Ny mpivavaka matahotra kokoa noho ny tsy mpivavaka
41. fijo
(
06/08/2008 21:39)
prime,ka eo le lazain'ika hoe "aza raisina arabakiteny le voasoratra fa manimba ny dikany"
42. prime
(
08/08/2008 10:44)
fijo> Ny tenin'Andriamanitra anie tsy "jeu de mots" na ankamantatra ry fijo e... :lol:
Na ianao mino dia manaiky na ianao tsy mino... fa tsy misy misabàka na olona samy manana ny heviny...
Na ianao mino dia manaiky na ianao tsy mino... fa tsy misy misabàka na olona samy manana ny heviny...
43. fijo
(
08/08/2008 21:57)
ary rah anilaza izany jesoa hoe"moramora aminn'y rameva ny hidirany ny vodifanjaitra sns"dia tsy jeu de mots koa sa tena nihevitra i lery fa tafiditra mora ny vodifanjaitra ny rameva????
45. prime
(
11/08/2008 11:42)
fijo:... Fa hono hoy aho aloha, fa inona no heverinao hoe vodifanjaitra??? fa sao ilay fanjaitra fanjairan'i bavy sy neny sy ry nenitoa sy ry nenibe ary no heverinao ho dikan'io??? :-D
ary rah anilaza izany jesoa hoe"moramora aminn'y rameva ny hidirany ny vodifanjaitra sns"dia tsy jeu de mots koa sa tena nihevitra i lery fa tafiditra mora ny vodifanjaitra ny rameva????
Vavahadin'i Jerosalema io raha tianao ho fantatra... ary ny teny hebreo nandikana ny baiboly dia mazava tsara fa fanoharana ny hasarotry ny idiran'ny rameva eo amin'ny vavahadikely fidiran'ny olona rehefa mihidy ny vavahadibe no tian'i Kristy ambara... :wink:
Izany no atao hoe fanoharana ary maro dia maro izy raha ny ao amin'ny baiboly... tsy misy ifandraisany velively amin'ny atao hoe "jeu de mots"... ity farany ity dia "parler pour ne rien dire"... rehefa tsy misy ambara intsony dia mody aholankolaka eo ny teny iray sao misy "issues" mba hanaovana "contre-arguments"... :lol:
46. ikaretsaka
(
12/08/2008 03:47)
ka ara bakiteny sa tsy ara bakiteny no lazaina e?
atsy mety ny araky ny vakiny atsy lazaina fa jeu de mots indray ..inona ihany??
mba consistant hoa.. araho tsara ny firafitry ny argument an'i fijo dia jereo ny ataon'i prime
aza tsimponina araka izay metimety aminao ny tenin'Atra
atsy mety ny araky ny vakiny atsy lazaina fa jeu de mots indray ..inona ihany??
mba consistant hoa.. araho tsara ny firafitry ny argument an'i fijo dia jereo ny ataon'i prime
prime:
.Ny tenin'Andriamanitra anie tsy "jeu de mots"
aza tsimponina araka izay metimety aminao ny tenin'Atra
47. fahamarinana
(
12/08/2008 13:24)
:arrow: prime :misy fahamarinana tokoa anie ilay lazain'ny namana,marina fa tsy jeu de mots tokoa ny Tenin'Andriamanitra ary tsy azo lavina izaysy ekeko tanteraka fa kosa Jesoa nanao fanoharana foana...araka io lazainao io...Za ndray ve no hilaza izany...fanoharana =ohatra amin'ny fitenin'ny maro .Tsy ho voatery parler pour ne rien dire kosa fa mba ahazava kokoa ny resaka.Ny fahitako azy sahala ihany no lazainao sy fijo fa ny anarany no miova : fanoharana atsy, ary jeu de mot ary...ary betsaka tokoa ny fanoharana ao anaty Baiboly tokoa anie !!! :) (l)
49. prime
(
12/08/2008 15:20)
fahamarinana:... Itoviako hevitra ianao...
prime :misy fahamarinana tokoa anie ilay lazain'ny namana,marina fa tsy jeu de mots tokoa ny Tenin'Andriamanitra ary tsy azo lavina izaysy ekeko tanteraka fa kosa Jesoa nanao fanoharana foana...araka io lazainao io...Za ndray ve no hilaza izany...fanoharana =ohatra amin'ny fitenin'ny maro .
fahamarinana:... Ilay fomba fiady hevitra no resahako hoe "jeu de mots" fa tsy ny Soratra Masina... raha mbola tsy fantatrao tsara hoe iza no tena mpanao izany ato amin'ny serasera dia mila maharitra tsara ianao sy mamaky tsara dia ho azonao...
Tsy ho voatery parler pour ne rien dire kosa fa mba ahazava kokoa ny resaka.Ny
fahamarinana:... Tsy sahala velively ny lazaiko sy fijo ary tsy misy itoviany na dia kely aza... i fijo milaza ny heviny araka izay fahitany azy... izaho tsy manambara ny hevitro araka izay fahitako azy fa izay lazain'ny Soratra Masina ihany... milaza mialoha aho raha itoviako hevitra na ny hevitro manokana no tiako lazaina... raha tsy izany dia izay ambaran'ny tenin'Andriamanitra ihany araka izay azo atao...
Ny fahitako azy sahala ihany no lazainao sy fijo fa ny anarany no miova : fanoharana atsy, ary jeu de mot ary...ary betsaka tokoa ny fanoharana ao anaty Baiboly tokoa anie !!!
Ary raha tena manaraka tsara ianao dia tsy i fijo no lazaiko ho manao "jeu de mots" rehefa tsy misy "argumentation" intsony... fa izy moa no miezaka manazava eo ambony eo dia toy ny hoe izy no valiako... :)
Efa tsinjon'i pissoa atsy ambadika atsy io amin'ilay lohahevitra hoe : "intolérance..."
Raha ny fanoharana ao amin'ny baiboly dia maro tokoa... fa tsy "jeu de mots" no anambaran'i Kristy azy fa tena "paraboles"... samihafa mihitsy izany...
ikaretsaka> mila ianarana ny tenin'Andriamanitra ary rehefa tena mianatra azy dia ho tsapanao fa tsy fahalalàna na filozofia na dogma akory aza izy fa fiainana...
Ary raha tsy mamaky azy isaky ny boky, isaky ny toko sy andininy tsy hahatsapa fa samihafa avokoa ny boky ao amin'ny baiboly... ka tsy azonao faritana io hoe tsy maintsy fanoharana foana, tsy maintsy synoptika foana, tsy maintsy faminaniana foana, tsy maintsy tantara foana...sns
Mba vohay ny fihevitra sy ny fandinika ra-Ika fa aza terena a... tsy misy an'i prime ao amin'ny Soratra Masina na dia litera iray aza fa an'Andriamanitra... ary tsy misy hevitr'i prime ao na dia iray aza fa an'Andriamanitra...
Ka izay voasoratra dia voasoratra na ahoana ambaranao ra-ika na ahoana... na lazainao mety amiko io na tsia dia ny tenin'Andriamanitra dia mazava araka izay voasoratra ao amin'ny baiboly... :)
Rehefa tsy mety aminao dia mba tsotra toa an'i fijo hoe tsy mino izay voasoratra ao amin'ny baiboly aho fa tsy mihodinkodina sy manao "jeu de mots" hoe tsy ampy na tsy io ihany no marina...sns
50. ikaretsaka
(
12/08/2008 23:45)
karetsaka> mila ianarana ny tenin'Andriamanitra ary rehefa tena mianatra azy dia ho tsapanao fa tsy fahalalàna na filozofia na dogma akory aza izy fa fiainana...
sao ianao no tsy ampy fianarana ka izya kely ianaranao ihany no ataonao diska loaka?
tsy ny mety aminao no mety ra prime fa ny mety @ andriamanitra an, ary tsy baiboly ihany foana akory hoa ny tenin'Atra
ary sarotra be ve ny mampiditra ao amin'ilay lava-tsofina mitohy @ zanak'atidohanao hoe samihafa ny tsy mino izay voasoratra ao anaty baiboly (toy ny ataoin'i fijo) sy ny milaza hoe tsy ampy ny voasoratra ao anaty baiboly (toy ny averimberina aminao!?
raha tapaka ilay fantsona mampitohy an'io ra Prime dia ampitohizo!
51. fahamarinana
(
13/08/2008 07:46)
prime:
raha mbola tsy fantatrao tsara hoe iza no tena mpanao izany ato amin'ny serasera dia mila maharitra tsara ianao sy mamaky tsara dia ho azonao...
:arrow: prime,s'il te palit,tena important ve ny ahalalantsika izany ? :(
prime:
Ary raha tena manaraka tsara ianao dia tsy i fijo no lazaiko ho manao "jeu de mots" rehefa tsy misy "argumentation" intsony... fa izy moa no miezaka manazava eo ambony eo dia toy ny hoe izy no valiako...
:arrow: Dia azafady be raha diso fa dia ny valitenin'ny fijo tokoa no hitako sy noheveriko novalianao... :)
prime:
Tsy sahala velively ny lazaiko sy fijo ary tsy misy itoviany na dia kely aza... i fijo milaza ny heviny araka izay fahitany azy...
:arrow:Ka izay indrindra,mitovy ny heviny fa ny any fijo milaza izy amin'ny maha-tsy mpino azy aloha...
prime:
izaho tsy manambara ny hevitro araka izay fahitako azy fa izay lazain'ny Soratra Masina ihany... milaza mialoha aho raha itoviako hevitra na ny hevitro manokana no tiako lazaina... raha tsy izany dia izay ambaran'ny tenin'Andriamanitra ihany araka izay azo atao...
:arrow: Dia prime milaza amin'ny maha-mpino an'ny prime....Izany hoe na hidohika eo aza nareo mirahalahy tsy hifanaraka hevitra mihintsy...
prime:
Raha ny fanoharana ao amin'ny baiboly dia maro tokoa... fa tsy "jeu de mots" no anambaran'i Kristy azy fa tena "paraboles"... samihafa mihitsy izany...
:arrow: Ka tena mila tsy ho arako tsony ilay resahanareo na dia miezaka manaraka aza aho fa be loatra ilay mots ampiasainareo ato :fanoharana,jeu de mots,dia inona ndray ilay paraboles ? :) (l)
52. prime
(
13/08/2008 11:21)
fahamarinana:... Ifonana ary an... :)
prime,s\'il te palit,tena important ve ny ahalalantsika izany ?
fahamarinana:... Ka izaho sy fijo na dia tsy mitovy hevitra aza mifankahazo resaka tsara...
Dia prime milaza amin\'ny maha-mpino an\'ny prime....Izany hoe na hidohika eo aza nareo mirahalahy tsy hifanaraka hevitra mihintsy...
Tsy voatery hitovy hevitra kah, fa afaka mifanaraka tsara dia mifanaja amin\'ny hevitry ny tsirairay... izany indrindra no herin\'ny serasera toa itony...
fahamarinana:... Raha ny Soratra Masina no jerena, ny dikan\'ny hoe fanoharana dia \"paraboles\" mihitsy... izay no mahalaza azy araka izay nampianaran\'i Jesosy azy... ny fanoharana ny amin\'ny fanjakan\'ny lanitra maro dia maro, ny amin\'ny mpamafy, ny amin\'ny zanaka adala, ny amin\'ny virjiny folo sns... (le Fils prodigue, le royaume des cieux, l\'ivraie... etc)
Ka tena mila tsy ho arako tsony ilay resahanareo na dia miezaka manaraka aza aho fa be loatra ilay mots ampiasainareo ato :fanoharana,jeu de mots,dia inona ndray ilay paraboles ?
ikaretsaka:... Izaho rahateo, mbola tsy niteny hoe ampy fianarana... ka handeha atao hoe ekena... :)
sao ianao no tsy ampy fianarana ka izya kely ianaranao ihany no ataonao diska loaka?
ikaretsaka:... Ekena ihany koa satria marina izany...
tsy ny mety aminao no mety ra prime fa ny mety @ andriamanitra an,
ikaretsaka:... Ambara anao fa samihafa ny atao hoe baiboly, Soratra Masina sy Tenin\'Andriamanitra... ka sao diso hevitra ianao dia ianao indray izao no manamarika hoe ny baiboly ihany no tenin\'Andriamanitra...
ary tsy baiboly ihany foana akory hoa ny tenin\'Atra
ikaretsaka:... Aza entim-po fa sao tapaka lalan-drà eo ianao...
ary sarotra be ve ny mampiditra ao amin\'ilay lava-tsofina mitohy @ zanak\'atidohanao hoe samihafa ny tsy mino izay voasoratra ao anaty baiboly (toy ny ataoin\'i fijo) sy ny milaza hoe tsy ampy ny voasoratra ao anaty baiboly (toy ny averimberina aminao!?
raha tapaka ilay fantsona mampitohy an\'io ra Prime dia ampitohizo!
Ka ny voasoratra ao aza tsy inoanao ka tsy mitovy ihany va izany? dia mody ahodinkodina hoe tsy ampy e sns... miteny Andriamanitra fa \"Jesosy no fahamarinana\", ianao sahy milaza fa tsy Izy irery no fahamarinana satria tsy ampy ny voasoratra fa misy fahamarinana hafa aza... Izy miteny hoe \"manohera ny devoly\", ianao milaza hoe koa ny devoly aza tsy inoanao ny fisiany... Izy miteny hoe \"aza mety ho resin\'ny ratsy\", ianao miteny hoe tsy mila resena izany fa ny tsiparifary sy ny vary aza avelan\'Andriamanitra miara-monina... tsy finoana mibaribary anie izany lazainao izany e... ka inona no mahasamihafa an\'izany amin\'ny ambaran\'i fijo... fa mody ahodinkodina hoe tsy ampy sns...
Mba tsotra hoy aho...
53. ikaretsaka
(
13/08/2008 16:32)
tsy resaka entim-p[o io ra prime fa zavatra efa averimberina foana an !
1) raha miteny ianao Hoe Jesoa no fahamarina..de misy manontany anao hoe ho'ziza
dia tsy voatery hoe ho'zy ny baiboly ihany akory io! possible henonao t@ radio io na nolazain'i Mpampianatra anao na hitanao teny @ graffiti teny rehetra teny
2) ao anaty baiboly ange no misy hoe avelao haniry hiaraka ny vary sy ny tsiparifary e.... sa tsy metimety aminao indray io dia fanahy iniana tsy tsimponina?
3) raha miteny izy hoe manohera ny devoly de tsy niteny izy hoe mandehana eny @ ring dia antsovy le olona lava tandroka be mitana fourche iry akory iznay fa hoe tohero ny zavatra tsy mety ao aminao

54. fijo
(
13/08/2008 21:59)
prime azoko mihintsy fa tsy fanjaitra anjairana akanjo no tiany no lazaina,fa ny resaka dia hoe "jeu de mots io sa tsia????
55. prime
(
18/08/2008 10:43)
fijo> Tsy "jeu de mots" io fa tenin'Andriamanitra... :)
Io anie tsy mila antsoina fa mameno ny rivotra e... antsoin'ny tenin'Andriamanitra mihitsy aza hoe "fanahy ratsy eny amin'ny rivotra"... ka raha manana ilay "Mpananatra" (Parakleto) ianao, dia tsy mila miantso fa miatrika ady isaky ny fotoana sy ny toerana rehetra ho azy satria Jesosy ilay tena Tompo mihitsy no mibaiko hoe "tohero"...
Sarotra marina ilay mandeha amin'ny lalana tery an... :lol:
ika:... Izy tenany no miteny izany... tsy mila radio sy graffiti izany fa na ianao mino izay lazainy na tsia... tsotra be anie izany e...
raha miteny ianao Hoe Jesoa no fahamarina..de misy manontany anao hoe ho'ziza
dia tsy voatery hoe ho'zy ny baiboly ihany akory io! possible henonao t@ radio io na nolazain'i Mpampianatra anao na hitanao teny @ graffiti teny rehetra teny
ika:... aza avadibadika ny resaka ra-ika a... izay ilay manao "jeu de mots"... :-D tsy ny fiarahan'ny vary sy ny tsiparifary no zavadehibe fa ny fanoherana ny ratsy... fa raha zavadehibe aminao ny fiarahan'ny vary sy tsimparifary, tsy hitako izay olana, lazain'ny tenin'Andriamanitra rahateo izany... fa tsy manamarina na dia kely aza iany hoe rehefa miara-monina dia aza manohitra ny ratsy, ary dia ataovy koa aza izay ataon'ny tsimparifary... :wink:
ao anaty baiboly ange no misy hoe avelao haniry hiaraka ny vary sy ny tsiparifary e.... sa tsy metimety aminao indray io dia fanahy iniana tsy tsimponina?
ika:... ka iza moa no miantso??? :-D
raha miteny izy hoe manohera ny devoly de tsy niteny izy hoe mandehana eny @ ring dia antsovy le olona lava tandroka be mitana fourche iry akory iznay fa hoe tohero ny zavatra tsy mety ao aminao
Io anie tsy mila antsoina fa mameno ny rivotra e... antsoin'ny tenin'Andriamanitra mihitsy aza hoe "fanahy ratsy eny amin'ny rivotra"... ka raha manana ilay "Mpananatra" (Parakleto) ianao, dia tsy mila miantso fa miatrika ady isaky ny fotoana sy ny toerana rehetra ho azy satria Jesosy ilay tena Tompo mihitsy no mibaiko hoe "tohero"...
Sarotra marina ilay mandeha amin'ny lalana tery an... :lol:
56. fahamarinana
(
18/08/2008 19:00)
prime:
... Raha ny Soratra Masina no jerena, ny dikan'ny hoe fanoharana dia "paraboles" mihitsy... izay no mahalaza azy araka izay nampianaran'i Jesosy azy... ny fanoharana ny amin'ny fanjakan'ny lanitra maro dia maro, ny amin'ny mpamafy, ny amin'ny zanaka adala, ny amin'ny virjiny folo sns... (le Fils prodigue, le royaume des cieux, l'ivraie... etc)
:arrow:misaotra nanazava prime a,miezaka manaraka ny resakareo aho fa efa very dia mamaky sisa no vita ka ialana tsiny ilay fanontaniako lavareny :) (l)
58. ikaretsaka
(
19/08/2008 20:36)
ka ny tsy azoko anie hoe inona no inoan'i prime sy atahorany e.. Andriamanitra sa demony?
toa samy inoanao sy atahoranao ireo ko
toa samy inoanao sy atahoranao ireo ko
59. prime
(
20/08/2008 07:14)
ikaretsaka> Izaho mino an'Andriamanitra ary matahotra an'Andriamanitra amin'ny anaran'i Jesosy...
Izaho mino ny fisian'i Satàna sy ny devoly fa tsy matahotra azy ireo noho ny herin'i Jesosy Kristy avy any Nazareta, ilay efa nandavo azy sy nanitsakitsaka azy sy nandresy azy ary nitsara azy...
Izaho efa nomen'Andriamanitra ny fahefana rehetra hanitsaka ny devoly sy ny menarana ary handresy an'i Satana sy ny devoly amin'ny anaran'i Jesosy ary ihany koa fahefana hafa araka ny niantsoany ahy...
ikaretsaka> Ianao moa ilay tsy mino ny fisian'i Satàna sy ny devoly nefa mino an'Andriamanitra?
Ianao moa ilay tsy matahotra an'Andriamanitra ary tsy miraharaha ny asan'ny devoly satria tsy mila korontanina izy? :lol: (mba mila valiny mahitsy sy tsotra azfd)