Mama nirina

1. entomitohi ( 29/07/2008 09:25)
Mirary soa?

Iza amintsika eto no mahalala mikasika an'i Mama nirina.

Misaotra.
novalian'i bor2lais ny 15/08/2008 08:04
2. entomitohi ( 29/07/2008 09:31)
Ampiko kely :
Amin’ny alalan’ny fametrahan-tànana sy ny fijeriny no anasitranan’i Mama Nirina, nanomboka tamin’ny 25 aogositra 2002, fotoana nanomezan’Andriamanitra azy ny fahasoavana hanasoa ny mpiara-belona, araka ny nambaran’ireo efa nositraniny. “Mahita fiovana amin’ny zavatra jereny na maheno feo milaza hafatra na fananarana ilay marary rehefa mibanjina azy sy mivavaka i Mama Nirina”, hoy ny Mompera Juvence, iray amin’ireo manaraka fitsaboana ao amin’i Mama Nirina. Fantany avy hatrany ny aretina...
3. Mandefitra ( 29/07/2008 09:46)
Noheveriko fa i Nyrina mpiserasera ty ... kay hafa. :)
4. fahamarinana ( 29/07/2008 10:02)
:arrow: mandefitra : :-D :-D ianao ity an... :)
Iza ndray tokoa i Mama nirina zany ? tsy mbola fantatro sady tsy henoko ny tantarany dia mba miandry infos koa aho e,toa any entomitohi.. (l)
5. rakaroka ( 29/07/2008 12:25)
Eny wà i Nyrina ao @ serasera no fantatray fa mba ento eto koa aza ny mikasika 'ty nirina vao ity satria "intéressant" ny momba azy izany mbô hidodododona koa :lol:
6. cutie ( 29/07/2008 17:12)
heveriko fa nyrina koa no resahina :)
7. fijo ( 29/07/2008 21:10)
ary mahita sakalely hafa aho ,ao ambadika ao???
8. akamatiana ( 30/07/2008 06:36)
to otrany efa nivoka tam gazety io o, fa za tsy namaky :(
9. marindra ( 30/07/2008 13:42)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 29-07-2008 23:10:21
Lohateny : Re : Mama nirina
ary mahita sakalely hafa aho ,ao ambadika ao???
:-D
10. ikaretsaka ( 30/07/2008 14:48)
fa mba tsetsatsetra kely e...
maninoan tokoa moa izy ireny no antsoina hoe "mama" na "neny"
sa fitia te hanaraka ilay hoe "mompera" sy "mamera" sy "masera sy frera" fotsiny dia atao teny gasy
11. bichette ( 30/07/2008 15:43)
ka mba entina hanavahana amin'ny nirina rehetra fotsiny e
12. ikaretsaka ( 30/07/2008 16:29)
dia nanakory raha natao fotsiny heo mpiandry nirina na i nirina mpiandry
13. niryna ( 30/07/2008 16:38)
Mandefitra:

Noheveriko fa i Nyrina mpiserasera ty ... kay hafa. :)


=)) :D :D

Ikaretsaka a> toy ny fanajana ny olona rehetra ihany io angamba ka, toy ny hoe monpera izao na i pasitera .....dia nomena fanajana izy hoe i neny na i mama :D
14. fijo ( 30/07/2008 19:54)
ika an,satria izy ireny dia raisina ho raiamandreny,izay no hiantsoana azy hoe "mama"na i "neny"mpitaiza no andraisana azy.de ny any antsiraka sasany moa manaja azy hoe"dady" na dadilahy"mbola ambony noho ilay mama io
15. ikaretsaka ( 30/07/2008 21:39)
ka naninona izy tsary natao hoe ndrembavy na ngahindriana na Ny olombefanaja na i Nirina hajaina?
16. bichette ( 31/07/2008 06:53)
Hoy ika
ka naninona izy tsary natao hoe ndrembavy na ngahindriana na Ny olombefanaja na i Nirina hajaina?

valiny : satria tsy teo i ika taminio fotona io nanome ireo sosokevitra ireo fa ra teo i ika dé mety tsy mama nirina no niantsona azy amzao fotona izao fa ray amin'ireo safidin'ny ika ireo :D
17. fahamarinana ( 31/07/2008 10:50)
:arrow: Za ndray tsy nieritreritra hoe misy antony manokana loatra fa toa ny Rar rehetra antsoina mama zao,dada zao sy ireo zoky antsoina hoe zoky zao...sa nareo tsy manao an'izany ? Asa nefa raha misy dikany manokana na tsia...aleo andrasana ndray i prime sy ny namana mpiandry mety afaka manome fanampi-panazavana tena izy.. :) (l)
18. bichette ( 31/07/2008 10:57)
i prime anga mpiandry ?
19. fahamarinana ( 31/07/2008 11:22)
:arrow: tsy fantatro ,fa haiko fontsiny hoe izy no nahafantarako betsaka mikasika ny fifohazana en general..hoy aho tery ambony hoe andrasana i prime sy ny namana mpiandry...fa tsy hoe i prime mpiandry.Aleo izy no hanontanianao.. :) (l)
20. fijo ( 31/07/2008 20:37)
tsy ngahindriana,satria tsy voatery ho andriana le olona.le olombefanaja mety,fa ny efa fomba fanajana dia le fandraisana azy ho ray aman dreny.de antsoina hoe baba na mama na neny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083