hafata miafina ambadikiny hira : SUBLIMINAL

21. ni81 ( 01/08/2008 07:28)
ié. fa na mahery aza satana, ny herin'Andriamanitra ao amin'ny Jesosy Kristy kosa dia mahery lavitra sy ambony lavitr'izany. Jesus Christ a vaincu satan à la croix
zay mihitsy no tena tiako ambara t@ ilay hoe voafetra ny heriny satria manana fiarovana ny mpino dia i J.C.
22. fahamarinana ( 01/08/2008 08:06)
:arrow: dia mitovy zany ny tianareo 2 ambara ... :) (l)
23. Koditra ( 01/08/2008 15:48)
1- Za alo raha vao irahina hoe Jereo eto d kamo anokatra an'iny e.
2- Vao nijery an'ilay hevitra a dia tonga dia nihivingivina nanao NON ny lohako, ny Artiste gasy no fantatro, ekena hoe misy ny artiste malagasy mety hoe mifoka zavamahadomelina na misotro fa tsy azo itsaràna azy kosa izany hoe resaka pact sy hafatra devoly fa filinina miainga. Matoa manao pact @ devoly mantsy ny olona iray dia misy takalony eo, ny fanontaniana dia ny hoe inona no zvtra tsy maintsy ilain'ny artiste @ maha artiste azy @ satana? Sao dia tsy marina ?
24. cutie ( 01/08/2008 19:53)
ni81 [ Valio ] 01-08-2008 09:01:16
Lohateny : Re : hafata miafina ambadikiny hira : SUBLIMINAL
Voalaza teo :
ka efa we tsy misy zany satana zany
Ho an'ny olona mpino izy dia misy fa voafetra ny heriny.

in ny dikan'ny we mpino sa xtiana no dikan''zany?
25. cutie ( 01/08/2008 19:54)
ikaretsaka [ Valio ] 01-08-2008 02:36:43
Lohateny : Re : hafata miafina ambadikiny hira : SUBLIMINAL
sao tsy tana no misy fa ny sao tana efa may any @ afobe e

in koa zao no dikan'zany :-D
26. fijo ( 01/08/2008 21:04)
bibi an,ka rah avao mandroaka le devoly ato amiko ianareo dia iny aho n lasa miaraka amin'ny 10% ny harena e.
27. cutie ( 01/08/2008 23:13)
28. niryna ( 03/08/2008 04:51)
ni81:

ié. fa na mahery aza satana, ny herin'Andriamanitra ao amin'ny Jesosy Kristy kosa dia mahery lavitra sy ambony lavitr'izany. Jesus Christ a vaincu satan à la croix
zay mihitsy no tena tiako ambara t@ ilay hoe voafetra ny heriny satria manana fiarovana ny mpino dia i J.C.


misaotra bichette sy ni81 an
29. prime ( 05/08/2008 12:17)
Toa tsy zava-baovao loatra ny momba ireo olo-malaza eran-tany nahavita fenekena tamin'i Satana... na ireo noheverina ho nanam-pahendrena sy fahalalàna fahiny aza (na artista, na mpanao politika, na mpitondra fivavahana, na manam-pahaizana, na olon-kendry...) dia tsy vitsy no nanao pakta...

Ary na ao amin'ny baiboly aza dia maro dia maro no olona nanana ny nahaizy azy saingy voafitaka avokoa... eny fa na tamin'ireo taranaka voafidy aza...

Amin'ny Malagasy dia tsy vitsy ihany koa saingy tsy mendrika loatra ny itanisana izany etoana...
30. fijo ( 06/08/2008 21:08)
aza minomino foana ry zalahy fa tssssss,hanao ndremanjato koa ve nareo e????

cutie an,ndao fa efa aty ny 10% ny fananan'ny rehetra e
31. cutie ( 07/08/2008 14:31)
ho aiza e :-D
32. prime ( 08/08/2008 10:58)
fijo> tsy finoanoam-poana na anganoangano ny fisian'i Satàna fa tena izy...
33. fijo ( 08/08/2008 21:50)
tsssss aoka letsy ry prime an,tena ao an tsain aio fa tsy ety ivelany.

cutie an hoany am paradisan tany ka.
34. lagoon ( 14/08/2008 11:14)
xxx,

Tsara tokoa raha tonga @ izao resaka izao.Io ange ilay resaka Nouvel Ordre Mondial netiko teto fa ny sasany moa dia tena mafy loha sady intolérant @ ady hevitra.
Ity koa mba jereo.

http://www.dailymotion.com/bookmarks/Rim-Kdu78/video/x3v7ez_secrets-occultes-de-jay-z-kanye-wes_politics
35. cutie ( 14/08/2008 14:01)
32. Mpandefa : fijo [ Valio ] 08-08-2008 23:50:28
Lohateny : Re : hafata miafina ambadikiny hira : SUBLIMINAL
tsssss aoka letsy ry prime an,tena ao an tsain aio fa tsy ety ivelany

ie :-D
36. fijo ( 14/08/2008 21:13)
ka terena foan ilay izy hisy ety ivelany
37. ikaretsaka ( 16/08/2008 01:53)
prime:

fijo> tsy finoanoam-poana na anganoangano ny fisian'i Satàna fa tena izy...



dia inona no inoan'i prime sy hanaovana credo ary? i Satana sa Andriamanitra???
toa raha izao resakao izoa manko dia toa i satana no inoanao kokoa!
38. prime ( 18/08/2008 11:34)
ikaretsaka> Ianao moa ilay tsy mino ny fisiany? :lol:

Izaho mino ny fisian'i Satàna ary efa miady aminy isanandro... fahavalo resy io ra-Ika amin'ny anaran'i Jesosy...

Ianao moa ilay tsy miady aminy sady tsy mila miady aminy fa mamela azy hipetraka tsara? aoka lehiretsy a...

fijo> Hajaiko ny hevitrao satria ianao rahateo tsy mino...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0562