gasy mintsy fa akoho borbonezy foana :wink: :-D :-D :-D
24. ni81
(
10/08/2008 09:45)
fahamarinana hihiih ny akoho to tsy afaka miova nationalité zany, fa na akoho borbonezy aza izy no monina any Dago de tsy ho lasa akoho gasy mintsy fa akoho borbonezy foanaary ny akoholahy fatàka? :lol: :lol:
25. yonikafopl
(
10/08/2008 13:49)
faha...... :wink:
ni81 ny akoholahy fataka akia tsy nationalité fa anarany amin'ny maha mpanao fanatanjahantena azy a, otran'ny we karateka, sy ny judoka, kick boxeur ... :-P :-D :-D
ni81 ny akoholahy fataka akia tsy nationalité fa anarany amin'ny maha mpanao fanatanjahantena azy a, otran'ny we karateka, sy ny judoka, kick boxeur ... :-P :-D :-D
26. ni81
(
10/08/2008 14:46)
ni81 ny akoholahy fataka akia tsy nationalité fa anarany amin'ny maha mpanao fanatanjahantena azy a, otran'ny we karateka, sy ny judoka, kick boxeur ...:lol: :lol:
27. SHOAN
(
11/08/2008 13:26)
mamerina eto ndray aho hoe tsy marina izany
efa nazavaiko tao amin'ilay dinika iray io
hozizy aho hoe Arakaraky ny fomba fikarakaranao azy ihany io
Ny rahavaviko gasy, ny vadiny vazaha , tena fotsy bobo sady beau gosse fa tsy tsy vazaha taratasy, nokarakarainy ny papiers anjanany dia gasy ny zanany
manana zom-pirenena malagasy
ka dia mbola avériko eto fa ça dépend des cas, ary ça dépend ny fomba fikarakaranao azy
fa tsy marina ilay tonga dia hoe " ...fa ny zaza ateraky ny reny Malagasy ary Ray tsy Malagasy dia tsy mahazo zo-pirenena Malagasy. Mila hoe Malagasy ilay Ray niteraka fara-faharatsiny na ny Ray sy Reny miaraka..." nolazainao

Bola:
Namaly dinika aho no nahatsiaro tokoa fa ny zaza ateraky ny reny Malagasy ary Ray tsy Malagasy dia tsy mahazo zo-pirenena Malagasy. Mila hoe Malagasy ilay Ray niteraka fara-faharatsiny na ny Ray sy Reny miaraka...
Tsy hitanareo hafahafa ve izany sa misy afaka manazava hoe inona no nahatonga io lalana io satria tsy tokony ho ny reny miteraka aza ve no mamindra ilay zo-pirenena ho an janany...Betsaka ny olona fantatro no io lalana io dia tsy malagasy taratasy ilay zaza nefa dia mitondra ra Malagasy izao...
HS kely: zo-pirenena sa zom-pirenena no fanoratana azy satria zo ny fototeny kanefa misy p avy eo...Misaotra betsaka!
29. xxx
(
11/08/2008 14:42)
SHOAN:
Ny rahavaviko gasy, ny vadiny vazaha , tena fotsy bobo sady b eau gosse fa tsy tsy vazaha taratasy
Ny lalana iray ihany ho any rehetra sa ahoana.Ary ny nahazoanilay zanadravavinao taratasy gasy dia io nosoratanao io: tsy vazaha taratasy ilay vadiny. Ka raha gasy taratasy ilay rangahy dia mazava ho azy ilay zaza raha hahazo zompirenena malagasy koa e! :D izay ilay hoe rehefa gasy ilay dada (na ra na taratasy fotsiny dia mahazo zo gasy ny zaza, toy ny hoe raha misy taratasy frantsay ianao io na dia gasy ra aza dia afaka manome zo frantsay ho any zanakao! :D )