dinika fiiavana madio
1. Kapistra
(
29/07/2008 10:33)
Ity 'zany mba misy torohevitra kely ho an'ny mpifankatia e!
Natao hoan'ny lehilahy izay mikasa ny hanambady ihany ity a!.
Raha tianao hisaintsaina anao izany ilay olon-tianao dia;rehefa mihaona 'zany ianareo roa dia tsy horohana eo amin'ny vavany izy fa eo amin'ny saokany e!
tena misy lanjany io a! mihoatra @ ilay orokabe ny vazaha ireny.
Raha tianao indray izy ny ho ngômangôma aminao a!,dia rehefa miaraka ianareo any anaty bus oh:dia tazomy ny tanany,ataovy malefadefaka ny fitazona azy,
tena hanembona anao foana izy.
Raha tianao indray izy ny hanofy anao a!dia ny ankihibe tanany no safosafoina malefadefaka,ny alina ihany tonga dia manofy anao iny .
Fa raha tianao indray ny tsy hisaraka aminy ,ataovy massage kely izy rehefa 'lay valabalaka iny,ary lelafo avy any ambany mankany ambony ny lamosiny.tena tsy misaraka aminao intsony io.
Tandremo anefa sao ilay sipa efa nahita fiainana be ireny no ataonao io,fa na lelafinao madio hatramin'ny tsikokony aza ,firany* fôna ianao.
izay ary fa dia bonne chance e!
ilazao ihany aho rehefa tonga ilay andro.
dikan-teny
ngômangôma=manembona na malahelohelo matsiarotsiaro.
firany=hisarahany

novalian'i fahamarinana ny 31/07/2008 17:19
2. Kapistra
(
29/07/2008 10:39)
Ary toa tena lasa anankiroa 'lay dinika,sady nisy diso tsipelina.
Dinika fitiavana madio ilay izy fa azafady indrindra.

3. Kapistra
(
29/07/2008 10:52)
Ary lasa nitombo iray indray ilay izy.Tena tsy azoko,tsy mba azo fafaina ve io ry admin,fa lasa marobe.
4. Kapistra
(
29/07/2008 10:54)
Ary toa tena lasa anankiroa 'lay dinika,sady nisy diso tsipelina.
Dinika fitiavana madio ilay izy fa azafady indrindra.
Dinika fitiavana madio ilay izy fa azafady indrindra.
6. RATOVOARY
(
29/07/2008 11:40)
Tsy mba niverina in-2 intsony fa tena in-3 be zao. Mbola nanonofy an-drasipa nga nareo no niverimberina ity dinika?
7. ainaheri
(
29/07/2008 12:01)
Lasa in-3 aza ra kapistra aa,madity beuuu ngamba ny voalavonareo refa manindry alefaso d lasa betraka beuuuu :-D :-D :-D :-D , :-$ Ndrai² ny milina ato no manondrana :-P
8. diamondra27
(
29/07/2008 12:27)
ainaheri hahaha
mba omeo massage any hono za ry ainaheri a , atomboka am le tongotra aloha, lol be koa le zalah io an

9. diamondra27
(
29/07/2008 12:28)
lety koa leisy tsss
de ho anle efa nahita fiainana zany de atao ahoana? tsy mila massage tsony ve
hitako we tsy miady ihany zany kozy nareo zany
sa efa voafitra tany razoky aloha

10. Kapistra
(
29/07/2008 14:17)
tsy natao hoa anareo intsony io torohevitra io ry diamns a!
Tsy mila massage intsony e!,fa ny hoe hitsakitsao ao amin'ny lamosiko fa vizaka aho.
Natao ho an'ny ol vao hiditra @ fitiavana io.
Ny anareo efa fanembonana ny lasa sisa e!
Ity ny blog ny diamns sy ny lasany.
http://diamondra27.skyrock.com/
Ntsôoo tamin'izay fahiny an!
bandy mpamitaka no betsaka.Raha izao aho no mba sipakely a!
.........................
Le bohneur,viendra.Diamns27

11. RATOVOARY
(
29/07/2008 14:33)
Kapistra> Ngamba tsy de tena torohevitra mahasoa le izy fa torohevitra mahasosotra
12. Kapistra
(
29/07/2008 14:40)
Ratovoary>
'zany aloha mety ho marina e!
Mety ho mahasosotra ny sasany angamba fa mahasoa ny sasany.
Ary sao dia hoe tsy tafiditra ao anatiny ianareo satria efa nahita fiainana dia lazaina fa mahasosotra.
Inona ilay hoe mahasosotra,mba asio fanazavana e!
Avereno aty ary ilay izy rehefa mahasosotra e!

13. ainaheri
(
29/07/2008 14:44)
diamondra27:
ainaheri hahaha
mba omeo massage any hono za ry ainaheri a , atomboka am le tongotra aloha, lol be koa le zalah io an
D miafara @ aiza refaveo hihihi? Lay massage io an,sao misy mieritreritra oe hifamaly zay diam's :roll::-D:lol:
14. fahamarinana
(
30/07/2008 09:38)
:arrow: diam's :ahoana ndray zany fanembonana ny lasa lazain'ny kapistra zany ? sady lasa star be ndry am lay blog ,aoka fontsiny an... (l)
15. RATOVOARY
(
30/07/2008 12:53)
Ity 'zany mba misy torohevitra kely ho an'ny mpifankatia e!
Natao hoan'ny lehilahy izay mikasa ny hanambady ihany ity a!.
Raha tianao hisaintsaina anao izany ilay olon-tianao dia;rehefa mihaona 'zany ianareo roa dia tsy horohana eo amin'ny vavany izy fa eo amin'ny saokany e!
tena misy lanjany io a! mihoatra @ ilay orokabe ny vazaha ireny.
Raha tianao indray izy ny ho ngômangôma aminao a!,dia rehefa miaraka ianareo any anaty bus oh:dia tazomy ny tanany,ataovy malefadefaka ny fitazona azy,
tena hanembona anao foana izy.
Raha tianao indray izy ny hanofy anao a!dia ny ankihibe tanany no safosafoina malefadefaka,ny alina ihany tonga dia manofy anao iny .
Fa raha tianao indray ny tsy hisaraka aminy ,ataovy massage kely izy rehefa 'lay valabalaka iny,ary lelafo avy any ambany mankany ambony ny lamosiny.tena tsy misaraka aminao intsony io.
Tandremo anefa sao ilay sipa efa nahita fiainana be ireny no ataonao io,fa na lelafinao madio hatramin'ny tsikokony aza ,firany* fôna ianao.
izay ary fa dia bonne chance e!
ilazao ihany aho rehefa tonga ilay andro.
Iza tamin'ireo no efa anmpiarin'i Kapistra?
Ary sao dia hoe tsy tafiditra ao anatiny ianareo satria efa nahita fiainana dia lazaina fa mahasosotra.
Inona ilay hoe mahasosotra,mba asio fanazavana e!
Avereno aty ary ilay izy rehefa mahasosotra e!
Ny fiainana de toy ny lalao ngeza hoy ilay olo-malaza iray izay ka angamba tsy nisy ny tena nahita fa mbola eo andalan'ny andram-piainana daholo.
16. diamondra27
(
30/07/2008 13:57)
fahamarinana:
:arrow: diam's :ahoana ndray zany fanembonana ny lasa lazain'ny kapistra zany ? sady lasa star be ndry am lay blog ,aoka fontsiny an... (l)
-----------------------
lol be le kapistra akia fa angah hono ny fiainako no tsy maintsy tantaraina amin'ny blogy ? Fa tsy we mba zavatra zaraina ve no atao hoe: blogy e?
Miandry ny akoho haniry nify eo akia i kapistra io raha izay hoe: tena fiainako no tiany hita ao a.
:-D :-D :-D
f'angah raha maka sary am kazo boisson star akia de lasa star :oops: :oops: :oops: :-D :-D :-D :-D
17. diamondra27
(
30/07/2008 13:58)
RATOVOARY:
Kapistra> Ngamba tsy de tena torohevitra mahasoa le izy fa torohevitra mahasosotra
-----------------------
sady ho an'ny lehilahy hanambady ihany fa tsy ho an'ny vehivavy hono eeeeee
18. Kapistra
(
30/07/2008 18:41)
Ratovoary>
aiza ary 'lay fanazavana hoe mahososotra e,toa fanontaniana ndray no valiny.
hazavao tsara fa tsy mazava.
Rehefa zavatra niananao dia efa hitanao 'zany.Fa tsy hoe handramanao indray.
Ny ol niaina tamin'ny fitiavana feno fitaka dia lazaina hoe nahita ny fiainampitiavana.Tsy hanandrana izany intsony izy rehefa nanambady .
Lasa resaka lavabe raha hitarina,fa tsy izay mantsy no tena foto'dresaka
aiza ary 'lay fanazavana hoe mahososotra e,toa fanontaniana ndray no valiny.
Ny fiainana de toy ny lalao ngeza hoy ilay olo-malaza iray izay ka angamba tsy nisy ny tena nahita fa mbola eo andalan'ny andram-piainana daholo.
hazavao tsara fa tsy mazava.
Rehefa zavatra niananao dia efa hitanao 'zany.Fa tsy hoe handramanao indray.
Ny ol niaina tamin'ny fitiavana feno fitaka dia lazaina hoe nahita ny fiainampitiavana.Tsy hanandrana izany intsony izy rehefa nanambady .
Lasa resaka lavabe raha hitarina,fa tsy izay mantsy no tena foto'dresaka
19. fahamarinana
(
31/07/2008 17:19)
diam's:
f'angah raha maka sary am kazo boisson star akia de lasa star
:arrow: :-D tsy ratsy ndray iny,voandry ndray za tamin'ilay jeu de mot an....... (l)