Mama nirina
21. diamondra27
(
31/07/2008 22:13)
fahamarinana: ahan,
iza daholo ny neny fantanareo na efa renareo fa nisy
ny ahy neny lava: nisy resaka teto io ary teto no namantarako we ni existe zany
neni Fara ao ankadifotsy zany zao mbola amperinasa
nenibe efa maty
Mama nirina : amperinasa
neny mandende aty europe france, espagne sns...

22. diamondra27
(
31/07/2008 22:22)
teto izany ny ressource hitanao io ve ry entomitohi
http://madatsara.com/flux-rss-fils-rss-presses-quotidien-information-malgache-madagascar-gazety-news-vaovao/detail,15163/mama-nirina-manasitrana-amin-ny-tanana-sy-maso.html
http://www.les-nouvelles.com/taratra/default.php?file=article&mode=detail2&id=15731 io angamba akia izany gazety hitandry zany ry akamatiana a

23. ikaretsaka
(
01/08/2008 00:29)
dia ahoana le ranenitoa le mpam's ireny... fanajana azxy ve le izy eto :-D
24. fahamarinana
(
01/08/2008 07:56)
:arrow: merci diam's tam ilay liens... :-*
ika : :-D raha tsy ika ve ahita an'izay ??
:arrow: ny efa henoko dia nenilava ,ny efa hitako sy nitafa tamiko dia neny Rabea Harilala.... (l)

diam's:
iza daholo ny neny fantanareo na efa renareo fa nisy
:arrow: ny efa henoko dia nenilava ,ny efa hitako sy nitafa tamiko dia neny Rabea Harilala.... (l)
25. diamondra27
(
01/08/2008 11:55)
fahamarinanan : de ambarao anay we maninona io Neny Rabe Harilala io
26. fahamarinana
(
01/08/2008 12:27)
:arrow: Mama Rabe Harilala ve ? : mbola tantara lava be raha ho atao eto :ny tena nanintona ahy taminy dia ilay olona mihintsy aloha :malefaka be,tsara fanahy,mananatra tsy antery,manazava,fantany fa mbola mihazohazo aho dia voazavany ny saiko.Ny tantarany indray dia sahala ireny RAR-ny lehibe ireny e :nantsoin'ny Jesosy dia naveriny .Mbola hikaroka ny note aho dia iverenanko eto ndray....Raha misy mafiloha sy be saina (tsy hay na ratsy na tsara aloha ) dia za fa resy lahatra aho ,ny antony tsy haiko,ny tantarany efa taty aoriana vao henoko fa ny fitiavana ao aminy no nahafinaritra ahy dia ny fomba nitaritany ahy hianatra ny Soratra Masina....,sarotra ny hanazavana azy fa izay raha fitinina amin'ny fahaizan'ny fahamarinana mamintina azy !!!
Ny tena faniriko dia ny ho any amin'izany maropaika misy azy izany..hiara-hiasa aminy na fotoana kely monja aza..ny tahotra koa moa etsy andaniny hoe ho vitako ve zany hanampy izany satria ny any tsy toa ny aty ka vitan'ny hoe roahy ny devoly fa tantara hafa mihintsy,mitaky finoana,fahavononana sy vavaka ary tsy faharerahana satria betsaka no tsaboina...mbola Asa goavana be ka tsy vitan'ny vava fontsiny ihany e.. (l) .

27. diamondra27
(
01/08/2008 14:21)
fahamarinana: misaotra nizara ary miandry ny tohiny.
Marina fa tsy moramora vao tonga amin'izany tanjona izany fa dia mahareta hatramin'ny farany , ary mivavaha mandrakariva mba hahazo hery sy tsy ho lavo eny am-pandehanana eny.
Mety hihaona eny amin'ny rahon'ny lanitra ihany isika raha izany. :-* :-*
fa aiza zany maropaika izany

28. fahamarinana
(
01/08/2008 18:03)
:arrow: araka ny fanazavana tsotsotra azoko dia any akaikin'ny ihosy any ary tsy misy taxi-brousse fa na atao tongotra na atao 4x4 nefa za tsa manana....
Enga anie akia hihaona tokoa... :-* (l)
Enga anie akia hihaona tokoa... :-* (l)
29. diamondra27
(
01/08/2008 18:57)
fahamarinana: jereo akia le dailymotion nomeko andry ireny fa mety amin'ireny toerana ireny ilay izy a.
sa any manolotrony ireny?
sa any manolotrony ireny?
30. fahamarinana
(
01/08/2008 20:53)
:arrow: ngaha misy haiko hoe aiza sy aiza daholo ireny toby ireny ? mbola tsy nisy nalehako na iray aza anie akia e fa faniriana moa ny ahy fa Andriamanitra no mandahatra..Mbola ho avy ilay andro e . :)
31. fijo
(
01/08/2008 21:21)
ika an,le ranenitoa,dia tena nampiasaina mihintsy satria ny "nenitoa"matetika rehefa tsy eo ny "neny"dia olona tena maniratsira sy masiaka be amin'ny zanaky ny havany.
aleon'ny ankizy matetik adadatoa toa izay nenitoa noho io sikany io.
izay no nametahana ny "mpams" hoe nenitoa.satria havana nefa mamorika

32. fahamarinana
(
02/08/2008 09:33)
:arrow: fijo :serieux ve ? nenitoa kely loha koa zany kah...mampalahelo..aleoko ndray antsoina tantine zany kouh...(l)
33. niryna
(
03/08/2008 04:28)
fahamarinana:
:arrow: Mama Rabe Harilala ve ? : mbola tantara lava be raha ho atao eto :ny tena nanintona ahy taminy dia ilay olona mihintsy aloha :malefaka be,tsara fanahy,mananatra tsy antery,manazava,fantany fa mbola mihazohazo aho dia voazavany ny saiko.Ny tantarany indray dia sahala ireny RAR-ny lehibe ireny e :nantsoin'ny Jesosy dia naveriny .Mbola hikaroka ny note aho dia iverenanko eto ndray....Raha misy mafiloha sy be saina (tsy hay na ratsy na tsara aloha ) dia za fa resy lahatra aho ,ny antony tsy haiko,ny tantarany efa taty aoriana vao henoko fa ny fitiavana ao aminy no nahafinaritra ahy dia ny fomba nitaritany ahy hianatra ny Soratra Masina....,sarotra ny hanazavana azy fa izay raha fitinina amin'ny fahaizan'ny fahamarinana mamintina azy !!!
Ny tena faniriko dia ny ho any amin'izany maropaika misy azy izany..hiara-hiasa aminy na fotoana kely monja aza..ny tahotra koa moa etsy andaniny hoe ho vitako ve zany hanampy izany satria ny any tsy toa ny aty ka vitan'ny hoe roahy ny devoly fa tantara hafa mihintsy,mitaky finoana,fahavononana sy vavaka ary tsy faharerahana satria betsaka no tsaboina...mbola Asa goavana be ka tsy vitan'ny vava fontsiny ihany e.. (l) .
misaotra aky fahamarinana nizara .Tsy misy mahafinaritra ny mizara ny fahasoavana ho an'ny hafa ary mivavaha mandrakariva fa Izy no mahafantatra ny hetaheta ao am-ponao ary fantany koa ny talentanao dia iny no ampiasainy aminao.
mahereza fa tsy mora ny manaraka an' i kristy kanefa rehefa tena mifikitra aminy tokoa isika dia ataony tanteraka sy lavorary izay irian'ny fortsika.
Mivavaha foana ary aza adino ny mametraka ny sitrapony fa tsy ny antsika
:-*
34. fijo
(
06/08/2008 21:26)
fahamarinana,tena izay no antony nampiasana io fitenenana hoe "ranenitoa "io.maro mihintsy ny ankizy no mijaly amin'io taizana nenitia io.
35. ikaretsaka
(
10/08/2008 19:14)
ka ny tsy azoko ange le heo maninona no neny no nalaina fa tsy titre hafa e...
sa majeste ohatta na son exelence ohatra na son honneur ...
fa le neny mihitsy ... nga ialahy naterany?
raha mompera de manaiky aho heo Ray "am-panahy" ...naninona tsy natao iznay koa ohatra?

36. fijo
(
13/08/2008 21:52)
ka ireny wa norasina hoe ray amandreny teo amin'ny fiarahamonina.fanajana azy koa izany io,satria toa hoe reny arapanahy izy mitaiza.
37. ikaretsaka
(
15/08/2008 04:30)
ka ny tsy ara panahy no natao hoe "neny sy dada na bavy sy dahy na papa sy maman fa ny ara panahy natao hoe mompera sy pasitera sy masera sy seforera koa
sa afangaro indray eto ny vatana sy ny fanahy
nareo hoa ataovy serieux na tonga de tsory