ramilison besigara

1. ratonga ( 31/07/2008 11:13)
http://www.dailymotion.com/related/x4yiry/video/x5fl73_hianatra-sa-hanambady-ramilison-bes_music fa mlay ny hira gasy an!! :wink:
2. ni81 ( 31/07/2008 11:20)
ka inona @ ireo voalaza no hevitrao? :lol: :lol:
3. booboo ( 31/07/2008 11:50)
Merci Ratonga a ! hihihihihi milay beeeeeeeeeeeee marina
4. ratonga ( 31/07/2008 13:08)
ni81:

ka inona @ ireo voalaza no hevitrao? :lol: :lol:

http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/x68x1s_mahaleo-kala-ratsy-ty_music :-D :-D :-D
5. cutie ( 31/07/2008 14:05)
za mbola mihaino rvg alou :)
6. cutie ( 31/07/2008 14:39)
milay kosa fa zay vo henoko:)
7. ni81 ( 31/07/2008 16:34)
Tsy misy fisaorana t@ ilay hira ratonga a! :-D :-D :-D :-D
8. ainaheri ( 31/07/2008 18:15)
Tena tonga aty mitsiny ny tiany lazainy klé hihi Saotra eee
9. ratonga ( 31/07/2008 21:02)
bien arrivée vé :°) :-D
10. ikaretsaka ( 01/08/2008 05:18)
ay moa tambanivohitra ka de hira gasy ro nohenona fahitry eeee
11. ratonga ( 01/08/2008 06:36)
zay mintsy reny no mba fantatra tsinona ko!! :°) :-D :-D
in aloa ny dikan'lé wé fahitry eeee :roll:
12. ari.malala ( 01/08/2008 08:18)
otran ratonga zan le ranga b :^) :-P
13. ratonga ( 01/08/2008 08:38)
:-D :-D otran'i ngà radona vé =)) =)) http://www.dailymotion.com/related/x5fl73_hianatra-sa-hanambady-ramilison-bes_music/video/x56nko_hira-gasy-milay-be-ramilison-besiga_music :-D
14. ratonga ( 01/08/2008 08:43)
ndana makany @ dany apio izy anefy vlany :-D :-D :-D
15. ratonga ( 01/08/2008 08:57)
zao ko zah dé andé amonjy an'i .... bé =)) =)) =))
16. ari.malala ( 06/08/2008 08:47)
ratonga, le "milay be" v =)) =)) =)) =)) =))
17. ratonga ( 06/08/2008 12:19)
:-D :-D :-D
18. ikaretsaka ( 06/08/2008 17:13)
ratonga:

zay mintsy reny no mba fantatra tsinona ko!! :°) :-D :-D
in aloa ny dikan'lé wé fahitry eeee :roll:


fahiny to dekan'ny fahitry shefa hatrany aminay any antanana any!
ay le mpanao "lankideposy" ny lampe de poche sy "daundege" ny Tondeuse e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0737